toroy antivirus, "paint" gratos ho an'ny windows millenium
1. xxx (
24/07/2008 19:23)
salama jiaby ô!
Zah io vao nahazo ordi tranainy be izay , ka ny systeme d'exploitation" dia Microsoft windows millenium edition".
- Ka mba toroy antivirus maivamaivana sy gratuit, izay mety ampiasaina amin'io ange azafady.
Nisinisy ihany ny efa nandramako fa tsy zakany. Ohatra : antivir, ccleaner, ...
- Manarak'zany : tsy misy paint izy io. Ka sao mba hainareo hoe misy logiciel fanaovan-tsary "maivana" sady "gratos" ve eto @ internet ?. Tsy votery ho paint fa mety hoe "logiciel ahafahana mi-defiler sary avy ao @ "mes images" ohatra.
misaotra ô.
Ra manana ordi mitovy amin'io ianao dia mba teneno ahy ny antivirus-nao azafady.