HATSIKANA A !

21. naughtyboy ( 27/07/2008 11:33)
zany v tsy andoro vava zany sakay zany...asa ra mbo nirevy raotra ko enao taloha fa milay b reny ,ny vomadilo manko mankadilo sofina refa ohanina betsaka :-D
22. tsiambaratelo ( 27/07/2008 15:07)
naughtyboy:

zany v tsy andoro vava zany sakay zany...asa ra mbo nirevy raotra ko enao taloha fa milay b reny ,ny vomadilo manko mankadilo sofina refa ohanina betsaka :-D




mhhhh,miraradraraka ny hivy
=)) =)) =)) ;-) :-P
23. naughtyboy ( 27/07/2008 16:31)
de tsy mentsy fafana @ sisinakanjo ihany zany ko =)) =))
24. naughtyboy ( 27/07/2008 17:51)
azafady fa H.S kely, ony oa ze mafantatra toa mbola tsy nahita roatra mintsininy za afatry ao dago sa efa misy nahita raotra v taty ivelany? :roll:
25. endrika01 ( 27/07/2008 20:28)
naughtyboy:
azafady fa H.S kely, ony oa ze mafantatra toa mbola tsy nahita roatra mintsininy za afatry ao dago sa efa misy nahita raotra v taty ivelany? :roll:
naughtyboy>raotra sa rotra?Mbola zvt lavalava ve?Le voankazo somary lava2 marron foncé sa violette no lokony.Karobo mou,raha io de misy aty,=))=))=))
26. naughtyboy ( 01/08/2008 17:32)
rotsa ,violet refa masaka b :-D :-D hay v izy reny to any @ tany mafana ihany no maniry ko..
27. endrika01 ( 04/08/2008 12:37)
Tsy haiko fa toa we misy ireny aty,fa ataony hoatrany syrop marron be zany de we karobo :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1171