Lehilahy foraina, vehivavy "exisé"-na

1. badboy ( 28/07/2008 10:39)
Ilay fitovizan'ny lahy sy ny vavy ve tsy tokony hiafara @ ilay "exision" ho an'ny vehivavy, ny lahy efa voafora rahateo! @ izay rehefa mifandra dia samy misy tapaka eny aminy! ;-) ;-)
novalian'i taref ny 03/09/2008 05:39
2. booboo ( 28/07/2008 10:52)
8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O

hain'i Badboy ve ny faha samy hafan'ny hatao hoe " circonsision" sy " exision " na samy mahakasika fanesorana raha @ taovam-pananahana aza ?
3. papounette ( 28/07/2008 11:28)
booboo:Tsy fantany akia fa aza omena tsiny izy.
badboy:Te hanazava aho nefa aôka ihany fa aleo jereo sur google ny atao hoe circoncision sy ny excision de jereo ao ny mahatsara sy ny maharatsy azy,de rehefa avy eo eritrereto hoe mety ve raha misy vhv akaiky anao atao excision.
Mety hahavaly ny eritreritrao angamba eee.
4. barakobama ( 28/07/2008 13:18)
zô nikôz tam lôm "ino rah maiaminatan ampitain' kotran coco bachlor ti" d lôm namali "nis namatota boul akiro bachlor d t hanô valifat" :!:
5. tsimati ( 28/07/2008 15:17)
Hevitra samihafa ny hanaovana an'io. I badboy mahay an'io amin'ny maha-Elita gasy azy saingy misy tiany havoakan'ny mpiserasera rehefa mihitatra ny resaka. ny lehilahy mbola mahazo tsirony ary vao maika mety tsara aza avy foraina. Saingy ny vehivavy mba tsy handrenesany tsirony dia misy ilay mampijijy nesorina ka ny vadiny ihany no hanaovany hadidy satria tsisy tsirony aminy ilay tantara. Resaka maloto ary manambany vehivavy kosa io fa tsy fampitoviana saranga sy zo velively.
6. endrika01 ( 28/07/2008 19:27)
Maro be anié ny vhv ao Afrika ao no maty @io fanaovana raha tsy ampy fieverana io fa fitiavan-tena be ny lhl.Ny OMS dia miezaka mintsy ny hanafoana anazy io.Mijaly be ny viavy avy eo refa miteraka!
7. Lejoba ( 29/07/2008 15:02)
izay ny olana @ le tsy mahalala Soratra Masina. Fifanekena t@ Atra sy Abrahama no nahatonga ny lehilahy noforaina, Taty aoriana tsapa fa ara-pahasalamàna kokoa raha tapahina iny satria mitahiry loto. = nécessité
Ny vehivavy kosa dia fanaovanaovana foana mihitsy ny excision satria sady manimba zavatra no tsy misy voka-tsoa azo avy aminy = tsy vitan'ny hoe tsy misy ilàna azy fa tena nocif mihitsy :evil:
8. neo83 ( 13/08/2008 20:08)
zô nikôz tam lôm "ino rah maiaminatan ampitain' kotran coco bachlor ti" d lôm namali "nis namatota boul akiro bachlor d t hanô valifat"

:-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. taref ( 03/09/2008 05:39)
de tsmet excité tson ve le sipa refa manao le ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0552