fahafolo-karena....

21. fahamarinana ( 01/08/2008 07:25)
:arrow: misy adino : aza tonga dia mitsara olona toy izany fa tsy fantatrao izay any am-paosin'ny olona sy ny antony tsy afahafahany manome fahafolon-karena.Raha faha-dimy zany tsy mikoty ? Raha tsy afaka manome ilay olona dia diso zany,dia tsy mino an'Andriamanitra ,dia faly mangataka nefa tsy mahafoy koa ??Aoka marina ....
bichette:
Tonga dia
vava be fotsiny , fahazarana be fotsiny ,hodiko fanina ranga io tenin'Andriamanitra io,Moa tsy fitiavantena be ve izany sy mariky ny tsy finoana marina,

:arrow: Za manokana aloha hatreto mbola tsy nangataka zany fiara,vola fa fitahiana hatrany...ary iainana amiko ilay Finoana fa tsy hoe atao an'izao sy izao dia izao no vokany azoKO....Soa fa samy manana ny fijeriny azy aloha.... (l)
22. Ilo ( 01/08/2008 07:50)
Ny ohatra akaiky raisiko @ io dia ireny projet ireny. Tahaka ny banque mondiale manome fanampiana @ na projet iray (oh : fambolena) ka misy ampahan'ny vola ampiasaina @ ireo zavatra ilaina rehetra toy ny trano, karaman'ny mpiasa, matériels, sns ... fa ny ankamaroan'ny vola kosa dia natao hampandroso ilay tetik'asa mihitsy, fa raha tsy misy zavatra mitsangana eo, inona no ilana ireo voalaza teo aloha?
Amiko dia toy izay koa ny zavatra rehetra izay omen'A/tra ahy , na vola, na fotoana, sns ... , ny tanjona dia ny hanompoana Azy sy hampandroso ny fanjakany.
Misy ny vola, ny fotoana ampiasaiko @ besoins fondamentaux-ako fa tsy iny no zava-dehibe fa ilay ampiasaiko hampandrosoana ny fanjakan'A/tra, ary tsy voatery ho rakitra atao any am-piangonana ihany io.

Izay no nahatonga an'i Kristy nilaza hoe tsy ny habetsaky ny arotsaka ho fanatitra no zava-dehibe fa ilay intention-anao.
Arak'ilay voalaza ao @ filazantsara mikasika ny rakitra nataon'ilay mpitondratena sy mpanan-karena izao, ny an'ilay mpanan-karena dia ny ambinkambiny t@ hareny no narotsany fa ny an'ilay mpitondra-tena kosa dia ny fivelomany mihitsy no narotsany.

Ary marina mihitsy fa tsy finoanoam-poana ny fitahian'A/tra izay manao ampahafolon-karena araka ny ao @ Malakia 3:10 efa voalazan'i ni81 teo. Fa raha sanatria milaza izany dia toy ny miteny hoe tsy mahatana ny teny nataony A/tra.
23. fahamarinana ( 01/08/2008 07:59)
:arrow: ilo :ekeko tanteraka mihintsy ny voalazano...itovizako hevitra manko e...indrindra ilay hoe :tsy ny habetsaky ny arotsaka ho fanatitra no zava-dehibe.Za moa tsy dia mahay mitsipona loatra ka tsy nahita ambara firy... :( (l) .
24. Koditra ( 01/08/2008 11:13)
diamondra27> Alefaso aty amiko, nena 5% (ampaha 20karena)fotsiny no ilaiko. Zé mandefa an'io ampaha20karena io aty amiko dia hanokanako 3mn isanandro ivavahako ho azy mba hahazo fiara milay be. :lol:
25. diamondra27 ( 01/08/2008 11:13)
jemimah:

zah kosa indray akia ry diams dia sahy mijoro vavolombelona fa tena marina io ary rehefa tsy manao ampahafolony zah dia tsy miditra mihintsy ny fahasoavan fa raha vao manao dia vao maika mahazo foana;zah koa narary fo t@ voalohany hoe toa tsy tonga any @ an-danitra lay ampahafolony fa ny pasitera no mahazo azy kanefa dia tena hitako tokoa lay fahasoavana dia nangiana aho koa mampiresika anao zah handramo ka zahao fa tsara e!

