voasambotra i yuka fa nanohana tim i andrywui koa hono n...
1. ravalotgv
(
13/05/2009 19:42)
toa nosamborina ka toa nogadraina hono i yuka fa nanohana tim sady tsy nande le daewoo de naholan ny olona kely maso tany amin ny misy azy tany. I andrywui koa hono mbola ho aholana fa efa manomboka matahotra ka namoaka ny pseudo anankiray teto amin i serasera.
Iza ndray no manaraka i Noue sa i essera sa ra hery
Sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
Iza ndray no manaraka i Noue sa i essera sa ra hery
Sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
novalian'i xxx ny 13/05/2009 22:29
2. halloween
(
13/05/2009 19:45)
sao ary toi ry ravalotgv def hipika lé ! kozy e! manatona ihany toi psy4 rah tena tsy laitra lé fivikany
3. Noue
(
13/05/2009 19:45)
politikan'inona indray zao io??? sa efa tena lany morsa ka tsy hita intsony zay lazaina dia mirediredy sisa ??? :^) :^) :^) :^)
4. halloween
(
13/05/2009 19:55)
ravalotgv ve ? olona tsy hay ze tena izy fa olonolompoana lery e ! milaza ze voafiran'ny vavany eo na vofitran'ny v.....
6. ravalotgv
(
13/05/2009 20:16)
tena tezitra eo ra8 ry Noue fa samboriny ianao raha tsy tafaverina eto madagasikara izy
:@ :@ :@ :@ :@ :@
:@ :@ :@ :@ :@ :@
8. bazylou
(
13/05/2009 22:24)
ory xxx a! rehefa tsy hay hoaho le pasy dia aza mimenomenona!! ny bazylou tsy ravalotgv, na inona akory fa bazylou ihnay e!! :-D :-D
