fahafolo-karena....
41. ikaretsaka
(
01/08/2008 15:57)
ato anaty forum
:-D
izay no ilazako hoe diso pilipitra ianao satria forum teny gasy serasera eto ary mampiasa boky rehetra fa tsy tsimpona baiboly ihany, ary mahakasika fivavahana sy finoana rehetra
fa tsary hoe ery ambony pilipitran'ny sekta "voanjo alika" mampiasa baiboly teny faran'ny tsy hay ary tsy mahakasika afa tsy ny finoana kristianina araka izay hitsimponana tiana sy hijerevan'io "voanjo alika" izay revireveny azy ihany!
:-D
izay no ilazako hoe diso pilipitra ianao satria forum teny gasy serasera eto ary mampiasa boky rehetra fa tsy tsimpona baiboly ihany, ary mahakasika fivavahana sy finoana rehetra
fa tsary hoe ery ambony pilipitran'ny sekta "voanjo alika" mampiasa baiboly teny faran'ny tsy hay ary tsy mahakasika afa tsy ny finoana kristianina araka izay hitsimponana tiana sy hijerevan'io "voanjo alika" izay revireveny azy ihany!
42. lizabeth
(
01/08/2008 19:05)
diamondra27:
ny fiheverako azy aloha dia: hafa ny karaman\'i pasitera na ny pretra
dia hafa ihany koa io resaka fahafolonkarena io fa tsy tokony @io no hanakaramana ny pasitera na mompera
Raha manao tetibola ny fiangonana dia ampahany amin\'ny tetibolan\'ny fiangonana ny karaman\'ny pasitera. Ny ampahany betsaka amin\'ny fidirambolan\'ny fiangonana dia rakitra sy adidy. Raha ny hevitrao dia volan\'iza no tokony hanakaramana ny pasitera raha izany ?
Ankoatr\'izany, ho ahy aloha dia tsy mino aho fa tafiditra ao anatin\'io ny volamena sy volafotsy : hatao inona ? ny ahy ny finoako dia fahafolon\'ny karamanao io ary tsy ferana ny ambonin\'izay ! ilay \"ambonin\'izay\" mantsy miankina amin\'ny zava-misy, izany hoe mety misy mety tsy misy : fanampiana olona na ara-bola na tsia... Ny resaka fotoana dia fanatitra ilaina be koa fa raha ny tokony ho izy ve ny fotoananao tsy efa an\'Atra daholo e ! ny tiako ahatongavana dia sarotra dia sarotra ho antsika ny hahafohy VOLA ary isam-bolana fa excuses daholo ny sisa ! zavatra niainako izany fa tsy hoe te-hamely an\'izay tsy resy lahatra aho ! izaho aloha izao dia tena resy lahatra ny amin\'io ! ilay fahafohizanao vola mihitsy no jeren\'Atra ! amin\'Atra nefa tsy misy hoe tsy maintsy ka hoe rehefa tsy manao io ianao dia tsy hotahiany. Ny ahy aloha dia tena reconnaissance no naharesy lahatra ahy fa tsy ny fandresen-dahatry ny olona e !
fa na izany aza tsy azoko ny mahatonga ny sasany sorena amin\'ny fandresen-dahatry ny olona nefa miandry ho resena lahatra ! ny olona anie miteny fotsiny fa angaha misy mahalala izay fahafolonkarenanao any ! anao sy Atra izany fa raha toa koa ianao tsy mahafohy dia mahita olona mahafohy foana Izy ! ka asakasakao !
43. diamondra27
(
01/08/2008 19:05)
bichette37, veromahefa36: reo dia itovizako aminareo fa ny sasany wa de we vola ihany no fantany ka izay no tsy mandresy lahatra ahy.
