avohay i sarla ry noue sy essera aaa

1. ravalotgv ( 27/05/2009 07:42)
aiza i sarla fa mangina loatra ny tanana

sao de tokony hisambotra kely ny 1amin ny hat lery aloha fa toa tsy misy soavaly samborina tsony ao amin ny tim

tmanjary tsy mandeha koa ny setroka
sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^) :@ :@ :@ :@ :@
novalian'i xxx ny 27/05/2009 18:20
2. Noue ( 27/05/2009 07:47)
fa ilay commandant charles anie efa lasa any la réunion évacué e ! ny sûr aloha de voatifitra lery e , efa nisy nanao wanted 5 milliards anie lery de nanao cinéma ny miaramila t@ télé hoe aoka kely fa tsy ekenay zany ! nefa ry zalà ihany no nitifitra azy avy eo , neutraliser-ndry zareo lery fa tena tsy voatazona manao ny loha ratsiny fotsiny ! tsara zay kah , ny malaza de hoe ny tànany no tapaka mihintsy ! dia ny hilany havia koa voatifitra ! ary toa oe mety ho any la réunion any essera sy naritsimba hamangy ny ekipany ??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. ravalotgv ( 27/05/2009 07:51)
tena naolan ny capsat zany ny prime de chasse ry noue an

tsy nahazo za tamin iny kle aza

i andrywui aza zao very hihihihi efa tsy nahazo toerana mbola tsy nahazo prime tamin i sarla

sniff
tcroufff

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. Oay ( 27/05/2009 08:04)
ravalotgv:


aiza i sarla fa mangina loatra ny tanana

sao de tokony hisambotra kely ny 1amin ny hat lery aloha fa toa tsy misy soavaly samborina tsony ao amin ny tim

:^) :^) :^) :^) :@ :@ :@ :@ :@



Ka ny fahitako anazy indray d Cdt Charles tsy mivoka raha tsy manao action ny TIM, ka raha teahita anazy en action isika d mila mihetsika kely ny TIM d tsy maintsy hipoitra i lery raha mbola matanjaka sy afaka manao ny asany!


5. essera ( 27/05/2009 08:09)
Ilay lohateny aloha no mapmé kely anah zany :
avohay i sarla ry noue sy essera aaa


Ny olona aty ivelany ange tsy mila avoaka fa ahoana ko ary izany. Ny olona midoboka sy am lé résidence survéillé ireny no mila avoaka.
6. naritsimba ( 27/05/2009 08:12)
efa nolazaiko atsy ambadika atsy fa izay te hahita azy dia tongava eny aminay eny Ambohipo.
I noue mbola manely tsaho ihany ka aiza moa no tsy ho leo ny olona eny @ Magro. Izao ilay toetra raiki-tapisaka @ TIM, manely tsaho.
7. Oay ( 27/05/2009 08:19)
naritsimba:


efa nolazaiko atsy ambadika atsy fa izay te hahita azy dia tongava eny aminay eny Ambohipo.
I noue mbola manely tsaho ihany ka aiza moa no tsy ho leo ny olona eny @ Magro. Izao ilay toetra raiki-tapisaka @ TIM, manely tsaho.



mazava be izany f d mandehana mankeny Ambohipo izay d ahita an'i Cdt Charles!

Fa amiko alou ny fomba tena mora ahitana anazy d manao action kely alou ny TIM d tsy maintsy hivoaka eo izy é!

Nefa toa zavatra sarotra ilay izy raha ilay PLAYBACK tery @ auditorium omaly no enoina satria araka ny voalaza d tsy nifanaraka ny vavan'ilay mpihira sy ny fandehan'ny feo ka maro no nihevitra fa no-trafiquer-na ilay oronam-peo klé!
D mety hokivy ny kil d tsy hisy action intsony d tsy hofantatra marina ny momba an'i Cdt Charles.


8. xxx ( 27/05/2009 08:20)
aleo ho faty any fa tsy misy ialina ny olona ohatran'ireny aty dago ,maty hasina fotsiny le anarany hoe andrianasoavina :-D :-D :-D
andriana amboa razana
9. andrywui ( 27/05/2009 08:41)
fa ilay commandant charles anie efa lasa any la réunion évacué e ! ny sûr aloha de voatifitra lery e , efa nisy nanao wanted 5 milliards anie lery de nanao cinéma ny miaramila t@ télé hoe aoka kely fa tsy ekenay zany ! nefa ry zalà ihany no nitifitra azy avy eo , neutraliser-ndry zareo lery fa tena tsy voatazona manao ny loha ratsiny fotsiny ! tsara zay kah , ny malaza de hoe ny tànany no tapaka mihintsy ! dia ny hilany havia koa voatifitra ! ary toa oe mety ho any la réunion any essera sy naritsimba hamangy ny ekipany ???



aiza ary le sary na le jereo eto fanaporofoan'i noue azy ireny toa tsy misy akory !!noho izany lainga beeeeee zany ry noue fa ao amin'ny tanana ao izy aa!!

fa efa hendry be ny TIM tsy manao hadalana tsony fa manaraka tsara ny baikon'i Charles de nipirina kely izy ! fa raha mbola misy manao be loha de avy izy ! hi hi hi
10. andrywui ( 27/05/2009 13:33)
Marina io tenin'i Oay io !!

-Mandehana mandroba kely toa ny fanaonarei reny ndray nareo ry TIM de ahita an'i Charles miaraka amin kalack tampoka eo alohanareo eo nareo a!! ha ha ha !!! na mandehana mivorivory eo amin'ny 13mei eo rahapitso mitondra banderola oe "miala TGV" de ahita azy !! ha ha h
11. xxx ( 27/05/2009 15:04)
noue aza nasian'i namanabe tamlé wo wo wo
wa wa wa de kivy sy te hiditra tsony ko
12. xxx ( 27/05/2009 18:20)
nhinanem vao mafana isarla mitapy
any @ varotsy mifody
Bravo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.109