Voalaza t@ gazety androany fa maty t@ lozam-piarakodia ny mpamily sy mpikarakara Sport Auto efatra: Isan'izany ingahy Gaston Ramaroson, izay isan'ny vato nahitana ny Fédération de Sport automobile Ankehitriny, sy mpitaiza Tanora, teo ihany koa i Rivohery (Naina be), mpamily mpanampy an'i Laza Andriamifidimanana, I Johnny Rahamefy ary i Sam Romain.
Misaona izany ny fanatanjahan-tena Malagasy satria dia teo am-panomanana ny Rallye manaraka mihitsy izy ireo no niharan-doza. Miondrika am-panajana ary mankasitraka ny zava-bitan'izy ireo teo @ sport Auto.