koa dia mitovy amin'ny hevitr'i prime, fahamarinana sy naritsimba daholo ihany izany isika
fa misy aloha tena manana afaka manome io vola io dia arahabaina soa e
fa ny fahatsapana hitako aloha dia hoe: rehefa tena manome sy mahafoy ho an' Atra ianao dia tsy misy izany we abandon izany f tahiny eny foana
koa dia mitovy amin'ny hevitr'i prime, fahamarinana sy naritsimba daholo ihany izany isika
fa misy aloha tena manana afaka manome io vola io dia arahabaina soa e
fa ny fahatsapana hitako aloha dia hoe: rehefa tena manome sy mahafoy ho an' Atra ianao dia tsy misy izany we abandon izany f tahiny eny foana
44. fahamarinana
(
01/08/2008 20:51)
bichette:
ny zavatra rehetra anie rehefa tsy azoazo dia hita foana ny excuse e
:arrow: tsy voatery ny tsy azoazo ihany kah,ary tsy voatery excuse koa rahatoa ka tsy voan'ny mpamaky...mety tsy fahalalana na koa tsy te hiasa loha...araka ny voalazan"ny ika tery ambony hoe rehefa diso toerana na HS par rapport am dinika... fa hevitro moa iny ka tsy itovizako amin'ny sasany. :) (l)
45. fijo
(
01/08/2008 21:02)
cutie an,voady miafina izany ka.ndry ko tssssss
mikarama 1000€ de lasa ny fiangonana ny 100 dia hofantrano 450 jiro 50 tel 70 kay leeee ary ny kaly sy ny fre????? sao dia hamono le izy kle???
mikarama 1000€ de lasa ny fiangonana ny 100 dia hofantrano 450 jiro 50 tel 70 kay leeee ary ny kaly sy ny fre????? sao dia hamono le izy kle???
46. ikaretsaka
(
01/08/2008 22:41)
ka izay nge hoa e...
fa marina io hoe ny fananana na ny harena akory dia heo vola foana izay y ..
fa marina io hoe ny fananana na ny harena akory dia heo vola foana izay y ..
47. cutie
(
01/08/2008 23:13)
fijo [ Valio ] 01-08-2008 23:02:46
Lohateny : Re : fahafolo-karena....
cutie an,voady miafina izany ka.ndry ko tssssss
tsy azo lazaina ahy nga :-D
48. ikaretsaka
(
03/08/2008 00:51)
zah kosa indray akia ry diams dia sahy mijoro vavolombelona fa tena marina io ary rehefa tsy manao ampahafolony zah dia tsy miditra mihintsy ny fahasoavan fa raha vao manao dia vao maika mahazo foana;
ny ahy le fisainana mihitsy heo satria aho nanao an'ity dia manantena hahazo an zao no tsy mety amiko raha resaka fivavahana...lasa ty sy nday zany le izy
karaha henile de la lampe ko diovina na frotterna ny lampe-ny dia azo ze tiana ko
49. niryna
(
03/08/2008 05:12)
naritsimba:
Ho ahy aloha dia tsotra, ny fitambaran'ny fanampiana omeko ny tsy manana, ny rakitra, ny adidy samihafa dia tafiditra aoanatin'ny fahafolonkarena. Io anefa dia anjaran'ny tsirairay, izay maha resy lahatra azy no ataony.
Tsy misy tsara toy ny manampy ny hafa raha misy ny ho enti manao izany.
Misaotra e
sarotra ary tena sarotra tokoa ilay izy raha tsy ny fo manolotra no lehibe.
Arakaraky ny nanazarana azy mbola kely io ary raha mbola kely ny zaza ka omenao vola ary asianao manome ilay 10 % dia zatra ho azyy rehefa lehibe.
Isika tsy nampianarina an'izany fa na iree karazana rakitra marobe ireo aza dia efa mihoatra ilay 10 % fa ilay fiteny azy no tsy manavanana sy tsy mahazatra e.
Raha ilay marika eo am-pelantana anefa no jerena dia tena tsy ahafoy tokoa ny tena ,fa toy ny an'i naritsimba io hoe izay fanampiana marobe ataonao ny olona rehefa mitambatra dia mihoatra lavitra.
Efa hatrany amboalohany io no efa nisy ary raha mahasahy manome tokoa isika ka tsy mitady valiny toy ny hoe iny ny volako ka omeo mihoatra ahy dia tsy vokatry ny fo izay ilay izy ary tsy ahita vokatsoa isika fa raha manome amin'ny fo ka mijery ny tenin'Atra hoe
.
8 Handroba an'Andriamanitra va ny olona, no mandroba Ahy hianareo? Nefa hoy hianareo: Amin'inona moa no androbanay Anao? Amin'ny fahafolon-karena sy ny fanatitra.[Heb. fanatitra asandratra]
9 Voaozona amin'ny ozona hianareo nefa Izaho no robainareo, dia izao hianareo rehetra iray firenena izao.
10 Entonareo ny fahafolon-karena rehetra ho ao amin'ny trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin'izany Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, raha tsy hovohàko ny varavaran'ny lanitra ho anareo ka hampidinako fitahiana manana amby ampy ho anareo. Malakia 3
Ataovy ny andrana fa raha tsy manandrana hianao tsy mahita tsirony sy ny vokany raha resaka fanomezana an'Atra amin'ny fo madio no resahiko eto .
