fahafolo-karena....
1. diamondra27
(
31/07/2008 18:06)
mbola tsy dia resy lahatra amin'io loatra aho hatramin'izao nefa hono tena mandaitra mihintsy izy io hoeraha mahafoy enao dia mahazo sy ambinina foana ihany koa ara-bola
misy anefa dia ataon'ny olona fitaovana fotsiny ilay resaka fahafolonkarena ary izay no tsy maha dakaoro ahy
manaraka izany anefa dia misy koa ilay teny ao amin'ny SM , tsy tadidiko tsara le verset ha we ;tsy tokony hiseho fahatany na hiditra ampiangonana raha tsy manao fanatitra
dia tsy haiko intsony hoe: ahoana ny posiion @izany
mba mila fanampiana sy fanazavana kely momba ireo

novalian'i rasoan ny 16/09/2008 16:15
2. lemenakely
(
31/07/2008 18:31)
diamondra27:
mbola tsy dia resy lahatra amin'io loatra aho hatramin'izao nefa hono tena mandaitra mihintsy izy io hoeraha mahafoy enao dia mahazo sy ambinina foana ihany koa ara-bola
misy anefa dia ataon'ny olona fitaovana fotsiny ilay resaka fahafolonkarena ary izay no tsy maha dakaoro ahy
manaraka izany anefa dia misy koa ilay teny ao amin'ny SM , tsy tadidiko tsara le verset ha we ;tsy tokony hiseho fahatany na hiditra ampiangonana raha tsy manao fanatitra
dia tsy haiko intsony hoe: ahoana ny posiion @izany
mba mila fanampiana sy fanazavana kely momba ireo
io zavatra io aloha da mbà mahagàga ihany e! ny zavatra hitako sy tsapako matetika dia ny pasiteran ireny secte ireny no migalabona @ io ampahafolonkarena io(lasa manana trano ,fiara ,sns...) !Avy tonga aho dia direct be fa tsy miolankolana
3. cutie
(
31/07/2008 18:39)
le mandrotsaka rakitra atao voady reny ve zany fahafolo-karena?
sa le lazain'ny coran?
sa le lazain'ny coran?
4. ainaheri
(
31/07/2008 18:57)
Diam's>> refa mandé ny afera d mandé fa tsy we akory iny no nampandé azy,za alou d tsy mino an'ireny ee,tetika entina akana ny fananao fotsiny ireny,tsy mahazo mihaingo ianao fa ento aty doli ny firavaka toy ny volamena,Samy manana ny finoany mou ka sarotra amiko ny hitsara ny fandehan'ny raha²
Cutie>>Karazana voady sy rakitra ihany ilay izy fa @ fomba hafa,zany hoe nanao bizna enao d nahazo tombony ,d ny 10%n'iny no aterinao any,na inn io na inn

5. cutie
(
31/07/2008 19:04)
Cutie>>Karazana voady sy rakitra ihany ilay izy fa @ fomba hafa,zany hoe nanao bizna enao d nahazo tombony ,d ny 10%n'iny no aterinao any,na inn io na inn
ok :)
6. fijo
(
31/07/2008 20:25)
aza rebireben'ny olona amin'izany ry diams an,ianao no nisahirana ko izy no ahazo ny1/10 tsssss.
cutie,za izao hanao voady;
cutie,za izao hanao voady;
7. pissoa
(
31/07/2008 21:42)
Ohatra ny hoe @ ilay assurance ireny ny asan'Andriamanitra @ le resaka :-D :-D :-D :-D :-D
8. diamondra27
(
31/07/2008 21:45)
ainaheri, fijo: hatramin'izao aloha mbola tsy resy lahatra e
cutie: tsy voady izany fa tena we fahafolon-karenanao e
araka ny fanazavana azoko sy ny fahazoako azy dia izao: raha mikarama 1000 euros ianao dia tokony omenao ny fiangonana ny100euros sous forme na rakitra na we adidy tsy haiko loatra
ilay fahafolokarena zany raha tokony ho izy dia entina hanatsarana ny eglise batiment sy ny asa atao amin'io eglise io kanefa dia be no namadika izany ankehitriny satria lasany mpitandrina no mahazo azy fa tsy fampandrosoana ny fiangonana
nefa dia dradradradraina ery we tokont manome fahafolonkarena sns

