Miangavy @ fanalAna ny sarin 'i badboy

1. kidoropamba ( 12/07/2008 15:21)
Tratrin'ny palipitasion foana aho raha mahita ny sarin'i badboy. Toa miodikondina izay ny lohako ary toa misy manindrona mafy ny foko.
Efa fitopolo taona mahery aho fa tsy mbola nahita malagasy ratsy tarehy tahaka an'ity badboy ity. Ny zafiko lahy mantsy tsy sahy mihitsy manao serasera miaraka amiko satria mikikika foana lery raha mahita an'i namana badboy.
Vao sambako izao nahita malagasy ka tena ratsy ka ratsy izany satria toa mainty tsy misy maso no be volombava no sady be orona sy vava ity ranamana ity.
Ny vata fandraisana sary ve no nanimba an'io sarin'olona ka lasa flou ilay sary) io sa i lery mihitsy no efa niangaran'ny vitana?

Tsy hoe mitaky zavatra aho fa raha azo atao dia esory ity sarin'olona mampatahotra ankizy ity fa toa mitady manafaingana ny aretina tEnsion misy amiko izy io.

Misaotra ny mpandrindra.

Ravalomanana deraiko
Ravalomanana filohako
Ravalomanana tohanako ^:^
novalian'i tsimati ny 13/07/2008 23:41
2. xxx ( 12/07/2008 19:56)
ny anao kosa aza otran'ny benladen, mampitahotra otran'ny hisy fipoahana izany eto am ecran mahita ity sarinao ity :-D tsy zaza tsony no matahotra fa olondehibe hoe tafiditra ato am serasera ny terorista malaza :{
3. tsimati ( 12/07/2008 23:43)
Efa hita fa samy resaka lainga daholo nefa mody mampiresaka. Fa iza no milaza aminao fa tena sarin'i kidoropamba io?
Ny zavatra ataon'ny Malagasy misy fitapitaka daholo ary efa voalaza fa viartoaly io ka asakasak'izay mivelatra manome ny momba azy hoy ry zalahy.
4. xxx ( 13/07/2008 06:43)
ka ilay sarintava anie no tiany resahina e! ny azy koa angaha tena izy ny an'i badboy samy fitaka daholo ka nahoana no misy mangataka famafàna :-D
5. tsimati ( 13/07/2008 07:56)
Io teneniko io hoe mampiresaka. Inona no hidiran'io ao amin'ny sehatra politika ohatra? tsisy. Raha tia hifanaja tokoa ary hampianatra izany ny mpiserasera rehetra dia any amin'ny momba ny serasera io.
6. ainaheri ( 13/07/2008 07:59)
:-D :-D :-D :-D :-D D ny an'iza ndray refaveo angatahana esorina??=))=))=))=))=))
7. tsimati ( 13/07/2008 08:05)
Ity bogosy be ainahery ity kosa aloha tsy esorina. Simba sy potika daholo ny sipa ary tsisy resaka sehatra politika intsony. :-D :-D :-D
8. xxx ( 13/07/2008 08:16)
aon izany ainaheri! :wink: :-D :-D :-D
9. tsimati ( 13/07/2008 08:23)
Efa hoe ravany ny tsena ary tsy politika intsony ato. Torotoro mihintsy ny joba. Dadany lay kidoropamba :-D :-D :-D
10. karinah ( 13/07/2008 09:00)
kidoropamba> =)) =)) =)) =)) =)) , solon-tsary anie ny an'i badboy fa tsy tena sariny iny eeee, sady sary tsy tena izy, ny anao marina aza sary tena réel no sady mampitahotra be izany ny mijery ilay izy, ny anao izao no mampatahotra amiko fa tsy ny an'i badboy izay kisary tsy tena izy ankory kooonnnnn!! :roll: , mba azonao soloina tokoa ve io sarinao io fa tsy agréable mihintsy alou ilay izy eee, efa ela aho niteny oe fa innn koa ary ity sary apetrak'i kidoropamba ity??, mandreraka be mijery azy , marina eeeeee, :lol: .....; :°) fona!!... :oops: :wink:
11. tafita ( 13/07/2008 09:34)
ny an'i kidoropamba kosa kay aretina mora sitranina , , AZA MIJERY NY SARY FOTSINY DE VITA NY AKAMA ...@ izay ianao tsy miakatra le tosi-dra . Maty tampoka eo fa ataovy e
12. xxx ( 13/07/2008 09:59)
Ka na ilay satro-doha amin'ny sarin'i kidorompamba aza efa presk otran'ny kidoro sa ondana mihitsny ko! :-D :-D :-D
13. badboy ( 13/07/2008 10:27)
kidorpamba >>:-D :-D :-D :-D Nataoko ihany ny tsy hamaly fa mahalatsaka loatra ilay tantara lazainy ;-) ;-) ;-) ;-)