Manome amin'ny fo no tena tadiavin'Atra amintsika ary ao koa ny hoe raha manao soa ireny mahantra na kamboty na mpananontena ireny hianao dia tena mahafaly an'Atra izany satria mitsinjo ireo madinika indrindra.Rehefa tena manome amin'ny fo tokoa dia mihoatra ny 10 % mihitsy aza ny adidy vitanao.Aza miandry valiny fa tsy vola irery no averin'Atra amintsika fa ny fahasalamana, ny fifaliana izay ao anaty hoe mahafinaritra ny manome no mandray
(l) niryna
50. diamondra27
(
03/08/2008 06:54)
ikaretsaka:
zah kosa indray akia ry diams dia sahy mijoro vavolombelona fa tena marina io ary rehefa tsy manao ampahafolony zah dia tsy miditra mihintsy ny fahasoavan fa raha vao manao dia vao maika mahazo foana;
ny ahy le fisainana mihitsy heo satria aho nanao an'ity dia manantena hahazo an zao no tsy mety amiko raha resaka fivavahana...lasa ty sy nday zany le izy
karaha henile de la lampe ko diovina na frotterna ny lampe-ny dia azo ze tiana ko
----- ---------------------------
za kounkoa ry ika dia tsy d'ac amin'io a satria zao: ny fitahiana sy fahasoavan'Atra dia misy foana hatramin'izao ataony amiko fa tsy voatery we tsy nanao ilay 1/1 za de tsy miditra ny fahasoavako.
Efa nisy fijoroana vavolombelona ihany nataoko tany ho any tamin'ny fahasoavana noraisiko taminy ary hatramin'izao dia mbola tahiany foana
Amiko tokony tsy misy izany we ity sy inday izany fa Atra dia manome maimaimpoana tsy misy takalony. Araka ny voalazan'nynamana hoe:tsy voatery ho vola ihany ilay fahafolonkarena fa zavatra rehetra.
Ny antony nanaovako ity dinika ity dia mba hahalalako hoe: vola ihany ve ilay 1/10 sa fanampiana samy hafa araka ireo voalazan'ny namana rehetra ireo e.
Ka dia misaotra anareo nandray anjara rehetra e.
Aoka hazava aloha ny resaka fa tsy hoe: za manda ilay 1/10 fa ny fisehony no tsy maha d'accord ahy we tsy maintsy atao lelavola ilay izy ,
sao manko mba afaka manao 1/10 amin'ny fomba hafa ihany ry fijo sy ny namany ka manjary we za no nahatonga azy ireo tsy nanao izany.
51. ainaheri
(
03/08/2008 06:56)
Za alou tsy miditra @ io ampahafolony io ee,manao rakitra otran'ny mpivavaka retra² aho fa raha misy asa soa ankotr'zay ,aleo za ihany manao azy tsy asiko mpanelanelana @ zay mandry ny saiko,mety misy fianakaviana zara raha mahita hanin-kohanina eo akaikinao oh,afaka manampy azy mivantana ianao,fa tsy ny mpampivavaka anao no omenao ilay vola nefa tsy hay akory izay alehan'ilay vola,.............breffff ,samy manana ny fomba finoany mou io ka anjaran'ny tsi11 no mandinika izay tokony ataony :-* :-*
52. diamondra27
(
03/08/2008 07:03)
niryna: zay mihintsy akia a ary mbola ampiako we mahafinaritra kokoa ny manome noho ny mandray ====> Matio
--------------------------
voalaza teo we: andramo
Raha toa moa ka mahasoa anao izany ilay manome vola dia tsy maninona izany ange e, fa ny an'ny sasany kosa aza tsinotsinoavina sy hodian-tsy hita satria samy manana ny fanomezam-pahasoavany avy isika rehetra> Misy natao hanome vola , misy ny hampianatra, ny sasany manasitrana sns
Izay aloha ny fijeriko azy
--------------------------
voalaza teo we: andramo
Raha toa moa ka mahasoa anao izany ilay manome vola dia tsy maninona izany ange e, fa ny an'ny sasany kosa aza tsinotsinoavina sy hodian-tsy hita satria samy manana ny fanomezam-pahasoavany avy isika rehetra> Misy natao hanome vola , misy ny hampianatra, ny sasany manasitrana sns
Izay aloha ny fijeriko azy
53. ni81
(
03/08/2008 07:15)
Zà kosa aloha raha nilaza tery ambony hoe andramo dia tsy nanao tsinontsinona ny nataon'ny hafa mihitsy e!
