Efa miharihary ve ny tian'i kidoropamba ahatongavana e ???
1. tsoraka
(
12/07/2008 01:24)
Nanoratra aho tamin'ny vao niditra ity kidoropamba ity fa manao tetika ankolaka. Dokafana ny TIM dia mihevitra ny olona fa TIM tokoa ary ho tezitra. Dia iny tokoa fa misy milaza hoe efa TIM adala itony kidoropamba intony. Nitsinjaka ny anao lahy fa hoe tratrany ny tanjony. Nahatsikaiky kosa anefa fa vao tsy ampy iray volana dia mivandravandra sy miharihary tou ny kary anefitra ny tiana ahatongavana. Mba misaina ihany amin'ny mpikarama anady manoratra rehetra eto.
Ny tsy mety tsisy hiarovana azy fa ny manao resaka mandany andro olona dia efa mitory tsy fanajana ilay olona tiana verezina ati-doha. Tianao ve ny olona dia resaka habobo no asesikao haniny ? Faly ery ra-kidoropamba mampiditra ny resaka fanindraindrana ankolaka nefa famelezana ambadika ny Malagasy.

novalian'i tsimati ny 13/07/2008 23:46
2. xxx
(
12/07/2008 05:41)
Betsaka ny zavatra afaka ho tsikerana momba ny mpitondra atsika fa aza ny madinika aty amin'ny sisiny indray no omenao tsiny.
AMBOARY NY TARATASY VAZAHA
TSY HO TAFITA ISIKA
GOD BLESS (quand meme) RAVALOMANANA
AMBOARY NY TARATASY VAZAHA
TSY HO TAFITA ISIKA
GOD BLESS (quand meme) RAVALOMANANA
3. nikah
(
12/07/2008 07:15)
Non kosa e!Raha mamaky tsara ny resaka nataony rehetra dia tonga de mahalala fa tsy TIM izy,fa contre,nefa misy maha marina azy anie ny zavatra lazainy e!Inona moa no zava misy @ zao fotoana ,tsy ny fanangonan'Dravalomanana ny tanindranona sy ranona na de efa hita fa misy tompony aradalana zao aza,fanaovana ampihimamba ny fananan'olona,Raha manana omby be ronono ianao dia tsy maitsy any @ TIKO no livrena ny ronono!Raha mahavokatra voanjo na soja ianao ,dia tsy maitsy any ihany koa,nefa raha ny vidiny andraisany azy tsy araka ny tokony ho izy.Raha manana tany tsara ianao dia hoe hanaovany terrain de Golf hono .Ka iza moa no hiasa loha @ zay golf any fa ny vazaha sy ny mpanana anie no hampiasa io e!Dia ahoana ny vahoaka majinika???
4. kidoropamba
(
12/07/2008 14:47)
Hin! Hin! Hin! Mahatsikaiky kosa nareo izany.
Tsy TIM indray hono ra kidoro satria tsy minono fotsiny ihany.
Izaho ange no voalohany nilaza teto hoe: TSY HANOME VATO MAFANA an'i filoha hajaina Ravalomanana. Efa nolazaiko io ary efa nikiritika ireo elatra Rajemison sy ranjivason ao @ CRTIM lasa Mastilo aho. Izaho koa dia efa nitaky ny fametrampialAna hoan'i razokinibe Marisely.
Tonga indray ity ny maligasizasion @ fotoana nanaovan'ny filoha hajaina Ravalomanana ny teny "angilisy" ao anaty lalampanorenana. Ary ry zareo avy any andafy, gasy petakorona na dia malama volo aza dia mitsaitsaika miteniteny fahatany kanefa ny zanany dia alefany mangatsitsika any @ sekolindry demompra sy masera, na any @ sekoly FJKM na koa any sekoly pirivE.
Ny zanaka gasy pokona dioviny betro @ "koditra" sy "ra-danz" ary "ny saka sy ny totozy".
Tsy ratsy ity lazain'i xxx ity hoe: Amboary ny taratasy vazaha. hin! hin! hin! hin!
Ny anay ange efa vita satria efa boligariAna izahay izao ka tsy mandraharaha izay hidabohan'ny gasikara e.
Ravalomanana Ihany! Ravalomanana Hatrany!
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika BoligAriAna
God save Ravalomanana ^:^

5. tsimati
(
12/07/2008 15:01)
ny minono aloha ekena fa talentanao. tsy mbola nisy nampianatra nampiasa koditra sy benaina izany koa ry benaina a!!! Angaha moa iraisampirenena koa ny boligariana mampalahelo ano. Ty vava sao tongavan'ny Bioligariana eo.
7. tsimati
(
12/07/2008 15:13)
Saika omena ny bavinao angaha dia lasa any amin'ny boligarianina ? Aza zatrajatra io minono io hoy aho ra-kidoro. :-D :-D :-D
8. Koditra
(
13/07/2008 19:19)
Kidoropamba sy tsimati > enoko namaivay ny sofiko, kay ny anarako no voatoninareo mitsam tato.
9. tsimati
(
13/07/2008 23:46)
Ka ny anaranao anarana malaza ary Kidoropamba no milaza fa aleo hijanona ho Koditra sy Benandro no hain'ny zaza Malagasy. Koditra izany no maha-vendrana ny Malagasy ka kidoro petahana fa izaho mandala ny teny Malagasy ary mamaky koditra izahay mianakavy ka mety anisany vendrana tokoa fa tsy sahalan-dry kidoropamba. ho ela velona anie ny teny Malagasy.