ny atao hoe malagasy libre
1. ravalotgv
(
25/05/2009 09:32)
TSY MILA
- khadafy
- arabie saoudite
- americain
- oua
- onu
- sadec
- frantsay
- hat
- tim
- mfm
- arema
- chine
FA MILA
hazo hianihana
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^)
- khadafy
- arabie saoudite
- americain
- oua
- onu
- sadec
- frantsay
- hat
- tim
- mfm
- arema
- chine
FA MILA
hazo hianihana
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^)
répondu par xxx le 25/05/2009 23:24
2. 08051972
(
25/05/2009 09:42)
ravalotgv:
TSY MILA
- khadafy
- arabie saoudite
- americain
- oua
- onu
- sadec
- frantsay
- hat
- tim
- mfm
- arema
- chine
FA MILA
hazo hianihana
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^)
:-$ :-$ :-$ :snif: MAMPAFANINA BE ENY AMBONIHAZO ENY F'AZA MIANINKANINK'ANY! MENJERA EO AN :@ :@ :@
3. yuka
(
25/05/2009 10:21)
Efa tsy ho ela ireo de hianjera eny e!
ny masony efa mena sady efa jambena,ny sofiny be marenina tsy maheno ny filan'ny vahoaka,ny orony efa tsy mahambolo ny fofon'ny fakon'Iarivo :-D :-D :-D
ny masony efa mena sady efa jambena,ny sofiny be marenina tsy maheno ny filan'ny vahoaka,ny orony efa tsy mahambolo ny fofon'ny fakon'Iarivo :-D :-D :-D
4. andrywui
(
25/05/2009 12:02)
vao velona yuka de be vava be nefa tokony mba handefindefitra kely aloha vao vahiny io !!!
5. ravalotgv
(
25/05/2009 15:43)
sniff
tcrouff
tsy mila n iza n iza izahay fa hametraka an i hery ho filoha
sniff
tcroufff
:@ :@ :@ :@
ary taiza i yuka sa manao x koa
tcrouff
tsy mila n iza n iza izahay fa hametraka an i hery ho filoha
sniff
tcroufff
:@ :@ :@ :@
ary taiza i yuka sa manao x koa
6. benkintana
(
25/05/2009 22:58)
Nahoana izy no tadiavin-tena hangina ,fafazaoko eo ty fataovy :-D :-D :-D
7. xxx
(
25/05/2009 23:24)
Faizo ao reo zaza ratsy taiza reo ry bekintana ,@ zany tonga ny fotoanany ha ha ha
