kabarin i ra8 sendra niverina tato andohako tany tamatave
1. ravalotgv
(
26/05/2009 12:19)
Ny vola samy manana, fa raha manambola ianao hoy izy ka voaisanao ny volanao dia mbola tsy manana ianao izay. Toa kabarin i lery tany tamatave sa taiza izy io tamin ny Aout 2007 ary tsy haiko na fanokafana inona na inona
tena tsy hadinoko io teny nataon i lery io aloha
na dia izany aza nanao zavatra lery fa tena noazan i tgv lety eee
tsy hay ndray hanao ahoana ty tgv ty tsy hahaisa vola intsony koa ve
mety tsy ho lany mihintsy angamba le fananan i lery fa i tgv toa mandrivotra be leaza tonde manidina be le setroka
tena aleo aloha hanisa setroka
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^)

novalian'i fijo ny 27/05/2009 21:01
2. andrywui
(
26/05/2009 12:31)
ravalotgv a!! ny vola rehetra tao amin'ny banky sy ny tresor anie ry lety de noheverin'ilery fa azy daholo satria hono izy no filohan'ny Malagasy noho izany azy daholo ze volampanjakna rehetra tao !! de mazava ho azy fa tsy voaisa izy tao
--de inona tokoa ozy ela !! rehefa nitsoaka tao izy de nopaohany nentina daholo le vola nolazainy fa azy tao amin'ny banque central sy ny tresor tao fa azy ony ireny !!
-- de ny Fanjakana vaovao nandimby toerana no nihinana ny mangidy aminizao !
-soa fa ho adinina aminy ireny indray andro any !!
-raha tsy sahy ny HAT amin'izay andro zay de izaho mihitsy no hitarika ny miaramila hisambotra azy !! (aleo aloha hazava fa miaramila mbola amperin'asa ny bandy ary tsy nidezerta fa nahazo 5taona ara-dalàna !) ha ha ha !!

3. 08051972
(
26/05/2009 12:44)
Efa mba nandinika ve andrywui hoe otrinona ny cour-na vola gasy? Ary mba efa noeritrerentinao ve hoe ny tsy compte iray no misy ny volan'ny tresor publique sy ny Banque central ? Ary mba efa noeritrerentinao ve na ny volan'ny vadina tsy azonao raha tsy manana compte cummun nareo mivady? Compte perso io fa rà manana entreprise na Sté ny vadinao na enao ka tsy conjointe coolaborateur na co-gerant n'ilay Sté na EUR na SARl de tsy mahazo mandray vola any @ banky?
Ny tiako ambara de hoe noentiny t@ inona le vola ARIARY ary natakalony taiza? Eo Ivato ihany mantsy no farany manakery ny volantsika Malagasy " Ny Ariary " Mieritrereta aloha vao miteny! Tsy mmomba n'iza n'iza aho fa leo be fotsiny hoe ampahatrina ny fireneko! :roll: :roll: :roll:

4. xxx
(
26/05/2009 12:53)
ny vola rehetra tao amin'ny banky sy ny tresor anie ry lety de noheverin'ilery fa azy daholo satria hono izy no filohan'ny Malagasy noho izany azy daholo ze volampanjakna rehetra tao !! de mazava ho azy fa tsy voaisa izy tao
--de inona tokoa ozy ela !! rehefa nitsoaka tao izy de nopaohany nentina daholo le vola nolazainy fa azy tao amin'ny banque central sy ny tresor tao fa azy ony ireny !!
Satria tsy eo ka afaka hamaly ny fahamarinan'ny lazainao na tsia ilay notsikafonina ka dia afaka milaza izay tiany lazaina ny tsirairay. Tadidio tsara fa raha mahazo mpangalatra ny iray tanàna dia araraotiny @iny daholo na hatramin'ny tongotrakohokely ray very aza.
-- de ny Fanjakana vaovao nandimby toerana no nihinana ny mangidy aminizao !
Raha nanongana t@ fomba mendrika izy(TGV) dia tsy namantana tany foana fa mba misy azo noraisina kely ihany. Aiza ka na ny an'ny karàna aza dorana, ny an'ny sinoa , izay rehetra hita fa ngeza sy matanjaka e! nefa ra8 no haongana, i Andry anie isan'ny nandavaka lavaka hilevenan'izy tenany e! sady nikapa ambody trano ka iza no hisoroka ny malotonao eo; sorohy fa ianao foana no nanao an'io
5. andrywui
(
26/05/2009 12:55)
ay ay ay ay !! o ry 08051972 a !!
--tsy vola ariary ihany tompokolahy no ao amn bank fa aoka hazava !! voambotavo raha izay ariary ao amin banques centrales zany fa euro sy dollar sy ny livre no tena 3/4 ny vola ao leroa !!
--faharoa tsy vola ihany koa no teherizina ao amin banques tonton fa misy volamena ,vatosoa bedebe koa ao atao petra-bola (hanaovana contre valeur)
--sao de banque de sang aloha le tianao tenenina ry 08051972 fa raha izay de tsy misy vola tokoa ao !!