-----------------------------

eny e azoko ange we mandaitra amin'ny olona sasany ilay izy ary izany no angatahina fanazavana eto we inona no tena nandresy lahatra anao tamin'io fahafolokarena io ary tena inoanao fa tena ny fanomezanao io no ahazoanao fahasoavana.

izaho anie izany efa nahare toriteny e, ny zavatra hafa mety resy lahatra aho fa io mbola tsy mety percer

26. fahamarinana ( 01/08/2008 11:20)
Koditra:

diamondra27> Alefaso aty amiko, nena 5% (ampaha 20karena)fotsiny no ilaiko. Zé mandefa an'io ampaha20karena io aty amiko dia hanokanako 3mn isanandro ivavahako ho azy mba hahazo fiara milay be. :lol:



:arrow: mampamari-koditra be maheno anao eto,arak'ilay anarana rahateo.. :wink: ,aoka re !!! (l)
27. prime ( 01/08/2008 11:22)
Izaho dia tena anisan'ny resy lahatra fa marina ny voalazan'ny tenin'Andriamanitra, mino sy manaiky izany tanteraka aho... saingy izaho tsy mba anisan'ny mpanisa kosa amin'ny antsipiriany hoe raha nanome vary iray gony ohatra amin'ny vokadehibe dia hanisa hoe ohatrinona re iny e? dia tratra sa tsy tratra ilay fahafolon-karena? hoe ohatrinona marina ny miditra amiko isam-bolana dia ohatrinona marina no fahafolony omeko an'i Jehovah? tsy mahavaly izany ny tenako...

Ny fantatro fotsiny dia Jehovah Andriamanitra no voalohany amin'ny atao rehetra, rehefa tsy mahatanteraka izany ny tena dia mifona ary miverina amin'ilay fitiavany voalohany hatrany... amin'ny fitiavana no anaovana ny asan'Andriamanitra rehetra... mety mba metimety indraindray ny asa fanompoana (dia hoy ny nampianarin'i Kristy hoe aza mirehareha fa mila manetry tena aza hoe ny efa tokony ho natao ihany no natao), rehefa tsy mety indraindray sy tsy tanteraka dia mila mandini-tena ka miaiky sy mivavaka ary mifona amin'ny tsy fahatanterahana rehetra...

Ny atolotra an'Andriamanitra amin'ny fahafolon-karena dia tsy voatery vola ihany fa mety volamena sy volafotsy ary vatosoa, fanaka, fitaovana, fitafiana, hanina (zavamaniry, biby fanatitra, mofo, hena...), tolotr'asa, fotoana sy fandavan-tena hanompo... atao amin'ny fitiavana ary omena an'Andriamanitra tsy miandry takalo fa hain'Andriamanitra tokoa ny mitahy sy miahy ny zanany ary mampanana azy betsaka hatrany araka izay nomeny...
28. diamondra27 ( 01/08/2008 11:23)
fahamarinana:

:arrow: misaotra any ni81..
Za manokana dia tsy manao fahafolo karena satria tonga dia ho foana ny kitapo keliko...nefa kosa raha atambatro ny adidy sy ny fanatitra sy ny fanasoavana ny Fiangonana sy ny fanaovana gouters,ary indrindra ny fanatitra am voady atao dia lasa faha-20 karena ihany... :)
--------somary mitovy hevitra am naritsimba ery ambony aho fa na izany aza miankina am tsi111 ilay izy angambany :rehefa tsy ho terena toy ny Finoana sasany dia mety amiko ,rehefa sitrapo ny hanome...
Izay hanaovan'ny mpitandrina azy moa dia azy sy Andriamanitra iny fa ny antsika dia ny manolotra zay ananana,zay foy ho an'ny sasany,zay zaka ihany koa satria tsy ampahafirin'ny Fahasoavana azontsika isan'andro izay e...Amiko aloha an. (l)

