Nivoatra ilay fijery momba ny asan'Atra sy ny ataon'olombelo
1. badboy
(
12/07/2008 08:56)
Izaho nametrak'io fisarahana io t@ voalohany!
Rakaroka nametraka fa tsy mila ampandihizina etsy sy eroa Atraz fa misy andraikitry raolombelona!
Rasiligaoma milaza fa ny olona ihany no mametraka izay reviny hioe itsy avy @ Atra na itsy avu @ devoly!
Fijo nanambara ny fomba fampitana ny finona @ fampitahorana ny zaza!
Ikaretsaka dia nitovu hevitra tamiko tateraka!
Pissoa io fa manaiky ny lazaindRakaroka!
Noho izany mampisokatra sy mampivelatra fombe fijery ilay miserasera (afatsy ireo izay minia mikipy eo anatrehan'ny mazava ka tsy mahita afatsy ny maizina)!
Hamaranako azy dia isika olombelona, araky ny voalzan'ireo akama nolazaiko ambony ireo, dia isan'ny tompion'andraikitra hatr@ 90% farafahakeliny ny mitranga eo @ fiainantsika! ;-) ;-) ;-) ;-)

novalian'i Christ ny 01/08/2008 12:31
2. pissoa
(
12/07/2008 12:10)
1 - Tsy i Badboy no nitondra ny hevitra tahaka izany voalohany teto. Izay fotsiny i Badboy vao nitsiditsidika anay teto amin'ny finoana sy fivavahana tamin'io PS io.
2 - Aza mampime ... tsy hoe manaiky ny lazain-dRakaroka aho ... Na dia tsy niteny aza i Rakaroka dia efa nilaza aho tao ambadika hoe :
Ary tary ambadika dia i Badboy no manesika hoe lazain'ny mpino fa Andriamanitra foana ... na dia efa nolazaina aza i Badboy hoe misaotra an'Andriamanitra izy ... fa nisaotra ny olona koa, ary efa nisy niverimberina matetika tany fa mpandray anjara koa ny olombelona !
3 - Ny hoe 90% an'ny olombelona dia affirmation gratuite ! Ahoana no fomba nandrefesanao azy ?
4 - Ny mpino matetika - ny kristianina manokana amin'ny ankapobeny - dia manome lanja ny olombelona mpiara-belona, fa i badboy no mety tsy nahita izany hatrizay dia mihevitra hoe nitondra lesona ho anay teto :-D :-D :-D :-D :-D :-D

Pissoa:
Ity resa-be fanasokajiana black and white eto amin'ny forum ity, ny fahitako azy dia tsy ny Kristianina akory no tena manao azy na mivoy azy
Ary tary ambadika dia i Badboy no manesika hoe lazain'ny mpino fa Andriamanitra foana ... na dia efa nolazaina aza i Badboy hoe misaotra an'Andriamanitra izy ... fa nisaotra ny olona koa, ary efa nisy niverimberina matetika tany fa mpandray anjara koa ny olombelona !
3 - Ny hoe 90% an'ny olombelona dia affirmation gratuite ! Ahoana no fomba nandrefesanao azy ?
4 - Ny mpino matetika - ny kristianina manokana amin'ny ankapobeny - dia manome lanja ny olombelona mpiara-belona, fa i badboy no mety tsy nahita izany hatrizay dia mihevitra hoe nitondra lesona ho anay teto :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. badboy
(
12/07/2008 12:51)
pissoa >> Tsy mety aminao le 90% de aleo atao 95% mba hafalifaly anao!! ;-) ;-)
PS : FANAMARIHANA TSY MILA VALINY ITY LOHAHEVITRA NAPETRAKO ITY! MISAOTRA MIALOHA TSY MAMALY! ;-) ;-) ;-)

4. pissoa
(
12/07/2008 13:36)
:-D :-D :-D :-D :-D
Atao kabary tsy valiana angaha izy ity ry badboy !
Ilay 95% koa mbola affirmation grauite be fa ahoana ny fomba nandrefesnao azy ?

