RAHA I TGV PRESIDENT RA8 PREMIER MINISTRE et vis versa

1. ravalotgv ( 22/05/2009 09:02)
nouveau gouvernement

Option 1

Président tgv
vice président, premier ministre et ra8
ministre de la défense sarla
ministre des affaires étrangères ndefo
....

option 2

Président ra8
Vice président tgv
premier ministre raindefo
ministre de la défense sarla
........
sniff
tcrouff

valio 1 na 2 fotsiny

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:05
2. xxx ( 22/05/2009 10:04)
ra8 president
manandafy premier ministre
vive amiral mamy ministre de la defense
rondefo antanimora
Andry tgv tsiafahy
charles,kotonandrasana,lylison nosy lava
3. xxx ( 22/05/2009 10:11)
option 2
Ravalotgv ministre de serasera
Andrywui minis rtre politika
bazylou ministre communication
salopard ministre rano sy ny ala
oay ministre oye e oye ....Oyeeeee
patrick2002 ministre de nostalgie
majakely....
4. ravalotgv ( 22/05/2009 11:58)
reto gasy kely reto tena befo nefa tsy mankaiza hoi i dadarabe
sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@
5. 08051972 ( 22/05/2009 12:34)
F'angà efa mial'any sahady ny propagandin'izay ho filohampirenena Malagsy? :roll: :roll: :roll:
6. xxx ( 22/05/2009 13:33)
Ho avy @ angady sy ny harona hoy ny fitenenana izay ary ho avy hamerina ny hasin' ny tanindrazana !
7. Mirananirina ( 22/05/2009 15:01)
Tsy ratsy kosa ilay izy an
8. Mirananirina ( 22/05/2009 15:02)
adinoko,ravalotgv,ary angaha tsy mety raha 2 présidents
9. ravalotgv ( 22/05/2009 15:06)
aleo asiana président isakin ny faritany angamba raha izao no mitohy

mety hisy président isakin ny elakelantrano koa


sniff
tcroufff

i mirana zany président aiza
eto @ serasera satria i andrywui hanao kodeta amin i ra hery

:@ :@ :@ :@ =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. Mirananirina ( 22/05/2009 15:10)
aleo asiana président isakin ny faritany angamba raha izao no mitohy

mety hisy président isakin ny elakelantrano koa


sniff
tcroufff

i mirana zany président aiza
eto @ serasera satria i andrywui hanao kodeta amin i ra hery


tena tsy ratsy iny an,raha isakin'ny elakelatrano marina,mety ho lasa présidente koa aho hihihi,
i Andrywui ataoko vice e :lol: :lol:
11. fijo ( 22/05/2009 20:05)
de hisy fanonganam panjakan aisaky ny inona koa???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0539