ny fomba fijery ny atao hoe phenomen naturel
1. xxx
(
27/07/2008 13:41)
misy ankizy milaza fa ny phenomen naturel dia avy @ satana,ny varatra cyclone,horohoron tany sns.eclipse izay efa voalaza hatrin'ny taona maro fa hisy @ izao ora sy fotoana foafaritra
novalian'i naughtyboy ny 04/08/2008 16:11
2. Herimiafina
(
27/07/2008 19:56)
Arakaraky ny famaritany ny atao hoe satana. Ny ahy izao ny satanako dia ny aretina, ny fijangajangana, ny hetraketraka,...., ny fosafosa, ny fitsarana olona, sns, izay phenomen natioraly ihany koa. :^)
3. Noue
(
28/07/2008 07:30)
xxx:mety tsy hainy angamba ny dikan'hoe phenomene naturel ! inona moa no hidiran'satana @ zany ?
misy ankizy milaza fa ny phenomen naturel dia avy @ satana,ny varatra cyclone,horohoron tany sns.eclipse izay efa voalaza hatrin'ny taona maro fa hisy @ izao ora sy fotoana foafaritra
4. xxx
(
28/07/2008 09:07)
teto @ serasera teto nisy niteny an'izany hoe satana hono no mahatonga an'ireny f'aza mody fanina,tsy haiko na noho ny tsy fahalalana nonitenanany an'izany,raisiko ohatra ny horohorontany
tany japon sy turquie ary algeria 7.8 rister,nefa any turquie sy algeria efa nahafaty olona efa 100000 any t@1999 ary japon vao haingana teo degat materiel fotsiny,dia eo no mipetraka ny fanontaniana inona o mahatonga ny japon zone sismique tsy dia be maty raha paraport an'i turquie99 ou algerie en 2004.noho ny stricture ny batiment ve sa le resaka satana ?
ny antony mahatonga an'io horohorontany io aza mbola azo hazavaina

5. ari.malala
(
30/07/2008 06:05)
teto @ serasera teto nisy niteny an'izany hoe satana hono no mahatonga an'ireny f'aza mody faninatsitako ze mampa aviavy amizany :roll: :roll:
7. Herimiafina
(
30/07/2008 13:22)
Ny atao hoe satana anie tsy vatana nofo aman-dra na fanahy iray mamorona zavatra, misy dikany be dia be io, ka arakaraky ny handraisanao ny atao hoe satana ihany.
8. Noue
(
30/07/2008 13:45)
xxx:tsy aleo ve mamaky kely an'io dia hazava hoe inona no mahatonga an'zao sy zao ?
teto @ serasera teto nisy niteny an'izany hoe satana hono no mahatonga an'ireny f'aza mody fanina,tsy haiko na noho ny tsy fahalalana nonitenanany an'izany,raisiko ohatra ny horohorontany
tany japon sy turquie ary algeria 7.8 rister,nefa any turquie sy algeria efa nahafaty olona efa 100000 any t@1999 ary japon vao haingana teo degat materiel fotsiny,dia eo no mipetraka ny fanontaniana inona o mahatonga ny japon zone sismique tsy dia be maty raha paraport an'i turquie99 ou algerie en 2004.noho ny stricture ny batiment ve sa le resaka satana ?
ny antony mahatonga an'io horohorontany io aza mbola azo hazavaina
http://fr.wikipedia.org/wiki/Tremblement_de_terre
9. naughtyboy
(
04/08/2008 16:05)
ny eclipse ndray misy zany sombiny http://news.bbc.co.uk/text_only.stm
10. naughtyboy
(
04/08/2008 16:11)
ahitsy eto ho hita http://news.bbc.co.uk/1/hi/sci/tech/7536438.stm