54. ikaretsaka
(
03/08/2008 11:14)
nga ny fivavahana misy hoe andrandramana izany... ohatran'ny hoe mandeha mitety sekta izany?
55. bichette
(
03/08/2008 11:29)
ika > dé aona ilay soratra hoe : "andramo ka zahao fa tsara Jehovah? "
56. ikaretsaka
(
03/08/2008 11:31)
ny hatsarany efa fantatra foana ka ..resaka rakitra ny eto fa tsy hatsarany
bibi hoa rehefda miresaka boloky ny olona dia aza voromailala no entina!
bibi hoa rehefda miresaka boloky ny olona dia aza voromailala no entina!
57. fahamarinana
(
03/08/2008 16:17)
:arrow: marina izany,ny hatsarany efa fantatra tokoa...
:arrow: ni :mazava akia fa samy tsara daholo :ny manome no tena tsara ary raha afaka manome betsaka dia vao maika tsara ihany koa . (l)
ni81:
Zà kosa aloha raha nilaza tery ambony hoe andramo dia tsy nanao tsinontsinona ny nataon'ny hafa mihitsy e!
:arrow: ni :mazava akia fa samy tsara daholo :ny manome no tena tsara ary raha afaka manome betsaka dia vao maika tsara ihany koa . (l)
58. ikaretsaka
(
04/08/2008 01:41)
le fisainana manao an'andriamanitra "andrakandrana" mihitsy koa no tsy mety e...
andramo izoa de mahazo an'izao,
karaha any @ dadarabe
andramo izoa de mahazo an'izao,
karaha any @ dadarabe
59. prime
(
04/08/2008 12:19)
lizabeth:... Ny karama anisany fa ny takian\'Andriamanitra dia ny fahafolon\'ny fitahiana nomeny anao manontolo fa tsy ny karama ihany...
Ankoatr\'izany, ho ahy aloha dia tsy mino aho fa tafiditra ao anatin\'io ny volamena sy volafotsy : hatao inona ? ny ahy ny finoako dia fahafolon\'ny karamanao io ary tsy ferana ny ambonin\'izay ! ilay \"ambonin\'izay\" mantsy miankina amin\'ny zava-misy, izany hoe mety misy mety tsy misy : fanampiana olona na ara-bola na tsia...
Ary ny lazain\'ny Soratra Masina dia feno, indrindra ho an\'ny Zanak\'Israely, tsy ny karama fotsiny fa ny vokatrao rehetra, tsy karama vola ihany fa ny biby fiompy, ny vokatra fambolena, ny vokatra asa-tanana, ny vokatra jono, ny vokatra haza, ny vokatra varotra, na inona na inona...
Ary ny fanatitra dia sitrak\'Andriamanitra izay omena avy amin\'ny fo sy ny fitiavana ary ny fanetren-tena... ka tsy manavaka io na ny fananana manontolo na ny ampahany, fa ny irarian\'Andriamanitra dia rariny loatra raha mba ny ampahafolony satria ny momba ny mpino rehetra dia efa Azy rahateo... na ny ainy aza... ka izay ampahafolony va dia hahatonga olana?
Ka eo dia anisany ny volamena sy volafotsy fa tsy zavatra hafa tsy akory... fahiny aza tsy nisy niresaka vola sy talenta loatra fa vokatra sy volamena sy volafotsy no fototry ny harena rehetra ka ankehitriny indray va no ilazàna fa tsy anisany ny volamena sy volafotsy???
Hoy indrindra ny voasoratra amin\'ny anaran\'i Jesosy :
\"Manalà ao aminareo fanatitra ho an\'i Jehovah: izay rehetra amporisihin\'ny fony dia aoka hitondra fanatitra ho an\'i Jehovah: dia volamena sy volafotsy sy varahina,\" Eksodosy 35:5
lizabeth:... Itoviako hevitra...
