zava-doza mbola vitan'i Dadan'ny sasany

21. xxx ( 21/09/2009 12:59)
mihitsy:

nareo ry xxx misehoa tena fa aza kanosa ohatr'zao!, tsy sahy miseho tena fa menatra miaro le olona tsisy ilana azy iny, nanao ny fahotana rehetra igagana eran-tany


Tsy valin'ny fanontaniako ity lazainao ity aloha ary io indray izay tiako foana na xxx na iza na iza . Anontanio ny tompon'andraikitra fa ara-dalàna ny xxx tsy toy ny fitondràna malagasy ankehitrio
22. pikatti ( 21/09/2009 13:39)
aza mora tezitra lesy na izany aza a,tsy voatery hijanona @ reo toetra reo anie elah e,
ka refa fanontaniana adala de tsy valina fa aleo elah no adalaina
23. dadabe ( 21/09/2009 13:58)
kiii mbola raikitsa ndray neny reto kle :-D :-D
24. Mirananirina ( 21/09/2009 14:08)
efa henonareo ve zany ra8 naka ny vola rakitra tany Ankaramalaza zany? zany no tena mpivavaka an, zany no mbola iadianareo hitondra ity firenena ity? volan'Atra aza sahiny nagalarina mainka fa ny antsika vahoaka? sokafy ihany re ny maso sy ny saina e
ny volany aza tsy hitany izay anaovany azy koa rakitra kely iny ataony inona.
25. HERY2 ( 21/09/2009 14:51)
Mijoroa isika TIM eto amin'ny serasera fa ho azotsika foana ny fandresena e ! izay mivadika sy voavidimbola avelao hande fa isika miroso amin'ny tolona foana
26. pikatti ( 21/09/2009 14:55)
ary saika tsy fantako fa hoe tim anie elah io e,sady toraka blao no zaza vao tonga koa nahoana no tsy zany ps -nao taloha zany no entina :idea: :idea: tsy hitako zay mahamenatra zah de tsoriko zao fa tsy mandrevy tgvendrana :-D :-D :-D
27. HERY2 ( 21/09/2009 14:59)
hita amin'ireo karazana dinika natsangan'i Pikatti fa TGV hiringiriny izy fa ny fahaizany mampiresaka no entiny handotoana ny tolona efa mande ,
Ho ela velona ny TIM !

vive TIM !..... vive TIM !.....



tsiky dia ampy !
28. pikatti ( 21/09/2009 15:21)
ary lasa GTT koa angah wiwi , tongasoa zany elah , inona no sotroan'elah fa efa nanomana mafana i dadabe atsy :-D
29. ntss ( 21/09/2009 15:23)
ay mandamina kosa a nga efa tena accro eto nga


Tsy mahagaga ny fitiavan-dra8 vola

MBA FANTATRAREO MOA FA NOVIDIAN-DRAVALO HATRAMIN'NY ORINASA MPANAMBOATRA KIMINIO (FANASAN'NY TOMPO FJKM)!!

TSY NY VOLA NO RATSY FA NY FITIAVANA AZY TAFAHOATRA NO MAHAFATY
30. HERY2 ( 21/09/2009 15:26)
hita amin'ireo karazana dinika natsangan'i Pikatti fa TGV hiringiriny izy fa ny fahaizany mampiresaka no entiny handotoana ny tolona efa mande ,
Ho ela velona ny TIM ! very ianareo ry Pikatti , esoriko eo ty Ps nao mpivadibadika ity fa ataovy eo ihany ,le TGV be tgvendrana beeuuuu pikatti

vive TIM !..... vive TIM !.....



tsiky dia ampy !
31. pikatti ( 21/09/2009 15:29)
ary lasa GTT koa angah wiwi , tongasoa zany elah , inona no sotroan'elah fa efa nanomana mafana i dadabe atsy
ary aza kivy zany fa mbola ho hisy foana ny ara-dalàna :-D :-D
32. tlay ( 21/09/2009 15:35)
Ntss: rehefa tsy maita lazaina mangina d vakio tsara fotsiny zay resaka eto fa aza mamorona resaka eo.
33. pikatti ( 21/09/2009 15:48)
aleo lesy tsy miteny ry ntss refa resak'etotra ,manaova toetran-dehilaly fa tsy laozan'elah mitakoritsika fotsiny eo :-D :-D :-D
ary aza malahelo ela raha ho potika io tgv io,fa tsy maintsy zay no hiafarany :-D :-D :-D
34. ntss ( 21/09/2009 15:58)
efa ela ihany nji ry pikatti no henoko nihira izany! nenay 2 volana ihgany de potika ra8 :-D :-D :-D
35. pikatti ( 21/09/2009 16:13)
ary ahoana leity nataon'lah nipitsika ndray ve tlay tao klé =)) =)) =))
lazainy fa adala sitrana anie elah e :-D :-D
36. tlay ( 21/09/2009 17:05)
Tsisy miala zany eo ramaola tgv no eto e!
37. fijo ( 22/09/2009 22:31)
mba homeo porofo nisy nahitana izany fangalarana rakitra izany hoe rah amisy ,fa raha tsy misy ,dia aza mamorona lainga ,fa io fomba fandaingana TGV io ihany no mahasimba ny firenena
38. pikatti ( 22/09/2009 23:47)
Tsisy miala zany eo ramaola tgv no eto e

aleo lesy ny tgvendrana bainn hiala any fa ny tary mbola manafay kely klou !
Nefa ndray ry zalahy tsy tafa ary ambadika ary fa aleo hoazana eto ihany kah :-D

Io lesy fijo resaka fandotoana olona fotsiny ,efa tsy hain-dry zalahy tgvfopla ntsony miaro an'i bitrovoalavo de mamorona tsaho sisa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0376