Liste des messages

Liste des messages, inserés par ravalotgv, par ordre de date
ravalotgv ( 19/07/2010 19:23)
misaotra an ireo namoha trano sniff tchrouff
tsara rehefa maka modely mamoaka gadra politika fa tafaverina eto @ politika indray aho asiana revingadra kely aloha fa zay izao no hainay sniff tchroufff ... suite
ravalotgv ( 07/06/2009 16:21)
budget presidentiel
tonga tao france i obama nisakafo tao @ hotely facture nivoaka 300 euros tonga tao france i tgv facture nivoaka 10.000 euro. manambola le boay kely iny kaaa. Raha i ra8 angamba no teo mety ho 50... suite
répondu par bozyboleta le 08/06/2009 12:03
ravalotgv ( 06/06/2009 14:55)
TSY RAHARAHIAN NY OLONA INTSONY NY MISEHO ETO M/CAR
TSY VOALOHANY INTSONY NIVEAU INFORMATION MONDIALE SEASERA SISA BE VAVA @ GTT SY TGV ARY RA8 HO AVY NY CANDIDAT VEHIVAVY ETO @ SEASERA HO FILOHA MALAGASY SNIFF TCROUFFF MBOLA MITOHY NY FAMON... suite
répondu par ravalotgv le 07/06/2009 17:50
ravalotgv ( 06/06/2009 14:33)
TSY HISY FIKOHA INTSONY I M/CAR
Tsy misy filoha intsony i madagascar fa lasa filoha daholo ny rehetra h@ mivaroody eny tsaralalana sy ny mpihaninkazo etsy isotry sniff tcroufff =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... suite
répondu par yuka le 09/06/2009 05:33
ravalotgv ( 28/05/2009 17:14)
nahazo jet ra tgv ho any mali su borkinafaso
hihihihih tsy hanodina avion tsony hono lery fa mifona ee efa nomen i wade jet privé izy mitsamm tena mahery ny setroka any afrika any zany sniff tcroufff :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ ... suite
répondu par fijo le 28/05/2009 22:02
ravalotgv ( 28/05/2009 07:39)
miala any ny daewo tgv
Madagascar: une société indienne compte louer plus de 500 000hectares de terre Lu dans le Monde.fr ce jour. "Varun ? C'est un arbre, non ?" Réfugié sous un abri alors que des trombes d'... suite
répondu par Mirananirina le 28/05/2009 11:28
ravalotgv ( 27/05/2009 07:42)
avohay i sarla ry noue sy essera aaa
aiza i sarla fa mangina loatra ny tanana sao de tokony hisambotra kely ny 1amin ny hat lery aloha fa toa tsy misy soavaly samborina tsony ao amin ny tim tmanjary tsy mandeha koa ny setroka snif... suite
répondu par xxx le 27/05/2009 18:20
ravalotgv ( 26/05/2009 12:19)
kabarin i ra8 sendra niverina tato andohako tany tamatave
Ny vola samy manana, fa raha manambola ianao hoy izy ka voaisanao ny volanao dia mbola tsy manana ianao izay. Toa kabarin i lery tany tamatave sa taiza izy io tamin ny Aout 2007 ary tsy haiko na fanok... suite
répondu par fijo le 27/05/2009 21:01
ravalotgv ( 25/05/2009 09:32)
ny atao hoe malagasy libre
TSY MILA - khadafy - arabie saoudite - americain - oua - onu - sadec - frantsay - hat - tim - mfm - arema - chine FA MILA hazo hianihana sniff tcrouff :^) :^) :^) :^) :^) ... suite
répondu par xxx le 25/05/2009 23:24
ravalotgv ( 23/05/2009 08:06)
miala any i deba sniff tcroufff
Leurs Excellences Messieurs les Facilitateurs, Vous savez autant que personne mon engagement dont la constance le dispute au militantisme, en faveur de la paix, de la justice et de la démocratie... suite