----------------------------------------

ka eo indrindra ange isika akia e. Za koa dac amin'io hevitra io fa ilay lazaina we fahafolonkarena ho an'ny fiangonana nefa avadiky ny sasany am zavatra hafa ilay izy no tsy mbola mandresy lahatra ahy , iray izay faharoa tena mbola tsy tonga tokoa ngamba ny fotoana fa mety don koa ve izany mahafoy manome 1/10 eme zany
Marina tokoa fa tsy ny vola ihany no ilaina amin'ny fiainana fa raha ohatra izany we nanampy olona saika hamono tena ianao, tsy voavidy vola izany fa sendra nifampirsaka ianareo dia tsy namono tena ilay olona = donc fanampiana ihany koa izany amiko.
ka ilay tena fandehany mihintsy izany no tsy azoko wa

efa mahare oloma mijoro vavolombelona aho, efa nahare toriteny momba io aho fa dia mbola tsy resy lahatra aloha.

29. Koditra ( 01/08/2008 11:23)
Za koa alo mahita na dia mbola tsy nampiatra aza fa otran'mety le fanaovana an'io ampaha10karena io e.
Ny tsy itiavako azy fotsiny dia ndraindray terena sy harahin'ilay fiangonana maso akaiky mihitsy ny fanefana azy io.
Amiko nefa dia tokony ho arakaraka izay fahafahan'ny tsi11, raha manana izy dia afaka manome na mihoatran'io 10% io aza, raha sahirana izy dia tsy tokony ho olana na dia tsy hanome aza, A/tra ko nge mi-comprendre ny situation-nao e, raha manana enao nefa tsy nanome dia -1 ny naotinao any ambony any.
30. diamondra27 ( 01/08/2008 11:31)
Koditra:

diamondra27> Alefaso aty amiko, nena 5% (ampaha 20karena)fotsiny no ilaiko. Zé mandefa an'io ampaha20karena io aty amiko dia hanokanako 3mn isanandro ivavahako ho azy mba hahazo fiara milay be. :lol:


---------------------

aza mampiorinkoditra enao an.

ahoana no inoako fa tena hivavaka ho ahy ianao

fa aizao koa: ny vavaka dia tonga dia alefa direct amin'Atra fa tsy asiana intermediaire fa lasanao ndray ilay ampahany fahasoavana tokony azoko satria ianao nivavaka ho ahy.
31. ni81 ( 01/08/2008 11:31)
hoy diamondra27
eny e azoko ange we mandaitra amin'ny olona sasany ilay izy ary izany no angatahina fanazavana eto we inona no tena nandresy lahatra anao tamin'io fahafolokarena io ary tena inoanao fa tena ny fanomezanao io no ahazoanao fahasoavana.
izaho anie izany efa nahare toriteny e, ny zavatra hafa mety resy lahatra aho fa io mbola tsy mety percer
Diniho tsara daholo ny voalaza dia andramo ka izahao e. :)
32. diamondra27 ( 01/08/2008 11:39)
prime:

Izaho dia tena anisan'ny resy lahatra fa marina ny voalazan'ny tenin'Andriamanitra, mino sy manaiky izany tanteraka aho... saingy izaho tsy mba anisan'ny mpanisa kosa amin'ny antsipiriany hoe raha nanome vary iray gony ohatra amin'ny vokadehibe dia hanisa hoe ohatrinona re iny e? dia tratra sa tsy tratra ilay fahafolon-karena? hoe ohatrinona marina ny miditra amiko isam-bolana dia ohatrinona marina no fahafolony omeko an'i Jehovah? tsy mahavaly izany ny tenako...

Ny fantatro fotsiny dia Jehovah Andriamanitra no voalohany amin'ny atao rehetra, rehefa tsy mahatanteraka izany ny tena dia mifona ary miverina amin'ilay fitiavany voalohany hatrany... amin'ny fitiavana no anaovana ny asan'Andriamanitra rehetra... mety mba metimety indraindray ny asa fanompoana (dia hoy ny nampianarin'i Kristy hoe aza mirehareha fa mila manetry tena aza hoe ny efa tokony ho natao ihany no natao), rehefa tsy mety indraindray sy tsy tanteraka dia mila mandini-tena ka miaiky sy mivavaka ary mifona amin'ny tsy fahatanterahana rehetra...

