matanjaka i hery fa tsy voakaton ny hat ny serasera
1. ravalotgv
(
14/05/2009 07:09)
tena matanjaka i hery satria raha teto madagasikara ny foiben ny serasera efa nahazo fampitandremana avy amin ny tgv satria malaza ho site tim mihintsy izao ny eto amin ny serasera
sniff
tcrouff
angamba i andrywui no nanao hoe aza akatona
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
sniff
tcrouff
angamba i andrywui no nanao hoe aza akatona
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
novalian'i xxx ny 14/05/2009 14:15
2. ravatorano
(
14/05/2009 07:21)
=)) =)) =))
fa inona kosa moa no anakatonana site izay mivoy ny fifanakalozan-kevitra
tsy hitako loatra izay hoe site tim amin'izy tiy mety hoe ny mpmoba ny aradalana no betsaka miditra sy maneho hevitra ato dia izay no itarafanareo azy.
:wink:
fa inona kosa moa no anakatonana site izay mivoy ny fifanakalozan-kevitra
tsy hitako loatra izay hoe site tim amin'izy tiy mety hoe ny mpmoba ny aradalana no betsaka miditra sy maneho hevitra ato dia izay no itarafanareo azy.
:wink:
3. ravalotgv
(
14/05/2009 07:29)
ka hat anie zao ry vatorano no fanjakana ary eto madagasikara tsy azo atao izany demokrasia izany fa izay mahavidy miaramila ihany no mahazo manao site ee
jereo ny site an i viva zao misy tele gratuit
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^)
ary tandremo koa fa ianao io mihintsy no samborindry zalahy voalohany eo
:@ :@ :@ :@ :@
jereo ny site an i viva zao misy tele gratuit
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^)
ary tandremo koa fa ianao io mihintsy no samborindry zalahy voalohany eo
:@ :@ :@ :@ :@
6. tsiafoi1
(
14/05/2009 08:01)
Aza mba mianatra ny fomban'ny HAT mampihorohoro moa ry ravalotgv a!
19.000.000 ny isan'ny mponina eto Dago. Atao hoe 65% ny lehibe sy tanora tonga taona afaka mifidy, izany hoe 12.350.000 ny isan'ny mponina. Atao hoe 52% no nifidy ny Filoha Ravalomanana = 6.422.500. Koa raha ho tapitra samborina avokoa aza izy rehetra ireo... De aiza ny fonja ho asiana azy ireo??? Koa raha atao hoe ny avy eto Tana ihany no hogadraina, mbola tsy hisy fonja ho antonona an'izany, satria ny atsasaky ny mpividy de eto Tana avokoa....
Raha ny lohany indray(Ny Mpitarika) no heverin'ny HAT hokatsanana, de mandrora mitsilany ihany izy ireo satria ny rambony sy ny tanany de mbola ireo marobe afaka misarangotra eo ihany (de ireo vahoaka marobe). Vao maika handrehitra ny afon'ny fankahalam-bahoaka ny HAT izany... Efa nanao toy izany anie ny TIM t@'ny fifidianana Maire(Rafalimanana contre Andry), fa tsy azo nivalozana ny fitsaram-bahoaka (jugement des urnes). Dommage moa fa voafita ny mena-miraviravy ny vahoaka teto Iarivo t@'ireny...
7. naritsimba
(
14/05/2009 08:53)
tsafoi1: zà aloha tsy voafitaka mihitsy eh! zà manohana izay sahy nijoro t@ heviny nanohatra an'i Ravalomanana, tsy nilako vola izany tsy nilako tambiny ary tsy nanenenako. Sady izay 19mois ve dia tsy andrinareo eh, zahay aza nahandry ny 7 taona fa raha ny sitraponay dia efa taloha io no niongana.
8. mihitsy
(
14/05/2009 09:46)
[quote=tsiafoi1]
[Atao hoe 52% no nifidy ny Filoha Ravalomanana = 6.422.500.]
taloha zany! firifiry am olona no efa leo andra8 tam nataony?
[Atao hoe 52% no nifidy ny Filoha Ravalomanana = 6.422.500.]
taloha zany! firifiry am olona no efa leo andra8 tam nataony?
9. tsiafoi1
(
14/05/2009 10:50)
Firifiry amin'olona no efa leo an'i Andry TGV, jereo kely ny sondage!!!. Natao-ndreo zao ny atso isam-pokontany hoe manadio ; inona no teo fa tsy le olona nokaramaina HIMO ihany no tonga, tsy natakalon'ny olona ny teny @'ny MAGRO. Maika moa izany fa raha tsy nisy ny fanakatsakanana sy ny fanafoanana ny Radio Mada, sûr aho fa tsy omby intsony MAGRO, fa nitandahatra hatrety @'ny arabe...
11. ravalotgv
(
14/05/2009 12:37)
ry xxx koa mivilankevitra foana efa hoe i hery zao no tadiavin ny capsat raha miseho miditra eto madagasikara
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
12. xxx
(
14/05/2009 13:24)
ravalotgv:
ry xxx koa mivilankevitra foana efa hoe i hery zao no tadiavin ny capsat raha miseho miditra eto madagasikara
dia rah tsy mahay Gothlieb de izzy ndray no voasambotry ny CAPSAT reefa avy manao tournee avy any an-dafy ireny,
Imagineo kely le scene :
Midina ny avion Goth, shhhhhhhhh ............. mitazana ny Police de l'air ,
ty le Hery le hosamborina ..... mandefa info .... miantso CAPSAT.... lery @ io efa tazonina ao @ aeroport fa tsy mahazo mandeh.... de tonga @ zay ny CAPSAT, ..... tonga tsy misy kesk'il y a fa NDAO....anaty tomobil CAPSAT..
miezaka manazava i Goth we tsy zah ny olona tadiavinareo, .0 zah ne Gothlieb e....... mamaly ny CAPSAT...tsy ny fitovian'elah @ goth akory no hanaovan'lah fitaovana eo,... natao ny enquete sy ny tariny.. nodinihina tkou, hay moa Goth misy tasy boribory eo @ tarehiny, ...
wouen be ny CAPSAT, de mody niteny hoe @ sisa hanaovy fampihomehezana ny olona @ zay fantatra hoe Goth ialahy,:-D :-D
Tsy tezitra i Hery an,
13. Mirananirina
(
14/05/2009 13:26)
marina mihitsy izany ravalotgv an,matanjaka izy,
Misy namako 2 malemilemy zay any fa efa voaroka tsy anasa sahady e
Misy namako 2 malemilemy zay any fa efa voaroka tsy anasa sahady e
14. xxx
(
14/05/2009 14:15)
xxx:
Ilay sondage olona iray miverina in-100 ve???? :-D :-D :-D :-D
Ha ha ha , io no averin'ise eraky ny sites, nefa tsy ampy fahalalàna ise fa tsy afaka miverina in-2 ny IP iray . Andramo ange e ... Ndeha aloha mianatra anaka
