ountss noporofoina fa Elita Gasy tsy mahatafavoaka ve ?

1. tsimati ( 25/07/2008 03:31)
Ny Elita Gasy tsy mahatafavoaka sa ny Malagasy rehetra no reraka amin'ny sehatra rehetra ? Hahaha tandremo indray marary fo ka hanamporofo hoe favy zahay fa ireo mpitondra ihany no nofa. Hahaha :-D :-D :-D mampalahelo ve siaka ? hahaha dia mampamangy any amin'i kidoropamba, naughtyboy, badboy, bazylou, tezitra sy ireo manandoha rehetra. :-D :-D :-D
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 17:30
2. karavasy ( 25/07/2008 03:34)
Ry Profesora isany mahatafavoaka ka ? Efa nanao dia nahatafavoaka ireo ary malaza any Frantsa ny Gasy hoe milay hono. Maka toro-hevitra amin'ny Gasy hono ny vazahabe Frantsay ??? owayowayoway :-P :-P :-P :-P
3. badboy ( 25/07/2008 06:09)
Nankaiza ary le zamerika!! Efa francophonie ndray zao no malaza, hatr@ rova aza mbola nohon'ny mahafrancophone no hahavita azy!!
:-D :-D :-D
Vive lafrantsa renimalala, vive la francophonie, vive tsimati!!

;-) ;-) ;-) ;-)
4. tsimati ( 25/07/2008 06:48)
Dia mamangy @ fahoriana fa nihena ny isan'ny Elita Gasy ra-badboy a
5. xxx ( 25/07/2008 11:42)
lany fotoana fotsiny ny elita nakany zamerika ohatry ny tsimati. Ny tenin'i Moliera ihany no miainga eo!
6. tsimati ( 25/07/2008 11:51)
Tsy nisy zamerika nitsahan'i tsimati fa ianao no be reska sy mamorona. Tsy afaka hisandoka kosa aloha aho ary tsy mbola nivolana izay. Mba avereno kely sahalan'ireo soratra nosoratanareo tany aloha tany hoe raha nisy nikasika izany zamerika zany.
7. xxx ( 25/07/2008 11:53)
Aza marary fo hoa!
8. karavasy ( 25/07/2008 12:37)
Iza aminareo mitsmy no tena hizavana dokotera sao tapaka lalan-dra amin'ny tsy antony
9. bazylou ( 25/07/2008 13:08)
ny gasy aloha dia aza manantena tai tsokina eo e, rehafatsy manao dia tsy maintsy nyhafa no mitavana e; ka na ho lasa 4ami daholo aza ny gasy 19 million dia vao maika mbola hanin'ny vazaha ihany ny harenany sy ny vehivavy aoaminy. :lol: :lol:
10. tsimati ( 25/07/2008 17:30)
Soa fa ianao no nambara hoy aho mba hampangina ny tarikao malahelo mafy atao hoe Elita gasy mihanahana. Koa ny Elita aza fanina ka aiza ny olon-tsotra no tsy handringiraingy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0493