Ny atolotra an'Andriamanitra amin'ny fahafolon-karena dia tsy voatery vola ihany fa mety volamena sy volafotsy ary vatosoa, fanaka, fitaovana, fitafiana, hanina (zavamaniry, biby fanatitra, mofo, hena...), tolotr'asa, fotoana sy fandavan-tena hanompo... atao amin'ny fitiavana ary omena an'Andriamanitra tsy miandry takalo fa hain'Andriamanitra tokoa ny mitahy sy miahy ny zanany ary mampanana azy betsaka hatrany araka izay nomeny...

--------------------------------------------------

ka ny olona sasany ange ry prime dia tena io 1/10 eme io mihintsy no omeny e, raha ny fahalalako azy ka izay no tena tsy azoko.
Anjaran'ny mpitandrina ny mitory io 1/10 eme iomsaingy raha entina hanaovana lavage de cerveau de tsy mety amiko

Ny fanampianao olona tokoa tsy voatery vola ihany fa izay hanananao nefa hampandrosoana ny asan'Atra no tena zava dehibe amiko.



33. fahamarinana ( 01/08/2008 12:07)
:arrow: ny fahazoako azy dia na ampaha-folo na an-tsasany na izy rehetra angamba tsy maninona fa arakarak'ilay olona io.Araka ny voalzako ery ambony hoe mety mahavita be lavitra anie...iainana fa tsy atao misy fombafomba : izany akory tsy midika na miteny fa tsy efficace ny fanomezana azy...fa kosa ny mpanararaotra ilay izy sy mampiasa ilay fanao amin'ny zvtr hafa :fanodikodinam-bola,lavage de cerveau ,fanerena ankolaka dia rehefa tsy afaka ilay olona dia lazaina fa manao tsinotsinona an'Andriamanitra no tsy mety...hany ka ny tena nanaovana azy d'origine tsy mazava amin'ny rehetra intsony..
Miombon-kevitra tanteraka amin'ny prime sy ilo aho raha izay...(l)
34. Christ ( 01/08/2008 12:27)
CHAPITRE 1
L'AMOUR DE DIEU POUR L’HUMANITÉ
La nature et la révélation témoignent de concert en faveur de l'amour de Dieu. Notre Père
céleste est l'Auteur de la vie, de la sagesse et de la joie. Contemplez les merveilles de la nature;
constatez leur parfaite adaptation aux besoins et au bien-être, non seulement de l'homme, mais
aussi de tout être vivant. Le soleil et la pluie qui égayent et rafraîchissent la terre; les montagnes,
les mers, les plaines : tout nous parle de l'amour du Créateur. C'est Dieu qui subvient aux besoins
quotidiens de toutes les créatures. Ces belles paroles du Psalmiste rendent hommage à sa
touchante sollicitude.
Les yeux de tous espèrent en toi,
Et tu leur donnes la nourriture en son temps.
Tu ouvres ta main,
Et tu rassasies à souhait tout ce qui a vie.
(Psaume 145:15,16)
Dieu créa l'homme saint et parfaitement heureux. Notre terre, au sortir des mains du
Créateur, ne portait pas la moindre trace de corruption, ni la plus légère ombre de malédiction.
C'est la transgression de la loi de Dieu – loi d'amour – qui a été la cause de la mort et de tous les
maux. Néanmoins, l'amour divin se manifeste au sein même de la souffrance. Il est écrit qu'à
cause de l'homme, le sol fut maudit. (Genèse 3:17) Les épines et les chardons, les difficultés et
les épreuves qui font de notre pèlerinage terrestre une longue succession de labeurs et de soucis,
nous ont été départis pour notre bien; ils entrent dans le plan d'éducation que Dieu a formé pour
nous relever de l'état de dégradation et de ruine dans lequel le péché nous a plongés. Quoique
déchu, le monde n'est pas tout tristesses et souffrances. La nature elle-même nous offre des
messages d'espérance et de consolation. On voit des fleurs s'épanouir sur les chardons et des
roses éclore sur des épines.
« Dieu est amour. » Ces paroles se trouvent inscrites sur chaque bouton de fleur et sur
chaque brin d'herbe. Les charmants oiseaux qui égayent les airs de leurs chants joyeux, les fleurs
aux nuances délicates et variées qui embaument l'atmosphère de leur doux parfum, les arbres
