HATSIKANA A !

1. endrika01 ( 24/07/2008 10:01)
Tantarana MASERA iray izy ity.Narary kibo foana hono,zany ty masera anakiray,dia tapa-kevitra fa hamonjy dokotera.Natao teo ny fizahana dia nandrasana ny valiny analyse.Masera atsy ambadika efa tsindrin-daona be ihany,tamy radoko nilaza fa:BEVOKA IANAO MASERA,zay no mahatonga anao harary kibo lava!Gaga sy talanjona ty Masera ary nitapim-bava!De mbola nampian-dradoko we: De ahoana ny hevitrao amizany?Dia namaly tsy taitra lay Masera we,Hay ve rehefa zavatra lavalava dia mahabevoka avokoa e=))=))=))=))=)):-P:wink:
novalian'i endrika01 ny 04/08/2008 12:37
2. ainaheri ( 24/07/2008 10:44)
fa inn hono?? karoty sa kokombra sa korzety no nampiasainy :-D :lol: :roll:
3. Koditra ( 24/07/2008 12:44)
baranjely sa akondro sa stylo ??
4. endrika01 ( 24/07/2008 14:33)
ainaheri:

fa inn hono?? karoty sa kokombra sa korzety no nampiasainy :-D :lol: :roll:



Be de be le zavatra lavalava kou,misy zao chocolat lavalava:-D:-D:-D mety nihinana bobaka be izy de narary kibo.
5. endrika01 ( 24/07/2008 14:37)
Koditra:

baranjely sa akondro sa stylo ??



Mety ho baombao fanoto angambany:-D:-D:-D
6. naughtyboy ( 24/07/2008 17:37)
:-D :-D tsy ratsy.. :-D
7. naughtyboy ( 24/07/2008 17:40)
ony oa ry endrika zv baovao njay zany, ahona tsara no finanana anzany
bonbo fanoto zany ,akepoka sa atelina sa tsakoina 8O :-D
8. ainaheri ( 24/07/2008 18:52)
tsy mora mitsonika ve zany chocolat lava² zany klé :-D :-D :-D
9. sylvain ( 24/07/2008 19:13)
Relijiozy. Voaroaka ilay masera bevohoka
(24-07-2008) - Efa 5 volana izay no teraka ity masera iray teny amin’ny faritra Mahitsy iny. Raha ny marina dia tany ivelany izy no bevohoka ary voatery nalefa taty an-tanindrazana.
Rehefa tonga teto Madagasikara izy, nanatona mpamivelona iray hampiteraka azy. Teraka soa aman-tsara izy tamin’izay, saingy tsy nety nitaiza ilay zanany. Sahiran-tsaina ilay mpamivelona tamin’izany toe-draharaha izany, ka voatery nitady vahaolana, satria tsy afaka hitaiza ilay zaza koa ny tenany. Nisy mpivady tsy niteraka izay, àry nifaraka tamin’ilay mpamivelona fa hitaiza ilay zaza tsy manan-tsiny. Raikitra fa izy ireo no hikarakara sy hamelona ilay zazakely. Ilay masera kosa lasa namonjy ny fikambanana misy azy tany ivelany. Kanjo taty aoriana kely, voaroaka ilay masera ka nody teto an-tanindrazana. Niteraka olana anefa izany amin’izao fotoana izao satria tsy manaiky ilay masera voaroaka fa mila ny zanany.

niry ramanitra
Tsy vazivazy fa tena nisy é!
10. sylvain ( 24/07/2008 19:17)
vao2 tao @ moov.mg io,mba dadany koa aloha lé masera é! hafa mihitsy ny mission nataony! :wink:
11. endrika01 ( 24/07/2008 21:54)
naughtyboy:
ony oa ry endrika zv baovao njay zany, ahona tsara no finanana anzany bonbo fanoto zany ,akepoka sa atelina sa tsakoina 8O :-D
Naughty ve tsy nandalo tany @garabola e,misy le baombao fanoto lavalava hoatry ny fitaovam-panoratana ireny!:-P mena sy fotsy,fotsy rayure isan-karazany!Atao filaofana kininina isaky ny talata maraina,le ao anaty boatikely vy fotsy zay.De ze itiavanao azy mety avy,na karepohana,na lelafina,na tonga de atelina=))=))=))
12. endrika01 ( 24/07/2008 21:59)
ainaheri:

