maka tahaka be fahatany

1. mihitsy ( 03/04/2009 09:27)
de tsy mahita fika hafa mihitsy ve reo tim reo fa averina daholo ze efa nataon'ny tgv:
- manangona olona
- namorona marika hita am rantsan-tanana
- manao ultimatum
- mitaona ny olona higrevy
- sns
tsy tia ny zavatra nataony, nefa averina atao ihany ny zavatra nataony! sa rehefa ny olon-kafa no manao azy de tsy mety fa rehefa za de mety?
novalian'i mihitsy ny 03/04/2009 11:47
2. tsoraka ( 03/04/2009 09:41)
Tsy miverina fa samihafa matoa ny iray navela natao ary nampian'ny tafika tosika fa ny iray tampenana tsy hisokatra na hitatra lavitra. Ny grevy tsy ny TGV no namorona izany.
3. ngoiha ( 03/04/2009 09:41)
Izay no maha DOMELINA an'ireto TGVENDRANA ireto ,le vendrana isany ireto no tena mpangalatahaka,tsy vitan'izany fa sady MPAMONO OL,MPANGALATRA,MPANAO JADONA
DIA HO TSARAIN'NY KARATRA EO AFAKA FOTOANA FOHY
4. xxx ( 03/04/2009 09:46)
ny tgv anie tsy nahazo olona fa ny basy no nahazahoany ny fanjakana, izany hoe tsy ny feony vahoaka fa ny feom-basy, ary hivaly aminy tsy hoela izany
5. essera ( 03/04/2009 10:08)
Ampiako kely ry se. Isaorako ny miaramila nanampy ny vahoaka na dia tsoriko mazava aza fa nisy méthode tsy dia tena tsara sy tsy catholique.

Fa raha tsy nisy ireny niampy zato heny ny jadona satria rancunier be ny filohantsika teo aloha iny ka ho tratran'ny tapodimiverina teo. HMmmm AOKA FOTSINY.

Tsy manendrikendrika an'i Dada a fa marina io hoe rancunier io izy a, amin'ny firesany, ny fifandraisany amin'ny namany. Mora porofoina
6. mihitsy ( 03/04/2009 11:47)
ngoiha:

Izay no maha DOMELINA an'ireto TGVENDRANA ireto ,le vendrana isany ireto no tena mpangalatahaka,tsy vitan'izany fa sady MPAMONO OL,MPANGALATRA,MPANAO JADONA
DIA HO TSARAIN'NY KARATRA EO AFAKA FOTOANA FOHY


f'iza ry ngoiha no nigrevy voalohany: tgv sa ra8? de iza zany no mangala-tahaka? mba misaina kely fotsiny, sois logique e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0528