Ny resaka fotoana dia fanatitra ilaina be koa fa raha ny tokony ho izy ve ny fotoananao tsy efa an\'Atra daholo e ! ny tiako ahatongavana dia sarotra dia sarotra ho antsika ny hahafohy VOLA ary isam-bolana fa excuses daholo ny sisa ! zavatra niainako izany fa tsy hoe te-hamely an\'izay tsy resy lahatra aho ! izaho aloha izao dia tena resy lahatra ny amin\'io ! ilay fahafohizanao vola mihitsy no jeren\'Atra ! amin\'Atra nefa tsy misy hoe tsy maintsy ka hoe rehefa tsy manao io ianao dia tsy hotahiany. Ny ahy aloha dia tena reconnaissance no naharesy lahatra ahy fa tsy ny fandresen-dahatry ny olona e !
lizabeth:... Angamba tsy hoe sorena loatra ry lizabeth fa mba te-hahafantatra misimisy kokoa ny namana... tahaka ny tena ihany rehefa mba misy zavatra tsy dia mazava loatra mikasika ny ambaran\'ny tenin\'Andriamanitra... sehatra sahaza izany indrindra eto amin\'ny sera... :)
fa na izany aza tsy azoko ny mahatonga ny sasany sorena amin\'ny fandresen-dahatry ny olona nefa miandry ho resena lahatra ! ny olona anie miteny fotsiny fa angaha misy mahalala izay fahafolonkarenanao any ! anao sy Atra izany fa raha toa koa ianao tsy mahafohy dia mahita olona mahafohy foana Izy ! ka asakasakao !
ikaretsaka:... Tsy ny fivavahana r\'ika no andramana fa Andriamanitra mihitsy a... izay no tian\'ny namana ambara... ary Andriamanitra rahateo mihitsy no manasa ny olona hanao izany fa tsy rendrarendra tsy akory hoe andramo ao dia ho hita eo...
nga ny fivavahana misy hoe andrandramana izany... ohatran\'ny hoe mandeha mitety sekta izany?
ikaretsaka:... Tsy hitsara ny tenin\'Andriamanitra angamba no tianao ahatongavana nefa dia izany no ataonao etoana... Tenin\'Andriamanitra no miteny hoe \"Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy.\" Salamo 34:8... ka iza moa isika no sahy hiteny hoe mety izany na tsia??? Izy aza miteny hoe \"andramo ka izahao\"...
le fisainana manao an\'andriamanitra \"andrakandrana\" mihitsy koa no tsy mety e...
andramo izoa de mahazo an\'izao,
karaha any @ dadarabe
Ary mbola Izy ihany koa no miteny hoe :
\"Entonareo ny fahafolon-karena rehetra ho ao amin\'ny trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin\'izany Aho, hoy Jehovah, Tompon\'ny maro, raha tsy hovohako ny varavaran\'ny lanitra ho anareo ka hampidinako fitahiana manana amby ampy ho anareo.\" Malakia 3:10... dia \"tsy mety\" koa ve izany ny hizaha toetra Azy eto satria toa \"manandrakandrana\" ohatra???
Rehefa Andriamanitra no miteny izany dia azo atao tokoa izany... fa ny hoe hanao izany kitoatoa angaha dia ekena fa tsy mendrika fa ny hoe tsy mety ny manao izany dia tena tsy milaza izany Andriamanitra... mitsara mihitsy an\'Andriamanitra aza izany...
60. fahamarinana
(
04/08/2008 13:03)
prime:
... Angamba tsy hoe sorena loatra ry lizabeth fa mba te-hahafantatra misimisy kokoa ny namana... tahaka ny tena ihany rehefa mba misy zavatra tsy dia mazava loatra mikasika ny ambaran'ny tenin'Andriamanitra... sehatra sahaza izany indrindra eto amin'ny sera...
:arrow: ,mitovy hevitra amin'ny prime aho .Sady angamba tsy mahafaty antoka loatra ny mamerina imbetsaka satria olona maro no mamaky fa tsy iray na roa na telo .... :) .Ny tsy fitovian-kevitra tsy atao hampasorena akory...
lisbeth:
raha toa koa ianao tsy mahafohy dia mahita olona mahafohy foana Izy !
:arrow: marina izany
lisbeth:
ka asakasakao
:arrow: izay no maha-choix azy satria tsy tonga ny fotoanany ,sa ahoana ?
Ialako tsiny fa izao vao voavakiko tsara ny valiteninao lisbeth dia izay koa vao mba afaka namaly aho.(l)