tsy mora mitsonika ve zany chocolat lava^2 zany klé :-D :-D :-D



:-D:-D:-D
13. endrika01 ( 24/07/2008 22:13)
sylvain:
Relijiozy. Voaroaka ilay masera bevohoka (24-07-2008) - Efa 5 volana izay no teraka ity masera iray teny amin\'ny faritra Mahitsy iny. Raha ny marina dia tany ivelany izy no bevohoka ary voatery nalefa taty an-tanindrazana. Rehefa tonga teto Madagasikara izy, nanatona mpamivelona iray hampiteraka azy. Teraka soa aman-tsara izy tamin\'izay, saingy tsy nety nitaiza ilay zanany. Sahiran-tsaina ilay mpamivelona tamin\'izany toe-draharaha izany, ka voatery nitady vahaolana, satria tsy afaka hitaiza ilay zaza koa ny tenany. Nisy mpivady tsy niteraka izay, àry nifaraka tamin\'ilay mpamivelona fa hitaiza ilay zaza tsy manan-tsiny. Raikitra fa izy ireo no hikarakara sy hamelona ilay zazakely. Ilay masera kosa lasa namonjy ny fikambanana misy azy tany ivelany. Kanjo taty aoriana kely, voaroaka ilay masera ka nody teto an-tanindrazana. Niteraka olana anefa izany amin\'izao fotoana izao satria tsy manaiky ilay masera voaroaka fa mila ny zanany. niry ramanitra Tsy vazivazy fa tena nisy é!
Dadany ndray zany!Nampitsetra kely ny foko,mety manjakely lay Masera de nofandrian-dry zalahy tany!(viole sady reny Masera reny anié virijiny daholo ny akabeazany e)de noentiny lay zaza ,naterany soamatsara!Ny vocation- ny dia efa we hanaradia an i Kristy,de notadiavany olona lay zaza!Satria te hiverina hamonjy ny congregation ny izy:cry::cry::cry:
14. endrika01 ( 24/07/2008 22:31)
sylvain:
vao2 tao @ moov.mg io,mba dadany koa aloha lé masera é! hafa mihitsy ny mission nataony! :wink:
Mety tsy nieritreritra ny hiara-hatory am lhl zany izy;raha fanahininy de notaizany avy hatrany ny zaza!Marina raha haka ny zanany izy!Azy iny,ary misy antony ao,ka na hiakatra fitsarana aza ny raharaha dia tsy maintsy ahazo rariny izy,raha voaporofo fa viole ohatra no nahazahoany an le zaza,fa tsy relation secrete continue,avec quelqun!Ny Maha Masera azy very,ny fahadiovany nisy nandoto,ny zaza tao an-kibo nahavoaroaka,ka avelao hiverina @Reniny lay zaza raha vonona tsara izy ny hikarakara azy!Asiana condition koa fa tsy tonga de we atokisana avy hatrany:-P
15. nirasia ( 25/07/2008 06:33)
Milay fa tohizo e, misimisia ny blague ohatr'izany, hihihihi.
16. endrika01 ( 25/07/2008 07:49)
Ny voalazany i Sylvain io zany tena tantara nisy!Lay blague ery ambony :
17. naughtyboy ( 25/07/2008 12:25)
endrika >O.K tsy de mirevy bonbon lotsa za na t@ fahazazana na atr@ zao fa voamadilo na sokola no angadiko ,nefa tsara fantatra ihany zany ho anzay tia mampiasa azy reny :°) =))
18. endrika01 ( 25/07/2008 18:55)
naughtyboy>voamadilo mbola @korany ve sa efa vaofy?=))=))=))
19. naughtyboy ( 26/07/2008 12:55)
..le misy akorany no tena ankafiziko voamakorany(vomadilo misy akorany)
voamafaofy (voamadilo voavofy) somary maimaina ka tsy tsara :-D :-D
20. endrika01 ( 26/07/2008 14:27)
naughtyboy:

..le misy akorany no tena ankafiziko voamakorany(vomadilo misy akorany)
voamafaofy (voamadilo voavofy) somary maimaina ka tsy tsara :-D :-D




Kanefa le tsisy akorany no tsara:-D asiana vovo-tsira sy sakay=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7589