la mission de sadec a madagascar

1. ravalotgv ( 15/05/2009 17:42)
Aleo asiana gera kely hono fa very ny fihinanandry zalahy tamin ny nipetrahan i ra8 teo eee

sao de vonoin olona eo koa i Noue

Sniff
tcroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
novalian'i accolade ny 18/05/2009 09:23
2. locl ( 15/05/2009 20:29)
dia ingahy no mamorona gera ho anao fa ny olona tsy hisy hijabaka amin'izany, izahy tompoko sady tsy very fihinanana no tsy maniry koa ny hihinana fa mila democratie sy firenena manaja ny ara-dalàna
3. Noue ( 15/05/2009 20:39)
locl:

dia ingahy no mamorona gera ho anao fa ny olona tsy hisy hijabaka amin'izany, izahy tompoko sady tsy very fihinanana no tsy maniry koa ny hihinana fa mila democratie sy firenena manaja ny ara-dalàna
zay indrindra eee


4. ravalotgv ( 15/05/2009 20:59)
tssss zay de faly ery le kiala antitra ty tsss
sniff
tcroufff

:/ :/ :/ :/ :/
5. accolade ( 18/05/2009 09:23)
=)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1317