9. diamondra27
(
31/07/2008 21:49)
lemenakely: tsy asiana resaka miolakolaka fa zay mihintsy no tsara ka, za koa aloha mitovy hevitra aminao iofa za zany mety ho d'accord ihany raha arakoilay we ireny vola rehetra ireny ve tena ampiasaina amin'ny fampandrosoana ny fiangonana sa miodina
ny fiheverako azy aloha dia: hafa ny karaman'i pasitera na ny pretra
dia hafa ihany koa io resaka fahafolonkarena io fa tsy tokony @io no hanakaramana ny pasitera na mompera
tena tsy mahalala resaka momba ny silamo fa tsy haiko na voalaza ao am coran io na tsia

10. cutie
(
31/07/2008 23:34)
: fijo [ Valio ] 31-07-2008 22:25:47
Lohateny : Re : fahafolo-karena....
aza rebireben'ny olona amin'izany ry diams an,ianao no nisahirana ko izy no ahazo ny1/10 tsssss.
cutie,za izao hanao voady;
voady @ in :)
11. cutie
(
31/07/2008 23:35)
cutie: tsy voady izany fa tena we fahafolon-karenanao e
araka ny fanazavana azoko sy ny fahazoako azy dia izao: raha mikarama 1000 euros ianao dia tokony omenao ny fiangonana ny100euros sous forme na rakitra na we adidy tsy haiko loatra
tena mbola tsy naheno an'zany za :)
12. ikaretsaka
(
01/08/2008 00:12)
nefa hono tena mandaitra mihintsy izy io hoeraha mahafoy enao dia mahazo sy ambinina foana ihany koa ara-bolaahy raha vao "hono" no hitondrana ny fiainana dia tsy izy aho izay
;tsy tokony hiseho fahatany na hiditra ampiangonana raha tsy manao fanatitra
tsy midika mihitsy hoe fanatitra=1/10 nkarena... arakaraky ny hafalianao manolotra azy io
raha nanao fanatitra ve i Jesoa ka domoina 2 no nomeny dia hoe satria equivalent an'ny domoina 20 izany no fananan'i Masina Maria sy Md Josefa t@ izany andro izany??
13. jemimah
(
01/08/2008 04:00)
zah kosa indray akia ry diams dia sahy mijoro vavolombelona fa tena marina io ary rehefa tsy manao ampahafolony zah dia tsy miditra mihintsy ny fahasoavan fa raha vao manao dia vao maika mahazo foana;zah koa narary fo t@ voalohany hoe toa tsy tonga any @ an-danitra lay ampahafolony fa ny pasitera no mahazo azy kanefa dia tena hitako tokoa lay fahasoavana dia nangiana aho koa mampiresika anao zah handramo ka zahao fa tsara e!
14. ikaretsaka
(
01/08/2008 04:12)
jemimah:

sao ataonao fiperstition aza ny finoanao?
rehefa zao de zao de rehefa tsy zao de zao?
15. naritsimba
(
01/08/2008 05:57)
Ho ahy aloha dia tsotra, ny fitambaran'ny fanampiana omeko ny tsy manana, ny rakitra, ny adidy samihafa dia tafiditra aoanatin'ny fahafolonkarena. Io anefa dia anjaran'ny tsirairay, izay maha resy lahatra azy no ataony.
Tsy misy tsara toy ny manampy ny hafa raha misy ny ho enti manao izany.
Misaotra e

16. ni81
(
01/08/2008 06:17)
Toy izao no teny voalaza ka dia anjaran'ny tsirairay no mandinika azy:
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MALAKIA&toko=3&andininy=8-8&dika=
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MALAKIA&toko=3&andininy=10-11&dika=