répondu par xxx le 23/05/2009 11:27
ravalotgv ( 22/05/2009 09:02)
RAHA I TGV PRESIDENT RA8 PREMIER MINISTRE et vis versa
nouveau gouvernement Option 1 Président tgv vice président, premier ministre et ra8 ministre de la défense sarla ministre des affaires étrangères ndefo .... option 2 Président ra... suite
répondu par fijo le 22/05/2009 20:05
ravalotgv ( 19/05/2009 17:04)
GASY KELY MISEHO HO BE LOHA HONO
Sniff tcroufff [img]http://www.les-nouvelles.com/image_du_jour/zoom.php?id=1235[/img] :^) :^) :^) :^) tena vizana ny rein i boay kely nitaingina chameau :@ :@ :@ :@ ... suite
répondu par xxx le 20/05/2009 00:03
ravalotgv ( 16/05/2009 20:46)
nahazo carte zone i andrywui de tsy tafiditra tsony
nahazo carte zone i andrywui de tsy tafiditra eto amin ny serasera intsony misaotra an i hery tsy matahotra ny hat sniff tcroufff :^) :^) :^) :^) :^) ... suite
répondu par ravalotgv le 17/05/2009 18:28
ravalotgv ( 15/05/2009 21:17)
andriana sa hova sa andevo i RRajoelina
sniff tchrouff tsy hay reny na gasy na in :^) :^) :^) :^) ... suite
répondu par xxx le 16/05/2009 17:13
ravalotgv ( 15/05/2009 17:42)
la mission de sadec a madagascar
Aleo asiana gera kely hono fa very ny fihinanandry zalahy tamin ny nipetrahan i ra8 teo eee sao de vonoin olona eo koa i Noue Sniff tcroufff :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) ... suite
répondu par accolade le 18/05/2009 09:23
ravalotgv ( 14/05/2009 13:00)
mampitandrina an i andryui hosakana eto raha tsy m..
mampitandrina an i andrywui fa hosakana eto amin ny serasera raha mbola mivadibadidela eto.Efa mandeha izao ny sondage fa manao izay hampiady ny malagasy ianao. Efa hita izao fa tsy mety ny ataon ny h... suite
répondu par xxx le 14/05/2009 15:21
ravalotgv ( 14/05/2009 07:09)
matanjaka i hery fa tsy voakaton ny hat ny serasera
tena matanjaka i hery satria raha teto madagasikara ny foiben ny serasera efa nahazo fampitandremana avy amin ny tgv satria malaza ho site tim mihintsy izao ny eto amin ny serasera sniff tcrouff ... suite
répondu par xxx le 14/05/2009 14:15
ravalotgv ( 13/05/2009 19:42)
voasambotra i yuka fa nanohana tim i andrywui koa hono n...
toa nosamborina ka toa nogadraina hono i yuka fa nanohana tim sady tsy nande le daewoo de naholan ny olona kely maso tany amin ny misy azy tany. I andrywui koa hono mbola ho aholana fa efa manomboka m... suite
répondu par xxx le 13/05/2009 22:29
ravalotgv ( 13/05/2009 13:27)
hahaha ahoana ndray ty ANDRY TGV= Nombre de la béte =666
ANDRY TGV= Nombre de la béte =666 A = 1 x 6 = 6 B = 2 x 6 = 12 C = 3 x 6 = 18 D = 4 x 6 = 24 E = 5 x 6 = 30 F = 6 x 6 = 36 G = 7 x 6 = 42 H = 8 x 6 = 48 I = 9 x 6 = 54 J = 10 x ... suite
répondu par xxx le 13/05/2009 18:20
ravalotgv ( 13/05/2009 08:06)
plus de 75 ans pour étre président a madagascar
lalana vaovao : 1- plus de 75 ans pour étre président a madagascar 2- non malgache 3- nationalité française 4- milliardaire 5- acheter des millitaires 6- membre de serasera 7- mihaninka... suite
répondu par xxx le 13/05/2009 10:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0272