6. xxx
(
26/05/2009 12:59)
--tsy vola ariary ihany tompokolahy no ao amn bank fa aoka hazava !! voambotavo raha izay ariary ao amin banques centrales zany fa euro sy dollar sy ny livre no tena 3/4 ny vola ao leroa !!
Zah mpiasan'ny banque central izao mamaly anao izao fa tsy misy devise tehirizina ao @ BCM fa raha te hanakalo vola gasy ho devise ianao dia mandeha @ireny maso ivoho afaka manakalo ireny. ( instut° fin, banque tsotra( oh: boa-bni sns..) west-un. )
7. andrywui
(
26/05/2009 13:03)
ha ha ha !! angah lasa mpiasan'ny banky ndray elah ry 08051972 ?? ha ha ha
tsotra be letsy a !!ao amin banky centraly daholo no mipetraka ny harempirenena toy ny devise euro,dollar,...ary iindrindra ny volamena , vatosoa zay be valeur rehetra ,ka azo hitahirizana vola !!
--ka raha tehanakalo ao amin'ny banques central toi de azo hatao tsara tokoa tompokolahy raha manana Ordres de Virement(OV) afaka miditra ao !! ha ha ha

8. xxx
(
26/05/2009 13:03)
--tsy vola ariary ihany tompokolahy no ao amn bank fa aoka hazava !! voambotavo raha izay ariary ao amin banques centrales zany fa euro sy dollar sy ny livre no tena 3/4 ny vola ao leroa !!
Zah mpiasan'ny banque central izao mamaly anao izao fa tsy misy devise tehirizina ao @ BCM fa raha te hanakalo vola gasy ho devise ianao dia mandeha @ireny maso ivoho afaka manakalo ireny. ( instut° fin, banque tsotra( oh: boa-bni sns..) west-un. )
10. 08051972
(
26/05/2009 13:36)
:oops: :oops: :oops: :oops: pOIKA § MODY MANAZAVA FOTSINY ZA! :oops: :oops: :oops:
11. patrick2002
(
26/05/2009 17:39)
08051972:
Efa mba nandinika ve andrywui hoe otrinona ny cour-na vola gasy? Ary mba efa noeritrerentinao ve hoe ny tsy compte iray no misy ny volan'ny tresor publique sy ny Banque central ? Ary mba efa noeritrerentinao ve na ny volan'ny vadina tsy azonao raha tsy manana compte cummun nareo mivady? Compte perso io fa rà manana entreprise na Sté ny vadinao na enao ka tsy conjointe coolaborateur na co-gerant n'ilay Sté na EUR na SARl de tsy mahazo mandray vola any @ banky?
Ny tiako ambara de hoe noentiny t@ inona le vola ARIARY ary natakalony taiza? Eo Ivato ihany mantsy no farany manakery ny volantsika Malagasy " Ny Ariary " Mieritrereta aloha vao miteny! Tsy mmomba n'iza n'iza aho fa leo be fotsiny hoe ampahatrina ny fireneko! :roll: :roll: :roll:
marina fa ny volan`ny vadinao aza dia tsy azonao halaina raha tsy mahazo alalana any aminy nianao ,marina fa na ny volany societé commercial iray aza dia tsy azonao halaina na dia tompony ianao raha tsy mahazo alalana any @ directeur financier ,nefa dia nolaviny Ravalo izany rehetra izany fa noheveriny fa toy ny anazy ny volany malagasy ,say no maha dcictateur anìty fitondrana Ravalomanana iny ,te hanagadra olona izy dia gadrao ,dia anjarany mpitsara no mamorona motif hanagadrana an`iny .
Jereo fotsiny ny nividianana ny Force one faharoa ,vola avy aiza samy manontany tena ary tsy misy valiny ,na ny FMI tsy mahafantatra ,satria azony antoka fa tsy misy an`izany ao @ banky foibe, sy ny tresor public.
12. Noue
(
26/05/2009 18:12)
patrick2002:hay va re ka mba fantatr'i patrick ihany zany eee ! ary raha fantatrao zany , maninona no manohana ny FAT(Y) mitady haka ankeriny ny volan'i Ravalomanana sy ny vadiny??? aiza re zany eee
marina fa ny volan`ny vadinao aza dia tsy azonao halaina raha tsy mahazo alalana any aminy nianao ,marina fa na ny volany societé commercial iray aza dia tsy azonao halaina na dia tompony ianao raha tsy mahazo alalana any @ directeur financier ,
:^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D