5. Rasiligaoma
(
12/07/2008 16:54)
PS : FANAMARIHANA TSY MILA VALINY ITY LOHAHEVITRA NAPETRAKO ITY! MISAOTRA MIALOHA TSY MAMALY!
badboy> sao diso ianao, dinika anie no atao eto e, ary fanehoan-kevitra ko maninona no hoe tsy mila valiny
4 - Ny mpino matetika - ny kristianina manokana amin'ny ankapobeny - dia manome lanja ny olombelona mpiara-belona, fa i badboy no mety tsy nahita izany hatrizay dia mihevitra hoe nitondra lesona ho anay teto
misy mpino (milaza ny tenany ho) kristianina votom-pinoana be ireny, dia tsy manome lanja io maha olombelona mpiara belona io loatra intsony fa ilay ara panahy fotsiny (asa ara panahy inona loatra angaha) no mahafaty azy, fa adinony ny hoe ny olombelona ange vatana sy fanahy koa e
6. rakaroka
(
12/07/2008 21:46)
Tombon-tsoa foana anie ny fahaizana misera, ay mamerina fisaorana ny fototra
nahafahantsika mifampidinika hatrany!
Ilay izy angamba tsy fampidrana hoe "'zaho" no tena favy fa rahata ny rary tsihy
no mampivoitra ny ny soa hoa an'izay manahy mandray ny tandrifiny!

8. badboy
(
13/07/2008 07:37)
Efa hoe tsy valiana dia mbola valianareo ihany :oops: :oops: :oops:
Fa izao no nitranga, vao nametraka hevitra aho (tsy fantatro hoe efa nisy nandefa hevitra tahaka io ve taloha tany) nanao hoe ny olombelona miafina ambadik'Atra mba tsy handraisany andraikitra, dia raha ohatra ka tsy virtoaly ty zavatra ity dia efa mangamangan'ny felak'ireo tsy nanaiky io hevitr'io angamba ny tavako! :cry: :cry:
Dia nahafinaritra ny nijery aty aoriana hoe misy mitovy hevitra @ tena!
Dia aza raisina hoe resaka mitehaka ny tenako no ataoko fa fanamarihana fotsiny!
Izay no mahatonga ahy niteny hoe aza valiana! ;-) ;-) ;-)

9. tsimati
(
13/07/2008 08:03)
badboy an sady manantsaina no mahay ny sehatra rehetra. elita gasy lasa alavitra. Dia misaotra ny avo :-D :-D :-D
10. prime
(
15/07/2008 10:03)
badboy:... misaotra anao izany ry anjelin'ny mazava...
Noho izany mampisokatra sy mampivelatra fombe fijery ilay miserasera (afatsy ireo izay minia mikipy eo anatrehan'ny mazava ka tsy mahita afatsy ny maizina)!
badboy:... aza faranana aloha ka... iza moa no miteny hoe tsy tompon'andraikitra ny amin'ny fiainany ny olombelona?
Hamaranako azy dia isika olombelona, araky ny voalzan'ireo akama nolazaiko ambony ireo, dia isan'ny tompion'andraikitra hatr@ 90% farafahakeliny ny mitranga eo @ fiainantsika!
Mitovy hevitra amin'i pissoa aho eto...
rasily:... Itoviako hevitra ilay hoe ny olombelona dia vatana, fanahy... (ary saina sy fo ihany koa)...
misy mpino (milaza ny tenany ho) kristianina votom-pinoana be ireny, dia tsy manome lanja io maha olombelona mpiara belona io loatra intsony fa ilay ara panahy fotsiny (asa ara panahy inona loatra angaha) no mahafaty azy, fa adinony ny hoe ny olombelona ange vatana sy fanahy koa e
Fa aza manava-tena fotsiny satria ianao mpino kristiana ihany koa... rehefa mpino kristiana dia mitovy avokoa eo amin'Andriamanitra fa tsy dia mendrika loatra ny mitsara hoe ilay anona irony na ry zalahy iroa nefa samy mpino... ny finoana samy manana ny azy, misy ny manana izany bebe kokoa, misy ny manana antonony, misy ny manana kely, fa Kristy efa nampianatra fa tsy ny habeny akory no inona fa ny fiainana azy...
11. Rasiligaoma
(
15/07/2008 12:11)
ka izaho tsy manao ilay ara -panahy fotsiny ry prime a
mitovy daholo isika saingy misy ny hoe katolika protestant sns...

12. fijo
(
15/07/2008 20:54)
Fa aza manava-tena fotsiny satria ianao mpino kristiana ihany koa... rehefa mpino kristiana dia mitovy avokoa eo amin'Andriamanitra fa tsy dia mendrika loatra ny mitsara hoe ilay anona irony na ry zalahy iroa nefa samy mpino."
aminay tokoa aloh adia iray ianareo e,izahay tsy hanavaka fa iray harona ao daholo izay mpino

13. rakapy
(
16/07/2008 03:58)
Ka izay anie ilay mampme! na ny samy mpino an'i jesosy ary efa mizarazara .Angamba misy vararavarana maro sy toerana samy hafa any ka dia tsy misy olana fa dia aleo dia ny ety an-tany dia mifanavaka mba tsy hiraisan-toerana rehefa any :-D :-D :-D
14. Rasiligaoma
(
16/07/2008 05:12)
ka eo amin'ilay "fomba" finoana an'i jesosy mihitsy no olana anie e amin'ny samy kristianina e
misy ny maka izay azoazon'ny sainy ihany momba ilay finoana an'i jesosy, hoe izao tsara dia ankalazaina, izao tsy azoazo dia tsy ankalazaina, izay tsy azon'ny sainy sy tsy metimety amin'ny firehany dia any izany.
Misy ny nitazona ny araky ny nampianarina sy natoron'i'i jesosy ireo olona niara niaina taminy tamin'iznay andro izany , sy nanohy nampita izanyhatrany , na manaraka ny firehany io fampianarana io na tsy manaraka ny firehany!
sia eo ilay olana ho an'ny manodidina, lasa sahala amin'ny fianarana hoe ny voasoratra ao anaty "boky mena" ka vakianao araka izay nahazoanao azy ve no izy, sa ny miseho ho azy eo amin'ny fiainana andavanandro ka ampitain'ireo mpampianatra sy olona niaina ilay izy

15. Rasiligaoma
(
16/07/2008 05:17)
ovaiko kely ilay fanoharana:
raha hianatra teny sinoa ohatra dia iza no mety sy hahaizana kokoa? ny mamaky boky mampianatra ilay teny sinoa sa ny miresaka amin'ny sinoa na ny olona efa niaina tany chine ka nianatra ilay teny ?

16. fijo
(
17/07/2008 20:20)
izany hoe tokony mbola hisain atoa izany andro izany izany???ko tsy kaida no hiafarana??????
raha hoavy tokoa aloha jesoa mety hisy raharaha eto e,le jesoa kato mantsy toa tsy dia eken'ny protes loatra ny fombany,ka lery ve no hitsara protes tsy gidragidra be ao?????izahay mo ahitazana sy hiomehy ko

