mpitondra firenena
1. mihitsy
(
14/05/2009 10:43)
manaiky ve ianao raha olona tsy nianatra no hitondra ny firenenao?
novalian'i ravalotgv ny 14/05/2009 12:42
2. xxx
(
14/05/2009 11:22)
Angaha moa izao manontany izay safidn'ny vahoaka intsony hoy ianao e, ireo apetrapetraka daholo ny HAT, ny chefs de région, ny Singes indray izao ...
vous le peuple, vous n'étes que de la MxxxE !!!
vous le peuple, vous n'étes que de la MxxxE !!!
3. halloween
(
14/05/2009 12:04)
: mpitondra firenena
manaiky ve ianao raha olona tsy nianatra no hitondra ny firenenao?
ravalo aza ty efa tompona orinasa be amampolo taonany tsy nahatafavoaka Firenena : nefa oe manana traikefa be aminio hono !! eny e ! mety hainy ihany angamba le izy fa ze tonga laniny , ze tonga laniny (tokatranomboalavo)i M/car ! angamba zan !!
fa ny ilaina de olona mahatsapa tena oe misy malagasy fadiranovana ao ary tsy midongy toerana koa na de atao oe mitady ho fetsifetsy aza !!
4. Mirananirina
(
14/05/2009 12:09)
manaiky ve ianao raha olona tsy nianatra no hitondra ny firenenao?Raha ny tokony ho izy aloha dia olona mahita fianarana (politika)io no tokony ho eo,nefa atao ahoana moa.Mahazo milatsaka daholo rehefa manambola e
5. xxx
(
14/05/2009 12:23)
rah zah no anontanianao dia TSAI no valiny tsy manaiky an'zany aho, fa zah na isika eto @ serasera tsy mahasolo ny vahoaka malagasy,
ireny ravalo lany @ isan-jato ambony, zany hoe manaiky hentin'olona tsy nianatra ny gasy fa matimatin'izao be vola izao,
de hee koa ity andry,
rah milatsaka io, na tsy ho lany aza, hinoako fa hahita isan-janto ambonimbony ihany koa izy,
ny vahoaka Malagasy mila olona be vola, be mokondoha, mahay mandrebireby,
Tahaka an'i Ravalo Be vola, Be mokondoha, rmahay mandrebireby,
Efa nanaiky anie ny Malagasy e,
Olona tsy nanana CEPE no nitondra azy, de efa niara-nahita iny ny vokany,

6. ravalotgv
(
14/05/2009 12:42)
mihitsy:
manaiky ve ianao raha olona tsy nianatra no hitondra ny firenenao?
tsy nianatra inona io aloha
tsy nianatra nihaninkazo va re
tsy nianatra nikoty sipa va re
tsy nianatra nanao coup d eta va re
tena tsy nianatra daholo ireo filoha eto antany raha izao no fandehany
sniff
tcrouff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tss kozin oul tsy niantra ndray ty