Rahoviana ranamana no hiakatra sehatra @ ireny fandaharana hatsikana ireny fa izaho no ho spekta voalohany!! :-D :-D :-D

Milay kah! Tohizo fa bonne!!Za fan (sa fanina)!! :lol: :lol:
14. vale ( 13/07/2008 11:14)
:-D :-D :lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ,xxx: otran'ny kidoro oe? miloloha kidoro anie izy mampatonga ny ps-ny oe kidoropamba eee! :-P :lol:
tssss, za vao nahita io ps-ny io de natahoatra konkoa! ozizy ah oe manafika ny serasera i benl den :wink: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. xxx ( 13/07/2008 12:10)
tsimati:

Efa hoe ravany ny tsena ary tsy politika intsony ato. Torotoro mihintsy ny joba. Dadany lay kidoropamba :-D :-D :-D


ka resaka politika n'ny sary kosa angamba no horesaina eto


:-D

karinah: ié tena tsy havesatra be otran'ny miloloha kidoro ve io sattroka lamba mitsavovona be ambony loha io :^)
16. tsimati ( 13/07/2008 12:46)
Ahoana koa zany politikan'ny sary izany. Sa Andriamanitry ny sary ? :-D :-D :-D
17. kidoropamba ( 13/07/2008 14:04)
Tiako ny hanolo an'io sariko io fa io mihitsy no tena favy. Mitazona ny rasta-ko io turbana io satria efa elaela ihany izaho izay tsy nihety. Raha esoriko io dia ho hitanareo daholo ny rasta-ko lava be no feno tantely hanapitsapitsan'azy ary hampitazona azy tsara @ izay tsy miosy "hao" miditra.

Kay sarintsariny ny an'i badyboy? Mialatsiny ary ry badboy fa heveriko fa tena kirizy alimantera ity nahazo ny takolakao toa taolana daholo sisa. Ka hoy aho hoe: mazana kosa izany kirizy alimantera any dago izany ka efa taolana sisa ny takolak'ireo malagasy.

Ndao hidiona izany ilay resaka fa kay tsy tena sary.

Ravalomanana Ihany!
Ravalomanana Hatrany! ^:^
18. yonikafopl ( 13/07/2008 14:35)
otran'ny hoe resaky ny tsy ampy saina zany wa le resaka ato eeeeeee :-D :-D
19. xxx ( 13/07/2008 15:36)
ny an'i kidoropamba angaha kirizin'ny lame rasoir ntandremo aza ny bibikely sao mihanaka raha diso lava loatra izy io :-D :-D :-D
sady mitady ho tratran'ny krizy alimantera koa izao kidoropamba fa efa miha- miletika be ny takolaka de mody saromana volombava :-D
20. badboy ( 13/07/2008 16:02)
kidoropamba:
Kay sarintsariny ny an'i badyboy? Mialatsiny ary ry badboy fa heveriko fa tena kirizy alimantera ity nahazo ny takolakao toa taolana daholo sisa. Ka hoy aho hoe: mazana kosa izany kirizy alimantera any dago izany ka efa taolana sisa ny takolak'ireo malagasy.


:-D :-D :-D :-D
Tsisy tsiny! Io sary io sarin'ny taolandohako azo avy @ scanner! :-P :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0521