fahafolo-karena....
85. prime
(
08/08/2008 11:05)
ikaretsaka:... Tena nanandrana ve? :lol:
ry fijo zao nanandrana dia ahoana? ary sahy milaza mivantana
86. cutie
(
08/08/2008 15:21)
de nivavaka ve zao i IKa talohan'ny nanoratra an'io =)) =)) =)) =)) =)) =))
88. fijo
(
08/08/2008 21:49)
za taloha tena nino,ary tena "natahotra"an'nadriamanitra.ka io fampitahorana ahy io indrindra no noreseko ary nitarika ny tsy fanohavako azy intsony.
izahay fony kely tena tsy natory raha tsy nivavaka,ary tena tamin'ny fo no nivavahana tamin'izany.asa izay fandraisanareo azy,fa izahay taloha dia tena nino,fa raha mitandrina di ahiakatra any amin'izany lanitra izany.
fa nony 13 taona aho,dia nanomboka nijery koa ny fitondrantenan'ireo mpitaiza tao ampiangonana.ary teo no nanomboka nivaha ny masoko,fa kay izahay no nasaina natahotra fa ry zalahy tsy matahotra azy.dia mba nihezaka ny tsy hatahotra azy koa aho,ary niafara tamin'ny tsy finoako azy mihintsy.

89. fahamarinana
(
09/08/2008 10:57)
:arrow: fijo :misimisy ihany koa ny toa anao...ary izay mandrakariva no tokony hitandreman'ireo mpitory,mpitarika,mpitandrina hoe iainana tanteraka ilay Finoana fa tsy atao tsimpona sy tsianjery fontsiny ..Hiainana na am fiteny na fihetsika na am-bavaka indrindra....Sarotra tokoa ny ho tonga lafatra anie Fijo raha amin'izay fitondran-tena izay ,olombelona ihany...Ny tsy tiako dia ilay miafina ambadiky ny Fibebahana dia tohizana hatrany ny toetra ratsy sy fanafitohinana tsy tantin'ny olona... : satria afaka mibebaka,satria ho voavela heloka foana,satria efa namoy ny Ainy ho antsika Jesoa....
Fanontaniana kely fontsiny :tamin'izany fotoana zany,eny na mbola kely aza i Fijo ,inona no fahasoavana azonao niaraka sy nino an'Andriamanitra ? Misy différence amin'izao sa nisy tombony kokoa ? Raha azonao valiana sinon tsy misy tsiny raha tsy voavaly e...Ohatran'ny mampalahelo ahy fontsiny hoe ny toetra ratsin'ny sasany no nampiala anao ary io mbola hitako manodidina ahy na amizao fotoana zao aza sy hitandremako hatrany ,eny na tsy lafatra aza aho. :( (l)

90. prime
(
11/08/2008 12:13)
fijo> Mampalahelo izany nahazo anao izany... fa ireny olona nahatafintohina anao ireny anie ka tsy ho afa-bela e... dia hanaraka azy koa ve i fijo???
Ny olona efa nahita ny fitiavan'Andriamanitra ry fijo tsy afoiny a... mbola ho avy ny andro iantsoany anao manokana sy ihaonany aminao ka tena ahitanao ny momba Azy marina... Tsara anie ry fijo ilay Jesosy io e... tena tsy misy ifandraisany amin'izay fomba fiainana hitanao nataon'ireo mpitaiza tao am-piangonana...
Izany indrindra no nahatonga ahy nanao ilay lohahevitra hoe : "mpino kristiana???" mba isian'ny fandinihan-tena lalina dia lalina satria mbola fotoanany izao, satria ny zavatra toa izao nahazo an'i fijo izao indrindra no tena zava-doza... iheveran'ny maro milaza ho mpino kristiana fa tsy misy fiantraikany amin'ny asam-pamonjena ny fihetsika sy ny fanao rehetra mahazatra...