gigantesques et les forêts aux riches feuillages, tout nous parle de la tendre et paternelle
sollicitude de notre Dieu et de son désir de faire le bonheur de ses enfants.
La sainte Écriture révèle son caractère. Dieu nous y fait lui-même connaître sa compassion
et son amour infinis. Quand Moïse lui adressa cette requête : « Fais-moi voir ta gloire! » l'Éternel
lui répondit : « Je ferai passer devant toi toute ma bonté. » (Exode 33:18,19), et passant devant
Moïse, il s'écria : « L'Éternel, l'Éternel, Dieu miséricordieux et compatissant, lent à la colère,
riche en bonté et en fidélité, qui conserve son amour jusqu'à mille générations, qui pardonne
l'iniquité, la rébellion et le péché. » (Exode 34:6,7) Il est « lent à la colère et riche en bonté. »
(Jonas 4:2), « car il prend plaisir à la miséricorde. » (Michée 7:18). C'est là sa gloire.
Dans le ciel et sur la terre, Dieu nous a donné des gages innombrables de sa bonté. Par
l'intermédiaire de la nature et par des preuves d'un amour plus tendre et plus profond que le coeur
humain n'en peut concevoir, il a cherché à se révéler à nous. Néanmoins tout cela n'est qu'un
reflet bien pâle de son caractère. L'ennemi du bien a aveuglé l'esprit des hommes à tel point qu'ils
s'approchent de Dieu avec crainte et le considèrent comme un être sévère et implacable. Satan
fait passer notre Père céleste pour un être d'une justice inflexible, un juge sévère, un créancier
dur et inexorable. Il dépeint le Créateur comme observant les hommes d'un oeil scrutateur en vue
de découvrir leurs erreurs et leurs fautes, afin de les frapper de ses châtiments. C'est pour dissiper
ce voile de ténèbres par la révélation de l'amour infini de Dieu, que Jésus-Christ est venu vivre
parmi les hommes.
Le Fils de Dieu est descendu du ciel pour révéler le Père. « Personne n'a jamais vu Dieu; le
Fils unique, qui est dans le sein du Père, est celui qui l'a fait connaître. » (Jean 1:18) « Personne
non plus ne connaît le Père, si ce n'est le Fils et celui a qui le Fils veut le révéler. » (Matthieu
11:27) Un de ses disciples lui ayant dit : « Montre-nous le Père », Jésus répondit : « Il y a si
longtemps que je suis avec vous, et tu ne m'as pas connu, Philippe! Celui qui m'a vu a vu le Père;
comment dis-tu : Montre-nous le Père? » (Jean 14:8,9)
Voici en quels termes le Seigneur décrit sa mission terrestre : « L'esprit du Seigneur est sur
moi, parce qu'il m'a oint pour annoncer une bonne nouvelle aux pauvres; il m'a envoyé pour
guérir ceux qui ont le coeur brisé, pour proclamer aux captifs la délivrance, et aux aveugles le
recouvrement de la vue, pour renvoyer libres les opprimés. » (Luc 4:18) Telle était son oeuvre. Il
allait de lieu en lieu, faisant du bien et guérissant tous ceux qui étaient sous l'empire du diable.
On pouvait trouver des villages entiers où ne se faisait plus entendre aucun gémissement arraché
par la maladie; il avait passé par là, et guéri tous les malades. Son oeuvre témoignait de sa
divinité. L'amour, la miséricorde et la compassion se révélaient dans chacun de ses actes; son
coeur était rempli de tendre sympathie pour les enfants des hommes. Il avait revêtu leur nature
afin de subvenir à leurs besoins. Les plus pauvres et les plus humbles ne craignaient pas de
l'approcher. Les petits enfants eux-mêmes se sentaient attirés vers lui. Ils aimaient à monter sur
ses genoux, et à fixer leurs regards sur son visage pensif où se lisait un amour infini.
Jésus ne retranchait rien à la vérité, mais il la disait toujours avec charité. Ses rapports avec
le peuple étaient empreints d'un tact parfait, d'une exquise délicatesse. Aucune brusquerie; pas un
