Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Njainjai
(
02/08/2008 05:57)
Fa nanin enao no tsy Nivarotena?
Mafy ny fiainana, miara manaiky zany angamba tsika rehetra, atao dhlo ze fomba mety azona vola @fomba retraretra ny sasany ary misafidy ny hivarotena satria io no vola haingana sady betsaka; miaritra ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 08/09/2008 20:12
bazylou
(
01/08/2008 21:10)
resy lava e
isan andro, telo sy donga be izao nanaovan'ny mozambika azy :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 13/08/2008 21:03
saho
(
01/08/2008 19:36)
solonanarana miafina
fa nahoana nareo no miafina ry xxx, tsimati, kodoropamba?????
Raha tena olona mandray andraikitra sy te hahazo ny maha izy ny dinika ataonareo ianareo, dia sahia miseho fa tena olona manana ny maha...
tohiny
novalian'i tsimati ny 10/08/2008 04:59
badboy
(
01/08/2008 17:41)
Afaka 48 taona dia tsy hisy intsony ny teny gasy
Afaka 48 taona dia tsy hisy intsony ny teny gasy!! Izay no voalzan'ny akademisianina!! Kaz dia hiteny inona @ izay zany!! teny anglisin'i tsimati ve? Nefa ny amrerikanina aza miodina tsy te hahalala n...
tohiny
novalian'i tsimati ny 02/08/2008 19:36
zoukimi
(
01/08/2008 16:38)
MITADY GASY MONINA RDCONGO
ITY NY NUM KO
00243995800268
00243857328722...
tohiny
novalian'i tsidina ny 19/09/2008 20:08
niryna
(
01/08/2008 16:14)
Ny namana namako hiany fa izy no tsy te hinamana intsony !!!
Raha mitia namana isika dia tena tia tokoa ary mandrakizay ilay fitiavana namana ,misy anefa toa eritreretintsika fa mbola namantsika ihany na toy ny naha mpinamana antsika fahiny ihany kanjo toa niov...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/08/2008 15:22
bazylou
(
01/08/2008 14:16)
koa raha tsy paiso izy koa
andeha hamerina izay emeraude adala tompo :roll: :roll:
""Affaire émeraude
Le gouvernement veut la restitution de la pierre
L'affaire la fameuse pierre de 536 kilos exportée à la Réun...
tohiny
novalian'i tsimati ny 02/08/2008 18:41
ratonga
(
01/08/2008 13:34)
klipy vaovao an'i njila
klipy vaovao an'i njila http://www.dailymotion.com/video/x6aqbz_njilakisendranew_music...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 02/08/2008 07:02
arson
(
01/08/2008 13:04)
karaoke
salut doly nareo o! za reto mba omeo site misy karaoke Malagasy fa tena tsy mahita mihitsy an! azo téléchargena/ gratuit zany an! efa mitady ihany za fa tena ts poince mihitsy e! zavatra hafa foana ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 02/08/2008 06:33
mihitsy
(
01/08/2008 11:53)
mitady pièce-na machine à coudre
bjr daholo!
Sao mba misy manana courroie amina moteur anatiny amina machine à coudre azafady. Courroie kely tsy hitako any amin'ny mpivarotra mihitsy satria eo amin'ny 9 cm eo ny diamètre-ny. Misao...
tohiny
novalian'i bazylou ny 02/08/2008 20:51
brunozik
(
01/08/2008 09:01)
http://kantoradio.blogspot.com/
radio gasy vaovao io an mazahoa fahafinaretana eo ampihainona azy e...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/08/2008 10:43
xxx
(
01/08/2008 08:52)
FITIAVANA
Mino ve nareo fa ny fitiavana eo amin'ny olon-droa dia mitohetra mandrakizay. Rehefa mbola zaza mantsy dia mamy be le izy ka raha vao mandingana sehatra hafa (mariage) dia ohatry toa ady sy probleme f...
tohiny
novalian'i andrywui ny 09/12/2008 17:02
max4588
(
01/08/2008 08:46)
mba mitady radio gasy ranoray fotsiny azafady
tena malahelo ny any tanana dia mba te hihaino le radio tena malagasy ireny e
misaotra...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/08/2008 05:31
rnanc
(
01/08/2008 06:51)
tsy fantatro
omeo ahy azfdy ny tonon'ity hira ity zay mahay "...na maloka aza ny andro ka tsy mety mibaliaka, mijery anao hatrany anie lay Andriamanintsika, mahay ny zvtra rehetra izay tsy takatrao...." sy ny mpih...
tohiny
novalian'i dinaraj ny 12/07/2015 17:40
RATOVOARY
(
01/08/2008 05:05)
Hangataka hira
Mba omeo ny tonony na partition'ity hira ity mihitsy aza izay manana :
Fiv:
Matetika na sambany ianao
No azom-pitsapanana toy izao
Dia aoka hazava tsara
Fa misy tiany hambara
Fitiavana no anto...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 09/08/2008 08:52
ratonga
(
31/07/2008 23:42)
maninona toko mo!!!:°)
http://www.dailymotion.com/bookmarks/ratida/video/x2ezbg_rossy-dia-maninona ...
tohiny
novalian'i cutie ny 01/08/2008 22:57
bazylou
(
31/07/2008 22:16)
Mahatonga sakafo
direct avy any Dago ity olona ity.
rrichara@yahoo.fr
Anontanio izy....
tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:30
ronaldo09
(
31/07/2008 19:03)
Adala nitoraka ny fiaran’ny Filoha
Tamin’ny sabotsy lasa teo, raha nandalo teny amin’ny « Piste Vatofotsy” handeha hitokana ny tranompokonolona Antsirabe ny Filoha Ravalomanana no nisy olona iray nitoraka ny fiara nitondra azy. ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 02/08/2008 18:47
xxx
(
31/07/2008 19:01)
Voatora-bato indray ny filohan ny FJKM
Araka ny vaovao hita dia mbola voatora-bato indray ny filohan ny repôblika sy FJKM dia Atoa RAVALOMANANA MARC tao ANTSIRABE !Araka ny voalaza dia tovolahy marary saina izy ity.Ny zavatra mahagàga di...
tohiny
novalian'i karavasy ny 12/08/2008 09:09
diamondra27
(
31/07/2008 18:06)
fahafolo-karena....
mbola tsy dia resy lahatra amin'io loatra aho hatramin'izao nefa hono tena mandaitra mihintsy izy io hoeraha mahafoy enao dia mahazo sy ambinina foana ihany koa ara-bola
misy anefa dia ataon'ny olo...
tohiny
novalian'i rasoan ny 16/09/2008 16:15