fahamarinana:... indrisy fa izany tokoa... itoviako hevitra tanteraka...
fijo :misimisy ihany koa ny toa anao...ary izay mandrakariva no tokony hitandreman'ireo mpitory,mpitarika,mpitandrina hoe iainana tanteraka ilay Finoana fa tsy atao tsimpona sy tsianjery fontsiny ..Hiainana na am fiteny na fihetsika na am-bavaka indrindra....Sarotra tokoa ny ho tonga lafatra anie Fijo raha amin'izay fitondran-tena izay ,olombelona ihany...Ny tsy tiako dia ilay miafina ambadiky ny Fibebahana dia tohizana hatrany ny toetra ratsy sy fanafitohinana tsy tantin'ny olona... : satria afaka mibebaka,satria ho voavela heloka foana,satria efa namoy ny Ainy ho antsika Jesoa....
Izany indrindra no nahatonga ahy nanao ilay lohahevitra hoe : "mpino kristiana???" mba isian'ny fandinihan-tena lalina dia lalina satria mbola fotoanany izao, satria ny zavatra toa izao nahazo an'i fijo izao indrindra no tena zava-doza... iheveran'ny maro milaza ho mpino kristiana fa tsy misy fiantraikany amin'ny asam-pamonjena ny fihetsika sy ny fanao rehetra mahazatra...
fahamarinana:... Mahereza ry fahamarinana...
Fanontaniana kely fontsiny :tamin'izany fotoana zany,eny na mbola kely aza i Fijo ,inona no fahasoavana azonao niaraka sy nino an'Andriamanitra ? Misy différence amin'izao sa nisy tombony kokoa ? Raha azonao valiana sinon tsy misy tsiny raha tsy voavaly e...Ohatran'ny mampalahelo ahy fontsiny hoe ny toetra ratsin'ny sasany no nampiala anao ary io mbola hitako manodidina ahy na amizao fotoana zao aza sy hitandremako hatrany ,eny na tsy lafatra aza aho.
91. ikaretsaka
(
11/08/2008 22:46)
misy fomba fitenin'ny amerikanina izay manao hoe "ny olana amin'ny mpanao bizina dia ry fidirana amin'ny biznesin'ny sasany...
"the stupid thing about doing business is minding your own" :wink:
"the stupid thing about doing business is minding your own" :wink:
92. bor2lais
(
12/08/2008 14:35)
Fahafolon-karena !
Samy manana ny fandraisany azy tokoa : vola, fotoana, sns
Samia manao araka ny maharesy lahatra azy !
Samy manana ny fandraisany azy tokoa : vola, fotoana, sns
Samia manao araka ny maharesy lahatra azy !
95. ni81
(
12/08/2008 16:53)
za taloha tena nino,ary tena "natahotra"an'nadriamanitra.ka io fampitahorana ahy io indrindra no noreseko ary nitarika ny tsy fanohavako azy intsony.Aza mijery ny hafa satria ny famonjena dia an'ny tsirairay. Tsy misy ny tanteraka ary samy efa nanota avokoa, fa miezaka kosa ny hiala @ ratsy. Tsarovy koa anefa fa ny olona efa nahalala sy nanaraka an' Atra izany dia tsy ho afaka mihitsy ny ho tafajanonjanona @ zao fotsiny fa tsy maintsy handre ny feony hatrany, na mivily ho @ ankavia na mivily ho @ ankavanana. Efa niainako io toe-javatra io.
izahay fony kely tena tsy natory raha tsy nivavaka,ary tena tamin'ny fo no nivavahana tamin'izany.asa izay fandraisanareo azy,fa izahay taloha dia tena nino,fa raha mitandrina di ahiakatra any amin'izany lanitra izany.
fa nony 13 taona aho,dia nanomboka nijery koa ny fitondrantenan'ireo mpitaiza tao ampiangonana.ary teo no nanomboka nivaha ny masoko,fa kay izahay no nasaina natahotra fa ry zalahy tsy matahotra azy.dia mba nihezaka ny tsy hatahotra azy koa aho,ary niafara tamin'ny tsy finoako azy mihintsy.