mot sévère sans nécessité; jamais il ne faisait inutilement de la peine à une âme sensible. Il ne
censurait pas la faiblesse humaine. Quand il disait la vérité, c'était toujours avec amour. Il
dénonçait l'hypocrisie, l'incrédulité, l'iniquité; mais c'était avec des larmes dans la voix. Il pleura
sur Jérusalem, la ville qu'il aimait et qui avait refusé de le recevoir, lui, le Chemin, la Vérité et la
Vie. Elle avait rejeté son Sauveur, mais il lui conservait néanmoins sa tendresse et sa pitié. Sa vie
était faite de renoncement et de sollicitude pour autrui. Chaque âme était précieuse à ses yeux.
Sans se départir jamais de sa dignité divine, il s'inclinait avec un tendre respect devant tout
membre de la famille de Dieu. En tout homme, il voyait une âme déchue qu'il devait sauver.
Tel est le caractère de Jésus révélé par sa vie. Tel est aussi le caractère de Dieu. C'est du
coeur du Père que les flots de la compassion divine, manifestée en Jésus-Christ, se déversent sur
les enfants des hommes. Jésus, Sauveur tendre et compatissant, était Dieu « manifesté en chair ».
(1 Timothée 3:16)
C'est pour nous racheter que Jésus a vécu, a souffert, est mort. Il est devenu « homme de
douleur » (Ésaïe 53:3,5), afin de nous faire participer à la joie éternelle. Dieu a permis à son Fils
bien-aimé, plein de grâce et de vérité, de quitter un séjour de gloire ineffable pour venir dans un
monde souillé par le péché et assombri par la malédiction et la mort. Il a consenti à le voir quitter
le sein du Père et l'adoration des anges pour venir souffrir l'opprobre, les injures, l'humiliation, la
haine et la mort. « Le châtiment qui nous donne la paix est tombé sur lui, et c'est par ses
meurtrissures que nous sommes guéris. » (Ésaïe 53:3,5) Contemplez-le au désert, en
Gethsémané, sur la croix, le Fils immaculé de Dieu, chargé du fardeau de nos péchés! Celui qui
avait été un avec Dieu éprouva dans son âme l'horrible séparation que le péché creuse entre
l'homme et Dieu, séparation qui lui arracha ce cri d'angoisse : « Mon Dieu, mon Dieu, pourquoi
m'as-tu abandonné? » (Matthieu 27:46) C'est le fardeau du péché et le sentiment de son énormité
qui brisa le coeur du Fils de Dieu.
Mais ce grand sacrifice n'a pas été consommé afin de faire naître dans le coeur du Père des
sentiments d'amour pour l'humanité déchue, et pour le disposer à la sauver. Non, non. « Dieu a
tant aimé le monde qu'il a donné son Fils unique.» (Jean 3:16) Ce n'est pas à cause de la
propitiation faite par son Fils que le Père nous aime, c'est parce qu'il nous aime qu'il a pourvu à
cette propitiation. Jésus-Christ est l'intermédiaire par lequel le Père a pu répandre son amour
infini sur un monde déchu. « Dieu réconciliait en Christ le monde avec lui-même. » (2
Corinthiens 5:19) Il a souffert avec son Fils. Dans les angoisses de Gethsémané, comme dans la
mort du Calvaire, c'est le coeur de l'Amour infini qui a payé le prix de notre rédemption.
Jésus dit : « Le Père m'aime, parce que je donne ma vie, afin de la reprendre. » (Jean 10:17)
En d'autres termes : L'amour que mon Père vous porte est si grand qu'il m'affectionne davantage
pour avoir consenti au sacrifice de ma vie afin de vous racheter. Je lui suis devenu plus cher par
le fait que je me suis constitué votre garant, en déposant ma vie et en prenant sur moi vos dettes
et vos transgressions; car par mon sacrifice, Dieu, tout en demeurant juste, peut justifier celui qui
croit en moi.
Seul, le Fils de Dieu avait le pouvoir de nous racheter; seul celui qui était dans le sein du
Père pouvait le faire connaître; seul un Être connaissant la hauteur et la profondeur de l'amour de
Dieu pouvait les révéler. Il n'a fallu rien de moins que le sacrifice infini consommé par Jésus-