17. Christ
(
01/08/2008 12:31)
CHAPITRE 1
L'AMOUR DE DIEU POUR L’HUMANITÉ
La nature et la révélation témoignent de concert en faveur de l'amour de Dieu. Notre Père
céleste est l'Auteur de la vie, de la sagesse et de la joie. Contemplez les merveilles de la nature;
constatez leur parfaite adaptation aux besoins et au bien-être, non seulement de l'homme, mais
aussi de tout être vivant. Le soleil et la pluie qui égayent et rafraîchissent la terre; les montagnes,
les mers, les plaines : tout nous parle de l'amour du Créateur. C'est Dieu qui subvient aux besoins
quotidiens de toutes les créatures. Ces belles paroles du Psalmiste rendent hommage à sa
touchante sollicitude.
Les yeux de tous espèrent en toi,
Et tu leur donnes la nourriture en son temps.
Tu ouvres ta main,
Et tu rassasies à souhait tout ce qui a vie.
(Psaume 145:15,16)
Dieu créa l'homme saint et parfaitement heureux. Notre terre, au sortir des mains du
Créateur, ne portait pas la moindre trace de corruption, ni la plus légère ombre de malédiction.
C'est la transgression de la loi de Dieu – loi d'amour – qui a été la cause de la mort et de tous les
maux. Néanmoins, l'amour divin se manifeste au sein même de la souffrance. Il est écrit qu'à
cause de l'homme, le sol fut maudit. (Genèse 3:17) Les épines et les chardons, les difficultés et
les épreuves qui font de notre pèlerinage terrestre une longue succession de labeurs et de soucis,
nous ont été départis pour notre bien; ils entrent dans le plan d'éducation que Dieu a formé pour
nous relever de l'état de dégradation et de ruine dans lequel le péché nous a plongés. Quoique
déchu, le monde n'est pas tout tristesses et souffrances. La nature elle-même nous offre des
messages d'espérance et de consolation. On voit des fleurs s'épanouir sur les chardons et des
roses éclore sur des épines.
« Dieu est amour. » Ces paroles se trouvent inscrites sur chaque bouton de fleur et sur
chaque brin d'herbe. Les charmants oiseaux qui égayent les airs de leurs chants joyeux, les fleurs
aux nuances délicates et variées qui embaument l'atmosphère de leur doux parfum, les arbres
gigantesques et les forêts aux riches feuillages, tout nous parle de la tendre et paternelle
sollicitude de notre Dieu et de son désir de faire le bonheur de ses enfants.
La sainte Écriture révèle son caractère. Dieu nous y fait lui-même connaître sa compassion
et son amour infinis. Quand Moïse lui adressa cette requête : « Fais-moi voir ta gloire! » l'Éternel
lui répondit : « Je ferai passer devant toi toute ma bonté. » (Exode 33:18,19), et passant devant
Moïse, il s'écria : « L'Éternel, l'Éternel, Dieu miséricordieux et compatissant, lent à la colère,
riche en bonté et en fidélité, qui conserve son amour jusqu'à mille générations, qui pardonne
l'iniquité, la rébellion et le péché. » (Exode 34:6,7) Il est « lent à la colère et riche en bonté. »
(Jonas 4:2), « car il prend plaisir à la miséricorde. » (Michée 7:18). C'est là sa gloire.
Dans le ciel et sur la terre, Dieu nous a donné des gages innombrables de sa bonté. Par
l'intermédiaire de la nature et par des preuves d'un amour plus tendre et plus profond que le coeur
humain n'en peut concevoir, il a cherché à se révéler à nous. Néanmoins tout cela n'est qu'un
reflet bien pâle de son caractère. L'ennemi du bien a aveuglé l'esprit des hommes à tel point qu'ils
s'approchent de Dieu avec crainte et le considèrent comme un être sévère et implacable. Satan
fait passer notre Père céleste pour un être d'une justice inflexible, un juge sévère, un créancier
dur et inexorable. Il dépeint le Créateur comme observant les hommes d'un oeil scrutateur en vue
de découvrir leurs erreurs et leurs fautes, afin de les frapper de ses châtiments. C'est pour dissiper
ce voile de ténèbres par la révélation de l'amour infini de Dieu, que Jésus-Christ est venu vivre
parmi les hommes.
Le Fils de Dieu est descendu du ciel pour révéler le Père. « Personne n'a jamais vu Dieu; le
Fils unique, qui est dans le sein du Père, est celui qui l'a fait connaître. » (Jean 1:18) « Personne
non plus ne connaît le Père, si ce n'est le Fils et celui a qui le Fils veut le révéler. » (Matthieu
11:27) Un de ses disciples lui ayant dit : « Montre-nous le Père », Jésus répondit : « Il y a si
longtemps que je suis avec vous, et tu ne m'as pas connu, Philippe! Celui qui m'a vu a vu le Père;
comment dis-tu : Montre-nous le Père? » (Jean 14:8,9)
Voici en quels termes le Seigneur décrit sa mission terrestre : « L'esprit du Seigneur est sur
moi, parce qu'il m'a oint pour annoncer une bonne nouvelle aux pauvres; il m'a envoyé pour
guérir ceux qui ont le coeur brisé, pour proclamer aux captifs la délivrance, et aux aveugles le
recouvrement de la vue, pour renvoyer libres les opprimés. » (Luc 4:18) Telle était son oeuvre. Il
allait de lieu en lieu, faisant du bien et guérissant tous ceux qui étaient sous l'empire du diable.
On pouvait trouver des villages entiers où ne se faisait plus entendre aucun gémissement arraché
par la maladie; il avait passé par là, et guéri tous les malades. Son oeuvre témoignait de sa
divinité. L'amour, la miséricorde et la compassion se révélaient dans chacun de ses actes; son
coeur était rempli de tendre sympathie pour les enfants des hommes. Il avait revêtu leur nature
afin de subvenir à leurs besoins. Les plus pauvres et les plus humbles ne craignaient pas de
l'approcher. Les petits enfants eux-mêmes se sentaient attirés vers lui. Ils aimaient à monter sur
ses genoux, et à fixer leurs regards sur son visage pensif où se lisait un amour infini.
Jésus ne retranchait rien à la vérité, mais il la disait toujours avec charité. Ses rapports avec
le peuple étaient empreints d'un tact parfait, d'une exquise délicatesse. Aucune brusquerie; pas un
mot sévère sans nécessité; jamais il ne faisait inutilement de la peine à une âme sensible. Il ne
censurait pas la faiblesse humaine. Quand il disait la vérité, c'était toujours avec amour. Il
dénonçait l'hypocrisie, l'incrédulité, l'iniquité; mais c'était avec des larmes dans la voix. Il pleura
sur Jérusalem, la ville qu'il aimait et qui avait refusé de le recevoir, lui, le Chemin, la Vérité et la
Vie. Elle avait rejeté son Sauveur, mais il lui conservait néanmoins sa tendresse et sa pitié. Sa vie
était faite de renoncement et de sollicitude pour autrui. Chaque âme était précieuse à ses yeux.
Sans se départir jamais de sa dignité divine, il s'inclinait avec un tendre respect devant tout
membre de la famille de Dieu. En tout homme, il voyait une âme déchue qu'il devait sauver.
Tel est le caractère de Jésus révélé par sa vie. Tel est aussi le caractère de Dieu. C'est du
coeur du Père que les flots de la compassion divine, manifestée en Jésus-Christ, se déversent sur
les enfants des hommes. Jésus, Sauveur tendre et compatissant, était Dieu « manifesté en chair ».
(1 Timothée 3:16)
C'est pour nous racheter que Jésus a vécu, a souffert, est mort. Il est devenu « homme de
douleur » (Ésaïe 53:3,5), afin de nous faire participer à la joie éternelle. Dieu a permis à son Fils
bien-aimé, plein de grâce et de vérité, de quitter un séjour de gloire ineffable pour venir dans un
monde souillé par le péché et assombri par la malédiction et la mort. Il a consenti à le voir quitter
le sein du Père et l'adoration des anges pour venir souffrir l'opprobre, les injures, l'humiliation, la
haine et la mort. « Le châtiment qui nous donne la paix est tombé sur lui, et c'est par ses
meurtrissures que nous sommes guéris. » (Ésaïe 53:3,5) Contemplez-le au désert, en
Gethsémané, sur la croix, le Fils immaculé de Dieu, chargé du fardeau de nos péchés! Celui qui
avait été un avec Dieu éprouva dans son âme l'horrible séparation que le péché creuse entre
l'homme et Dieu, séparation qui lui arracha ce cri d'angoisse : « Mon Dieu, mon Dieu, pourquoi
m'as-tu abandonné? » (Matthieu 27:46) C'est le fardeau du péché et le sentiment de son énormité
qui brisa le coeur du Fils de Dieu.
Mais ce grand sacrifice n'a pas été consommé afin de faire naître dans le coeur du Père des