13. ravalotgv
(
26/05/2009 21:22)
Monnaie : Grâce à une politique de prudence menée par la Banque Centrale, la situation monétaire n’est pas aussi catastrophique qu’on peut le croire.
Encore 837 millions de dollars de réserves à la Banque Centrale
Encore malmené par l’euro, l’ariary affiche un regain de compétitivité face au dollar. Sur le marché interbancaire des devises, la monnaie européenne a encore remonté au-dessus des 2700 ariary tandis que le billet vert s’échangeait à …..Ar. Une tendance qui redonne de l’espoir aux opérateurs qui ont surtout craint la poursuite de la chute de l’ariary. Mais cette situation, quelque peu rassurante des changes, fait aussi transparaître la bonne politique menée par la Banque Centrale de Madagascar qui dispose encore, d’après nos informations de 837 millions de dollars de réserves en devises. Selon nos informations, une grande partie de ces réserves en devises proviennent des grands chantiers aussi bien publics que privés en cours. Les bâtiments et travaux publics notamment deviennent actuellement des secteurs pourvoyeurs en devises. Pour ne citer, entre autres, que la construction du grand immeuble de l’Ambassade américaine à Andranomena.
Flottement surveillé
Quoiqu’il en soit, le matelas de devises dont dispose la Banque Centrale est largement suffisant pour assurer un peu moins de trois mois d’importation et permet également à cette institution d’assurer ses obligations vis-à-vis de ses partenaires. Mais ces réserves en devises permettent surtout à la Banque Centrale de mieux suivre l’évolution des cours de change, et d’intervenir, le cas échéant. Justement, dans le contexte actuel, la Banque Centrale peut vendre des devises sur le MID, à chaque fois que cela s’impose afin de freiner la dépréciation de l’ariary. « On ne tient surtout pas à ce que la monnaie nationale se déprécie beaucoup », indique-t-on auprès de la Banque Centrale qui continue donc à opter pour la politique du flottement. Plus exactement un flottement surveillé qui est à l’origine de la stabilité plus ou moins relative de l’Ar, surtout face au dollar. Un retour à la stabilité, bien accueilli d’ailleurs par les opérateurs qui bénéficient ainsi d’une meilleure visibilité dans la gestion de leurs affaires.
Demandeurs
Concernant toujours le marché des changes, l’on apprend que les distributeurs pétroliers sont en téte des demandeurs de devises. Il y a également les importateurs de voitures neuves. Ces deux facteurs sont d’ailleurs complémentaires puisque l’augmentation du parc voiture entraîne automatiquement celle de la consommation en carburants. Après le carburant et les voitures, l’importation de médicaments et des biens de consommation influe également sur le MID. De méme, les importateurs de produits de luxe, notamment l’électroménager sont également des potentiels demandeurs de devises. En somme, malgré la crise, la situation monétaire malgache permet encore aux entreprises de fonctionner normalement, du moins en ce qui concerne leurs échanges avec l’extérieur.
ary heveriko lasan i ra8 daholo marina ny fananana soa ihany mbola afaka maka ao hividianana setroka
snifff
tcroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^)

14. xxx
(
26/05/2009 22:04)
hosopotaka be anie reny hoe nentin'i R8 nitsoaka ny tahiry tao @ bankky foibe reny
Hendrikendrika nanafainganana ny halatra fitondrana reny

15. fijo
(
27/05/2009 21:01)
tratra indray ry wiwi fa mamorona le.kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii