Vola gasy

21. pissoa ( 30/07/2008 18:04)
Kala iray sy kloa = Ar 300


:-D :-D :-D
22. Noue ( 30/07/2008 18:06)
Ny antsasaky ny ariary ½ : loso 2,40 F
ny ampahatelony 1/3: sasanangy 1,60 F
ny ampahefany ¼ : kirobo 1,20 F
ny ampaheniny 1/6 : venty 0,80 F
ny ampahavalony 1/8 : sikajy 0,60 F
ny ampahefatra amby roapolony 1/24 : voamena 0,20 F
23. 08051972 ( 30/07/2008 19:31)
Fa taiza no nahaizanao an'izany????????????,Tsy tany an-tsekoly kosa aloha e!!
24. Noue ( 01/08/2008 16:27)
:-D :-D :-D :-D :-D rehefa mitady dia mahita e :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1628