Vola gasy

1. ainaheri ( 25/07/2008 08:30)
Efa niova zao ny vola gasy sasany,asa raha mbola misy mitazona iany ireny anaram-bola @ teny argot ireny.....Kalaray sy ny tariny....Inn ndray izy zao?
novalian'i Noue ny 01/08/2008 16:27
2. ratonga ( 25/07/2008 09:04)
vintss ny 25000 ra tsy diso ah @zao :°) :-P
3. lemenakely ( 25/07/2008 09:18)
ratonga:

vintss ny 25000 ra tsy diso ah @zao :°) :-P



toa mbola tsy nisy niova kah :kala iray ny klou ny maizina (50 000fmg)
4. ainaheri ( 25/07/2008 09:23)
Ny 50000fmg ve tsy tondé oe maizina ee ,hihi ary ny 1000fmg sy ny tariny ??
5. ravakamalala ( 25/07/2008 10:22)
20 : saria
500 : kiloa
1000 : lame
:wink:
6. ratonga ( 25/07/2008 10:56)
keta, kodiny, sary, zaza, klou, lama, galaka, maizina
7. ainaheri ( 25/07/2008 11:27)
10 == zaza
inn le keta ry ratonga,sao nahazo keta-potsy zany t@ fotoan'androny d natao we keta
:-D :-D :-D :-D
8. ni81 ( 25/07/2008 11:30)
ariary roa no keta angamba izy zay (ketamavo) :lol:
9. RATOVOARY ( 25/07/2008 12:01)
100 000= ketsa ray :-D :-D :-D
10. ataovyserieux ( 25/07/2008 12:59)
Mbola saria mibaby zaza ve izao ny vidin'ny mofo gasy? sa efa mihoatra ny gala? :lol:
11. ari.malala ( 25/07/2008 13:54)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. mirianah ( 25/07/2008 16:58)
alors là moi pas comprendre du tout mais alors pas du tout !!!!
:twisted:
13. ataovyserieux ( 25/07/2008 17:18)
mirianah:

alors là moi pas comprendre du tout mais alors pas du tout !!!!
:twisted:


tsotra kely:

ariary = kodiny
ariary roa = Keta
ariary telo = keta mibaby kodiny
ariary efatra = mavo ( en référence aux prostituées des années 50! 1passe=ari-4 )
ariary 5 = mavo mibaby kodiny
ariary folo = zaza (vola taratasy) ou mafy ady (vola vy misy sarin'olona miasa tany)
roa-polo= saria ( vola vy représentant un tracteur tirant une CHARRUE)
telo-polo = sari mibaby zaza
ariarizato = sada maitso ( billet vert dans les années 80)
roan-jato = lami (mille à l'envers)
arivo = gallieni na gala (vola arivo taloha be toa nisy sarin'i gallieni hono)
iray alina = maizina ( alina maizina quoi.)
vita tompoko.

14. mirianah ( 25/07/2008 17:23)
ohhhh merci merci ! aleo adika tsar mintsiny fa tsy misy haiko na 1 aza zany !! tssss aza mba asaina miantsena irery zany zah any am tanana fa de hihihihi , very vola any :? :? :-o
15. ainaheri ( 25/07/2008 18:23)
mirianah> mpivarotra kosa tsy iteny anio aminao ka,samy namana na oul mifankazatra no miteny azy
16. niryna ( 25/07/2008 18:28)
ainaheri:

mirianah> mpivarotra kosa tsy iteny anio aminao ka,samy namana na oul mifankazatra no miteny azy

hay ve ,tena saika kenda aho ry ainaheri hitadidy an'ireo ,hay ny samy namana ihany oof ! soa ihany .

:-*
17. mirianah ( 25/07/2008 19:05)
ainaheri:

mirianah> mpivarotra kosa tsy iteny anio aminao ka,samy namana na oul mifankazatra no miteny azy


ah ouffff , hihihi fa zah tsy mahay vola gasy nge oa e !!! tena tsy mahay mintsiny !
:oops:
18. Bola ( 26/07/2008 00:52)
ainaheri:

Efa niova zao ny vola gasy sasany

Taitra aho namaky satria tsy nazava loatra raha tsy efa namaky ilay dinika nidina ambany...Noheveriko hoe misy vola vaovao any Mada dia hoy aho hoe: maty a volako fa mbola misy vola aty hoe atao frais rehefa tonga any...Tena noheveriko hoe maty indray io...tsy hay tsinona rahoviana indray vao ho any fa ilay isan taona na 2 taona teo toa tsy vita intsony...:cry:

Dia ankoatra izay tsy nisy arako ilay filazanareo ilay vola ankaotra ny maizina...Mba tara ihany aho tsy maharaka nefa hay tsy izaho irery...Tsy mba nampiasa ilay fiteny koa raha ny marina ka aiza aza no hahaizana izany moa... :{
19. 08051972 ( 30/07/2008 17:12)
misotra t@ le fampianarana vola gasy fa tena tsara ho hay de @ zay rehefa mba tonga any @ tanana de mody mizesta be oe mahay miteny ny fitenin'ny zanabahôka!! hi!hi!! Tsy ratsy ka! :)
20. ainaheri ( 30/07/2008 18:00)
niryna:

hay ve ,tena saika kenda aho ry ainaheri hitadidy an'ireo ,hay ny samy namana ihany oof ! soa ihany .

Jerijereo iany d mba ataovy tsianjery,sao misy mangataka kalaray any aminao d ikalamako no atoronao any :-D :-D :-D :-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.471