mitady pièce-na machine à coudre

1. mihitsy ( 01/08/2008 11:53)
bjr daholo!
Sao mba misy manana courroie amina moteur anatiny amina machine à coudre azafady. Courroie kely tsy hitako any amin'ny mpivarotra mihitsy satria eo amin'ny 9 cm eo ny diamètre-ny. Misaotra mialoha!
novalian'i bazylou ny 02/08/2008 20:51
2. bazylou ( 02/08/2008 20:51)
izaho manna , inona ny marquen'ny machinenao ?? misy maromaro aho manko
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4378