Liste des messages

Liste des messages, inserés par mihitsy, par ordre de date
mihitsy ( 21/09/2009 07:17)
zava-doza mbola vitan'i Dadan'ny sasany
efa henonareo ve zany ra8 naka ny vola rakitra tany Ankaramalaza zany? zany no tena mpivavaka an, zany no mbola iadianareo hitondra ity firenena ity? volan'Atra aza sahiny nagalarina mainka fa ny ants... suite
répondu par pikatti le 22/09/2009 23:47
mihitsy ( 19/06/2009 06:55)
soso-kevitra hampandeha ny raharaham-pirenena
Raiso raha mety aminareo de ario raha tsy mety! fa amiko raha tiana hilamina M/skara de esory anaty lisitry ny fisainana aloha ra8 sy Ratsiraka. Le voalohany efa nanala ny fahefana teo an-tanany, inon... suite
répondu par xxx le 19/06/2009 11:52
mihitsy ( 08/06/2009 05:57)
mila filaminana ny malagasy
Ho anareo mpomba andra8 no tena iantefan'ny antsoko. Moa ve ra8 tsy efa nanome fahefana an'miaramila? tsy efa nilaza ve ny ambasadin' Etazonia fa tsy nambanana basy zany ra8 nanome an'io fahefana io? ... suite
répondu par milamm le 08/06/2009 16:28
mihitsy ( 14/05/2009 10:43)
mpitondra firenena
manaiky ve ianao raha olona tsy nianatra no hitondra ny firenenao? ... suite
répondu par ravalotgv le 14/05/2009 12:42
mihitsy ( 03/04/2009 09:27)
maka tahaka be fahatany
de tsy mahita fika hafa mihitsy ve reo tim reo fa averina daholo ze efa nataon'ny tgv: - manangona olona - namorona marika hita am rantsan-tanana - manao ultimatum - mitaona ny olona higrevy - sn... suite
répondu par mihitsy le 03/04/2009 11:47
mihitsy ( 01/08/2008 11:53)
mitady pièce-na machine à coudre
bjr daholo! Sao mba misy manana courroie amina moteur anatiny amina machine à coudre azafady. Courroie kely tsy hitako any amin'ny mpivarotra mihitsy satria eo amin'ny 9 cm eo ny diamètre-ny. Misao... suite
répondu par bazylou le 02/08/2008 20:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082