96. bor2lais
(
13/08/2008 13:16)
ikaretsaka:
ngavoatery ho resy lahatra foana vao hanao?
Tsy misy resaka maneritery izany eo ry Ika a ! Fa tsara kokoa rehefa hanao ihany dia mba hatao am-pifaliana sy amin\'ny fo !
97. fijo
(
13/08/2008 21:41)
misy fanontaniana ery ambony hoe inona no tsapako taloha sy izao.
izao aho tsy matahotra rehefa hanao zavatra fa jereko hoe tsara amiko ve sa ratsy.raha tsara ataoko,raha ratsy ajaniko.
taloha aho tsy izay no fisainako fa hoe ,tsara amin'ny finoako ve sa tsia.
izany oe taloha "tahotra"no manakana ahy na mahatonga ahy hanao zavatra fa tsy ny fahitako azy amiko"
mahatsiaro malalaka aho izany izao.

99. cutie
(
14/08/2008 14:29)
izany oe taloha "tahotra"no manakana ahy na mahatonga ahy hanao zavatra fa tsy ny fahitako azy amiko":)
mahatsiaro malalaka aho izany izao.
100. niryna
(
14/08/2008 17:49)
ikaretsaka:
ngavoatery ho resy lahatra foana vao hanao?
bor2lais:mitovy hevitra amin'i bor2lais koa aho.Mahafinaritra ny manome noho ny mandray ary rehefa nomena tamin'ny fo na ohatrinona na ohatrinona dia vokatry ny fo izay.
Tsy misy resaka maneritery izany eo ry Ika a ! Fa tsara kokoa rehefa hanao ihany dia mba hatao am-pifaliana sy amin'ny fo !
-----------------------------------------------------------------------------------------------
Ireo olona milaza lava hoe ataon'ny olona business ny fiangonana e,tsy fantatra izay anaovan-dry zalahy ny vola e,angaha moa Ajtra nangataka tamintsika hoe omeo vola aho fa tsy mirehitra ny jiro any an-danitra rehefa tsy nanome ahy androany i niryna !!!
Tsia dia tsia fanomezana antsika fitsapana daholo izany ,ahoana hoy Izy mantsy ilay mpanankarena ry adala anio alina no esoriko aminao ny fanahinao
tsy mila ny volantsika izy fa isika izay nomeny izay fahefana rehetra ,tsy ny
vola ihany fa na zanaka aza izay nomeny ho tazaintsika moa ve isika nitondra ny zaza hoe ao an-tranony ? ny talenta nomeny ,moa ve nampiasaina tamin'ny asa soa hanatsarana ny manodidina sy ireo mangetaheta ny tenin'Atra ?
Izay ilay izy amiko .Raha manome olona aho na fiangona na iza izany na izy ka misy ny omeko dia tsy asiko olana iny fa ny foko no nanome ka tsy anjarako intsony ny mijery h oe sao dia tsy ataon'ny fiangonana izao sy izao aza iny vola iny,tadidio fa mbola ho tsaraina avokoa isika rehetra ary samy andalo an'izany avokoa na ireo nandray ny vola na ireo tsy nety nanome,tsy dia hoe ilay hoe lanin-dry zalahy fotsiny no tena olana fa ilay fitiavan-tena tsy te hanome izay misy eo am-pelantanana ka io no hialana vokona analana ny toetra ratsy ao anatintsika...Efa fantatr'Atra hatramin'ny voalohany izany raha vao nanao an'i Adama Izy ka nihinana ny voankazo voarara izy mivady.
I Eva nomena ahy no nahatonga an'izao
Satana no nanoro hevitra ahy dia mba nomeko koa Adama
:roll: :oops: :oops: