toroy antivirus, "paint" gratos ho an'ny windows millenium

1. xxx ( 24/07/2008 19:23)
salama jiaby ô!
Zah io vao nahazo ordi tranainy be izay , ka ny systeme d'exploitation" dia Microsoft windows millenium edition".

- Ka mba toroy antivirus maivamaivana sy gratuit, izay mety ampiasaina amin'io ange azafady.
Nisinisy ihany ny efa nandramako fa tsy zakany. Ohatra : antivir, ccleaner, ...

- Manarak'zany : tsy misy paint izy io. Ka sao mba hainareo hoe misy logiciel fanaovan-tsary "maivana" sady "gratos" ve eto @ internet ?. Tsy votery ho paint fa mety hoe "logiciel ahafahana mi-defiler sary avy ao @ "mes images" ohatra.

misaotra ô.
Ra manana ordi mitovy amin'io ianao dia mba teneno ahy ny antivirus-nao azafady.




novalian'i xxx ny 31/07/2008 17:18
2. lohabe ( 31/07/2008 07:52)
Raha izaho no manoro hevitra dia ampidino windows 98 fa iny no stable kokoa no sady tsy dia mandany memoire.
3. xxx ( 31/07/2008 17:18)
ok!
merci beaucoup à lohabe!
itady an'zany ndray zany za!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4694