zava-doza mbola vitan'i Dadan'ny sasany

1. mihitsy ( 21/09/2009 07:17)
efa henonareo ve zany ra8 naka ny vola rakitra tany Ankaramalaza zany? zany no tena mpivavaka an, zany no mbola iadianareo hitondra ity firenena ity? volan'Atra aza sahiny nagalarina mainka fa ny antsika vahoaka? sokafy ihany re ny maso sy ny saina e
répondu par pikatti le 22/09/2009 23:47
2. dadabe ( 21/09/2009 07:35)
8O 8O 8O 8O :-@
3. hery ( 21/09/2009 07:52)
Amin'ny fifidianana mifampitady amin'izany :-) Azonao tsy fidina intsony izy raha tianao izany.

Fa tsy any aloha izao no olana fa ny fanesorana ny mpangalatra fanjakana amin'izao fotoana izao.

Izay apetraka eo na ravalo na tsia tsy dia olana fa izay tian'ny vahoaka na tontakely na mpangalatra rakitra na mbola mpivaro-dronono indray... na ex DJ koa satria maromaro izy ireo.
4. mihitsy ( 21/09/2009 08:09)
hery:



Fa tsy any aloha izao no olana fa ny fanesorana ny mpangalatra fanjakana amin'izao fotoana izao.




mbola any foana ve ny fisainanao? vendrana daholo ny olona nahita andra8 nanome ny fahefana an'ny miaramila? hita marina fa tsy taty Mada enao!!!
Mbola be ny chance hahalany andra8nao fa fantatra ihany ny devoly ampanjakainy, fa tsy ho voatery ho tian'ny olona no mety hahalany azy eo, hita ihany ny nanaovany andRatsiaraka tam 2002
5. xxx ( 21/09/2009 08:39)
mihitsy:

mbola any foana ve ny fisainanao? vendrana daholo ny olona nahita andra8 nanome ny fahefana an'ny miaramila? hita marina fa tsy taty Mada enao!!!
Mbola be ny chance hahalany andra8nao fa fantatra ihany ny devoly ampanjakainy, fa tsy ho voatery ho tian'ny olona no mety hahalany azy eo, hita ihany ny nanaovany andRatsiaraka tam 2002



Vendrana daholo ny olona, miaraka @ ambassadeur amerikana, nahita fa norahonan'ny miaramila sasany ireo miaramila lehibeny hanome ny fahefana ho an'ireo nividy azy ??? Raha mba tany @ miafina iny fa tsy nisy nahita dia azo nofitahina izao tontolo izao , fa iny nahita daholo na bodo na adala, na lahy na vavy, na antitra na tanora , na gasy na vazaha !!!!

Hoaverina eto ve ilay lien sa ahoana ?
6. ibotity ( 21/09/2009 09:12)
tsotra ihany: modia aty mcar d jereo ny zavamisy fa ts any andafy any no mihaino ny "désinformation". modia d mandehana eran nosy fa ts Tanà ihany no mcar. ts mandaitra aty izany satria mbola 10% no mijery internet. milamina i gasikara. ny very tombotsoa no minànaka sy milaza fa sahirana, ny fiainan'ny gasy 80% mitohy foana na misy bank mondial sy FMI na tsis.
7. xxx ( 21/09/2009 09:45)
Tsisy nahita azy naka rakitra ,inona moa ny fanedrikedrehina tsy natao andra8,nisy tsy nety aloha ny nataony fa izy naka rakitra izany tsy mino aho raha tsy nahita ,izay filazanao azy ,ary ba fantatrao ve ny halatra sy ny fanana'i tgvendrana tgvorika mpamosavy depuis ny nahatongavany a@io halatra fanjakana nagalariny ,avo folo lavitra noho ny nalain'ny teo aloha nefa vao ambolana,ny vola nagalariny ba fantatrao ve ,aminao piaro io jiolahimboto io ba azonao lazaina ve iza no manome vola be hividianany basy hamonoana ny MALAGASY?enao no efa tapimaso sy tapintsofina bouché be raha tsy mahita izao fahoriana'ny vahoaka hatao tohatra fiakarana lava izao ,tandremo fa hanody anao koa ny ràn'ny MALAGASY voatifitra t@février satria nisy olona nokaramain'ny tgvorika koa tanaty vahoaka hitifitra eny @firifana efa mihamazava ny resaka f tsy taitra enao ,provocation no nataon'itgvorika ba hisy rà mandriak ,tetika daolo noeritreretiny hoe hi reconnaitre azy ny firenen-kafa ,naninoana izy no nalaky nadositra ,TSOFINNY RANO NY VAHOKA MADINIKA HAMONO TENA SY HOVONOINA ?MANJAKA NY DEVOLY bola ho avy aminy ny pats iray tsy omby vava !!!mandrasa kely!fa kely sisa!
8. Rafahafahana ( 21/09/2009 10:19)
mihitsy:

efa henonareo ve zany ra8 naka ny vola rakitra tany Ankaramalaza zany? zany no tena mpivavaka an, zany no mbola iadianareo hitondra ity firenena ity? volan'Atra aza sahiny nagalarina mainka fa ny antsika vahoaka? sokafy ihany re ny maso sy ny saina e