Christ en faveur de l'homme perdu pour exprimer l'amour du Père envers l'humanité déchue.
« Dieu a tant aimé le monde qu'il a donné son Fils unique. » Il l'a donné, non seulement
pour vivre parmi les hommes, pour porter leurs péchés, pour mourir à leur place; il l'a donné à
une race perdue. Jésus-Christ devait se solidariser avec les besoins et les intérêts de l'humanité.
Celui qui était un avec le Père s'est uni aux enfants des hommes par des liens indissolubles. Jésus
« n'a pas honte de les appeler frères. » (Hébreux 2:11). Il est notre Propitiation, notre Avocat,
notre Frère. Il paraît revêtu de notre humanité devant le trône du Père et il sera pendant toute
l'Éternité un avec la race humaine qu'il a rachetée: il est et demeurera le Fils de l'homme. Et tout
cela afin de relever l'homme de la dégradation du péché, afin de le mettre à même de réfléchir
l'amour de Dieu et de participer à la joie de la sainteté.
Le prix payé pour notre rédemption, le sacrifice infini de notre Père céleste, en livrant son
Fils à la mort pour nous, devrait nous donner une haute idée de ce que nous pouvons devenir en
Jésus-Christ. Quand il est donné à Jean, l'apôtre inspiré, de contempler la hauteur, la profondeur
et la largeur de l'amour du Père envers l'humanité expirante, il est si rempli de sentiments
d'adoration et de respect, que dans l'impuissance où il se trouve d'exprimer l'intensité et la
tendresse de cet amour, il s'écrie « Voyez quel amour le Père nous a témoigné, pour que nous
soyons appelés enfants de Dieu. » (1 Jean 3:1) Quelle valeur cet amour donne à l'homme! Par la
transgression, les fils d'Adam sont devenus sujets de Satan; par la foi au sacrifice expiatoire du
Christ, ils peuvent devenir fils de Dieu. En revêtant la nature humaine, Jésus-Christ élève
l'humanité; il place l'homme déchu dans une condition où, par la communion avec lui, il peut
devenir réellement digne du nom d'« enfant de Dieu ».
Enfants du Roi céleste! Précieuse promesse! Thème inépuisable de méditation! Amour
insondable de Dieu pour un monde qui ne l'aimait pas! Un tel amour est sans exemple. Il
surpasse celui d'une mère pour son enfant égaré. Sa contemplation subjugue l'âme et rend les
pensées captives de la volonté divine. Plus nous étudions le caractère de Dieu à la lumière de la
croix, plus nous y découvrons de clémence et de tendresse, mieux nous voyons la miséricorde
unie à l'équité et à la justice, et plus nous discernons les preuves d'une compassion et d'un amour
infinis.
35. fahamarinana ( 01/08/2008 12:30)
:arrow: et de deux,lava loatra zalahy e... (l)
36. bichette ( 01/08/2008 13:48)
ny zavatra rehetra anie rehefa tsy azoazo dia hita foana ny excuse e
37. veromahefa ( 01/08/2008 13:52)
Ny tsy mazava amiko, inona marina no atao hoe harena ? vao hoe 1/10 harena manko dia vola avy hatrany no tonga ao an-tsaina...
Fa amiko tsy voafetra'ny vola lay izy; mety hoe ny 1/10 fotoanako koa farafahakeliny tokony hatokana ho an'Andriamanitra hanaovana ny asany sns...fa za lay tsy manambola
38. bichette ( 01/08/2008 14:04)
ny harena anie tsy voatery hoe vola e ! fa misy ny vokatra koa tam taloha ihany koa. Rehefa hoe harena e
Miteny amintsika Atra hoe tokony hanampy ny hafa, nitia ny hafa, hampiantrano, niara ory amin'ny ory miara faly amin'ny faly , dia ataontsika daholo izany ary manampy ara-bola mihitsy aza sns. kanefa tsy misy ao anatin'ny baiboly milaza fa hoe "ireo dia isan'ny fahafolon-karena" . :}
39. ikaretsaka ( 01/08/2008 14:48)
bibich> tsy hoe lava loatra fa diso pilipitra
40. bichette ( 01/08/2008 14:54)
:D
ika > aiza enao io izao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1815