TRUCS et ASTUCES

1. xxx ( 12/07/2008 07:24)
O ry zareo ah! raiketo indray samia mba milaza ny sopapa mba hainy reh!
Ahoana kay ny fomba fanalàna calcaire amin'ny Parois douche en verre fa manjavona ny calcaires be mihintsy ilay izy, mokosoka aho tsy mety hafaka mandreraka be mihitsiny.....efa nanandrana produits anti-calcaires fa inona akory no eo...
Lasa ilay mpanofa trano dia mba mila hatao en ordre ny trano alohan'ny hidiran'ny hafa vaovao....tena misy tsy mivakiloha mihintsy ny olona hanaja ny etat ny trano nidirany....
misaotra mialoha
:?
novalian'i Ratoa ny 18/07/2008 13:59
2. sipagasy ( 12/07/2008 08:38)
raha calcaire aloha ny haingana indrindra sady fampiasako :wink: dia ny vinaigre fotsy ihany e!, somary mamofona izy fa diovina tsara hiala ny ranony avy eo dia madio tsara mihintsy.

ny momba ny mpanofa miala indray dia aza averina ny caution-ny dia vita e! teneno izy hoe haka sté aho hanadio ny trano nialanao dia vita!!! na izy manadio, na tsy miverina ny caution dia basta! ;-) dia mazotoa ianao e!
3. xxx ( 12/07/2008 13:55)
sipagasy: ka tsy naka caution fa velompahatokisana.....ankoatra izay tsy nanimba zvtr izy fa lay tsy fanadiovana regulier no nampijanona ilay calcaire...

dia vinaigre fotsy io fotsiny sa ampiana produits hafa???? handeha handrmako aloha raha mety fa manjavona be mitsy ilay parois anie e! matevina be lay calcaire eo amboniny...

misaotra sipagasy an! :-*
4. kelly13 ( 12/07/2008 20:47)
io vinaigre fotsy io no efficace indrindra ra resaka contre calcaire!
za refa mampiasa vinaigre blanc d tairiko @ zao fa tsy ampiana produit hafa na rano zany
5. xxx ( 12/07/2008 21:08)
misaotra tamin'ny toro-hevitra fa dia tairiko amin'io izany aloha dia lazaiko eo ihany ...mbola tsy nampiasa vinaigre mihitsiny aho aloha tsy tao antsaiko iny....
tsy mamely akory ilay anti-calcaire pub be amin'ny tv ireny aloha....
6. karinah ( 13/07/2008 08:16)
ié, vinaigre effic kokoa, mijere lay émission mande am M6 isaka ny lahady (rah aty ivelany, na koa manana parabole) fa be astuces bedebeee atondron-dry zareo momba ny fanadiovana; ...mazotoa manadio ô!! :)
7. xxx ( 13/07/2008 08:19)
karinah: ah bon! hay misy an'izany???zà manana M6 de amin'ny firy izany fandaharana izany...ny ahy amoniak no ampiasaiko hanadiovako fitaratra kosa aloha fa madio mamitaka otran'ny tsy misy verre ndray hihihih
8. karinah ( 13/07/2008 08:37)
xxx: bjr, ouiiii, rehefa alahady tolak'andro vers 16h eo!! :D
9. karinah ( 13/07/2008 08:39)
houu, tena tsy haiko indray izay amoniak izay fa ande ampiasaiko, nenah ato misy fitaratra izay tsy mety madio tsara (mangirana) rehefa diovina, mahagaga, ny sasany anefa mety tsara, ampiasaiko njay io! hihi ! :wink:
10. xxx ( 13/07/2008 10:05)
karinah: ah ok! mci! :-*
ié amonika mampadio mazava mangarangarana mihitsiny ny fitaratra....
ny lavabo sy ny baignoire anatiny koa ve afakan'ilay vinaigre ireny trace n'ny calacaire ireny na eny am robinet aza?????
mampiasa cif fa toa eny ihany ny trace..... :?
11. sipagasy ( 13/07/2008 11:12)
eh xxx ahoana akia nya fampiasa izany amoniaque hanasana fitaratra izany??? tena ilaiko mihintsy io izao, fa efa tsara ny andro nefa ny fitaratra misolitika ao @tanan-jaza sns hihihi, tsy maha sempotra veh ny mampiasa azy akia??
12. ni81 ( 13/07/2008 11:16)
Ny ahy ny fitaratra sasaiko @ ireny produits vitres mangamanga ireny, ary tsy lamba no anaovako azy fa taratasy fa madio be avy eo.
13. karinah ( 13/07/2008 11:19)
ni81> ireny koh ny anah, fa misy fitaratra iray izay tena tsy madio tsara na de atao an'iny, efa somary antitra kou angamba le fitaratra! lol
xxx> d 2 rien, fa merci koh aloh tam le amoniak ee, oay adinoko, aiza no mety ahitàna mpivarotra azy? mici!! :-*
14. xxx ( 13/07/2008 12:08)
sipagasy: ireny dian-tanana ireny indrindra no rapida be amin'ilay amoniak
atao am lamba somary otran'ny eponge natokana ho an'nh fitaratra ireny ny amoniak dia andalovy koseho amin'ny fa madio tsara mandrapamainany koseo am lamba maina...


karinah: any am magazin misy ka! ohatra magazin de brikolazy ireny....anontaniana....
ary ny fanalàna taindalitra maintiminty kely ireny mba inona no ampiasainareo, tsy mety hafaka mihitsy na kosehina be aza fa eo ihany ilay teboka mainty kely....indrindra fa amin'ny varavarakely na varavarana en PVC fotsifotsy no tena hita be...mandreraka an!
amin'ny été mantsy be lalitra tsy mahaskana ny lalitra hitaingitaingina eny ivelan'ny varavarakely mihitsy dia mametraka tache mainty eo anefa raha tsy safoina eo noho eo iny taindalitra iny dia mi penetre mihintsy anatin'ilay plastik fotsifotsy, ohatra koa amin'ilay latabatra zaridaina fotsifotsy plastik ireny....
15. ari.malala ( 14/07/2008 08:31)
tain-dalitra ve tsy afaky ny produit fanasana fitaratra e! ny ana alou iny iany e!
16. xxx ( 14/07/2008 12:58)
ari.MALALA tena tsy afaka aky ah! rehefa izy efa mi penetra amin'ilay plastik iny tsy afaka.....
17. Ratoa ( 18/07/2008 13:59)
ny tain dalitra somary alona eo ny ranontsavony na izay produit fanasanao fitaratra dia mi-gonfler izy dia mora esorinaa. Ny ahy ny ravin'ny hasina koa lemako rano dia avelako eo kelikely dia iverenako indray fa afaka.

Acide no fanalàna tâche - na calcaire na douche izany, na lavabo na carreaux na W.C. Acide chorydrique na hafa, vidiana eny @ droguerie na grande surface na quaincaillerie . Mora io sy malaky. aosotra amana torchon raha lavabo sy baignoire, araraka raha carreau sy W.C. dia kosehana rehefa nipetraka kelilkely. Madio toa ny vao

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4752