^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
9. xxx ( 21/09/2009 10:55)
Ary iza ilay nanao racket tao @ FJKM hono ???? Aza mampihomehy ho aho , rehefa tratra dia mamorona hoe nisy naka tany Ankaramalaza indray .
10. mihitsy ( 21/09/2009 11:21)
nareo ry xxx misehoa tena fa aza kanosa ohatr'zao!, tsy sahy miseho tena fa menatra miaro le olona tsisy ilana azy iny, nanao ny fahotana rehetra igagana eran-tany
11. AndriambyII ( 21/09/2009 11:31)
Resaka ahoana kou zany halatra rakitra izany é ? otran' ny peta-toko fotsiny !!!
redevance sa taxe personnel ? :P :P
12. mihitsy ( 21/09/2009 11:33)
manontania olona mivavaka am flm de ho fantatrao
13. pimaso ( 21/09/2009 11:39)
IZAY LANY @ FIFIDIANANA EO IHANY NY ANAY NA IZA IZY NA IZA
FA NY JIOLAHY MPANDROMBAKA FAHEFANA : NON
NON
NON
14. tlay ( 21/09/2009 11:47)
Mihitsy, mis paikady ao mato ra8 nanome ny fitondrana ho ani miaramila. Fa tsy dondrona otrany TGVENDRANA aporisiana mamon'Olona Dia mamono toko. Ary fanga modinareo tsieno le oe tsisy atahorana ny PNN ( PRODUITS DE PREMIÈRE NÉCESSITÉ). ANAFATRA: vary 80000T,menaka,siramamy, sns... Vao manomboka ve de anafatra anireo. Fanga tsivita ny fikarakaranan'I TATSAHA. karazany iverina ndray ny FILAHARANA VARY atoato. Ary mba omeo porofo oe ra8 nangalatra ny volan'I fjkm tany mananara zany? aza ketrona ry mihitsy fa olona efa manambola tsita isaina ve rangahy ti de fatina rakitra kely ary ataony inona.
15. mihitsy ( 21/09/2009 11:52)
mampalahelo ahy enao: flm fa tsy fjkm ry nandra sy kentrina tsy mahalala n'inona n'inona mitovy am le illetré iny!
ny manana ariary 2 te-hahazo ariary 4 raha ny toa an'reny dadanareo imatimatesanareo reny
tsy ny vola ihany no tiany ampitomboina fa ny vadiny koa
mahamenatra!
16. pikatti ( 21/09/2009 12:08)
aza menomenona leity elah mihitsy a,raha fantatr"elah fa resaka fanesoana io invitation io( ne vaut pas une réconnaissance)
Nen'leity resaka lany daty foana !!! sady resak'eotra :-D :-D :-D
17. mihitsy ( 21/09/2009 12:18)
f'za ve ry levendrana ty miresaka ze invitation any a, olona mpangalatra vola rakitra tany am-piangonana no resahiko
18. pikatti ( 21/09/2009 12:22)
tsisy miraharah an'zany leity na hiteny zay môly nopehan'i tgvendrana tany aza elah :-D :-D
19. tlay ( 21/09/2009 12:34)
Terrywui ndray angaba ty mihitsy ty leaza? ny pomba ny tgv oa otrany olona mitapitapy zany daholo e! le tena tokony valina lesy valina a? sa tsiazolah tiko lazaina? antaony tgv milahabary eo ela vao tsy tabataba ato @serasera ato tsony. Fa ela anga mahay be? zvt lazaik ary tsiazolah. Ary elah aza manedrikendrika an'I ra8. Ela no efa zatra mangalatra ariari2 sy te anana vady maro eo fa aza ailika any filoanay zvt fanaoan elah.
20. pikatti ( 21/09/2009 12:46)
zay ve elah vao kôpy ry tlay , lery ihany io :-D :-D
misy indices vitsivitsy reto ahalalana azy
-be doika
-mora tonga fofona
-mpanompy sampy(ouioui foana zay lazain'i tgv n'in'in zany)
-azo hatao kilalao tsara refa rangitina kely zay
-be taraina any @ Rahery foana
-manao dinika tsisy fotony
-manao resa-bavy zay
-manao xxx zay refa pehan'ny akamany
-mitsoaka foana refa hivoahan'i pikatti

salut lesy bandy akama :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3965