18. fahamarinana
(
01/08/2008 06:51)
:arrow: misaotra any ni81..
Za manokana dia tsy manao fahafolo karena satria tonga dia ho foana ny kitapo keliko...nefa kosa raha atambatro ny adidy sy ny fanatitra sy ny fanasoavana ny Fiangonana sy ny fanaovana gouters,ary indrindra ny fanatitra am voady atao dia lasa faha-20 karena ihany... :)
--------somary mitovy hevitra am naritsimba ery ambony aho fa na izany aza miankina am tsi111 ilay izy angambany :rehefa tsy ho terena toy ny Finoana sasany dia mety amiko ,rehefa sitrapo ny hanome...
Izay hanaovan'ny mpitandrina azy moa dia azy sy Andriamanitra iny fa ny antsika dia ny manolotra zay ananana,zay foy ho an'ny sasany,zay zaka ihany koa satria tsy ampahafirin'ny Fahasoavana azontsika isan'andro izay e...Amiko aloha an. (l)

19. bichette
(
01/08/2008 07:09)
Averiko eto ilay lien nataon'i ni81 ao anaty baiboly izay voasoratra hoe :
10 Entonareo ny fahafolon-karena rehetra ho ao amin'ny trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin'izany Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, raha tsy hovohàko ny varavaran'ny lanitra ho anareo ka hampidinako fitahiana manana amby ampy ho anareo. malakia 3 : 10
Ka anjaran'ny tsirairay ny mieritreritra. ARY IZAHAO TOETRA AMINIZANY AHO HOY JEHOVAH TOMPONY MARO ...Tena miteny Jehovah hoe izahantsika toetra mihitsy izy ny amin'izany. Défi anie izany e ! ary Andriamanitra mihitsy no mametraka izany : ka mino sy mahatoky sy manana finoana an'ilay Andriamanitra hivavahantsika sy handehanantsika any ampiangonana marina ve isika sa dia vava be fotsiny sy fahazarana be fotsiny fa rehetra tonga ny défi dia " iny za ry zalahy no milefa fa tsy mino an'izany aho na dia Andriamanitra aza no MBA sendra mangataka zavatra amiko na dia mampanantena fitahina be aza izy ny amin'izany, fa izaho kosa dia angataka zavatra Aminy isan'andro, toy ny fiara, vola, fitahina ...fa ny zavatra angatahin'Andriamanitra amiko toy ny fahafolon-karena dia tsy ho ataoko " Izany tokoa ve isika ???? na hoe " inona no mi-garantir ana fa tena hotahin'Andriamanitra tokoa za raha manome fahafolon-karena ? hodiko fanina ranga io tenin'Andriamanitra io fa ny tena imasoko dia ilay hoe mangataha dia hahazo ianareo. " Moa tsy fitiavantena be ve izany sy mariky ny tsy finoana marina ? anefa anie isika rehefa mivavaka dia mangataka lava, mangataka lava, anefa rehefa Andriamnanitra no mba mangataka dia tsy misy olona intsony. Izany ve no tena atao hoe tia an'Andriamanitra ? mahatoky an'Andriamanitra, mankatoa ny teniny ?
:-*

20. fahamarinana
(
01/08/2008 07:17)
:arrow: bichette :F'angaha moa rehefa fahafolo-karena dia lelavola izay no arotsaka ? Sa za no tsy mahay mamaky na misy entre les lignes fa tsy takatro ? Amiko manokana dia efa isan'ny fahafolo-karena daholo ny omena rehetra : Fanatitra,ny adidy ,na koa zvtr hafa nampiasana lelavola( nampiasana ny harenan'ilay olona zany e...),eo no tsy mampitovy antsika fa mety diso aho fa amiko mety mahavita be kokoa aza ilay olona.....Fa tsy ny hikoty izay vola nalatsaka sns...angamba no but sa ?(l)