sentiments d'amour pour l'humanité déchue, et pour le disposer à la sauver. Non, non. « Dieu a
tant aimé le monde qu'il a donné son Fils unique.» (Jean 3:16) Ce n'est pas à cause de la
propitiation faite par son Fils que le Père nous aime, c'est parce qu'il nous aime qu'il a pourvu à
cette propitiation. Jésus-Christ est l'intermédiaire par lequel le Père a pu répandre son amour
infini sur un monde déchu. « Dieu réconciliait en Christ le monde avec lui-même. » (2
Corinthiens 5:19) Il a souffert avec son Fils. Dans les angoisses de Gethsémané, comme dans la
mort du Calvaire, c'est le coeur de l'Amour infini qui a payé le prix de notre rédemption.
Jésus dit : « Le Père m'aime, parce que je donne ma vie, afin de la reprendre. » (Jean 10:17)
En d'autres termes : L'amour que mon Père vous porte est si grand qu'il m'affectionne davantage
pour avoir consenti au sacrifice de ma vie afin de vous racheter. Je lui suis devenu plus cher par
le fait que je me suis constitué votre garant, en déposant ma vie et en prenant sur moi vos dettes
et vos transgressions; car par mon sacrifice, Dieu, tout en demeurant juste, peut justifier celui qui
croit en moi.
Seul, le Fils de Dieu avait le pouvoir de nous racheter; seul celui qui était dans le sein du
Père pouvait le faire connaître; seul un Être connaissant la hauteur et la profondeur de l'amour de
Dieu pouvait les révéler. Il n'a fallu rien de moins que le sacrifice infini consommé par Jésus-
Christ en faveur de l'homme perdu pour exprimer l'amour du Père envers l'humanité déchue.
« Dieu a tant aimé le monde qu'il a donné son Fils unique. » Il l'a donné, non seulement
pour vivre parmi les hommes, pour porter leurs péchés, pour mourir à leur place; il l'a donné à
une race perdue. Jésus-Christ devait se solidariser avec les besoins et les intérêts de l'humanité.
Celui qui était un avec le Père s'est uni aux enfants des hommes par des liens indissolubles. Jésus
« n'a pas honte de les appeler frères. » (Hébreux 2:11). Il est notre Propitiation, notre Avocat,
notre Frère. Il paraît revêtu de notre humanité devant le trône du Père et il sera pendant toute
l'Éternité un avec la race humaine qu'il a rachetée: il est et demeurera le Fils de l'homme. Et tout
cela afin de relever l'homme de la dégradation du péché, afin de le mettre à même de réfléchir
l'amour de Dieu et de participer à la joie de la sainteté.
Le prix payé pour notre rédemption, le sacrifice infini de notre Père céleste, en livrant son
Fils à la mort pour nous, devrait nous donner une haute idée de ce que nous pouvons devenir en
Jésus-Christ. Quand il est donné à Jean, l'apôtre inspiré, de contempler la hauteur, la profondeur
et la largeur de l'amour du Père envers l'humanité expirante, il est si rempli de sentiments
d'adoration et de respect, que dans l'impuissance où il se trouve d'exprimer l'intensité et la
tendresse de cet amour, il s'écrie « Voyez quel amour le Père nous a témoigné, pour que nous
soyons appelés enfants de Dieu. » (1 Jean 3:1) Quelle valeur cet amour donne à l'homme! Par la
transgression, les fils d'Adam sont devenus sujets de Satan; par la foi au sacrifice expiatoire du
Christ, ils peuvent devenir fils de Dieu. En revêtant la nature humaine, Jésus-Christ élève
l'humanité; il place l'homme déchu dans une condition où, par la communion avec lui, il peut
devenir réellement digne du nom d'« enfant de Dieu ».
Enfants du Roi céleste! Précieuse promesse! Thème inépuisable de méditation! Amour
insondable de Dieu pour un monde qui ne l'aimait pas! Un tel amour est sans exemple. Il
surpasse celui d'une mère pour son enfant égaré. Sa contemplation subjugue l'âme et rend les
pensées captives de la volonté divine. Plus nous étudions le caractère de Dieu à la lumière de la
croix, plus nous y découvrons de clémence et de tendresse, mieux nous voyons la miséricorde
unie à l'équité et à la justice, et plus nous discernons les preuves d'une compassion et d'un amour
infinis.