fahafolo-karena....

61. todisoa2 ( 04/08/2008 14:38)
diamondra27:

mbola tsy dia resy lahatra amin'io loatra aho hatramin'izao nefa hono tena mandaitra mihintsy izy io hoeraha mahafoy enao dia mahazo sy ambinina foana ihany koa ara-bola

misy anefa dia ataon'ny olona fitaovana fotsiny ilay resaka fahafolonkarena ary izay no tsy maha dakaoro ahy

manaraka izany anefa dia misy koa ilay teny ao amin'ny SM , tsy tadidiko tsara le verset ha we ;tsy tokony hiseho fahatany na hiditra ampiangonana raha tsy manao fanatitra

dia tsy haiko intsony hoe: ahoana ny posiion @izany
mba mila fanampiana sy fanazavana kely momba ireo

Ny ahy indray ny fanolorana sy ny fahafoizana no tena zava-dehibe. Misy aza namako iray izay ny 50% ny karamany mihintsy no foiny hoan'i JEsosy. Io ilay hoe fibebahan'ny poketra!!!! Mahafoy be, ary tsy mila tambiny!!!
62. prime ( 04/08/2008 14:45)
diamondra27> hoy ny tenin'Andriamanitra amin'ny anaran'i Kristy :

"raha mananatra, dia aoka ho amin'ny fananarana; izay manome, dia aoka ho amin'ny fahatsoram-po; izay manapaka, dia aoka ho amin'ny fahazotoana; izay mamindra fo, dia aoka ho amin'ny fifaliana." Romana 12:8

Dia izay araka ny inian'ny fonao no sitrak'Andriamanitra... nefa raha azo atao dia omeo amin'ny fo madio, dia aza manontany akory ny hiafarany na ny hampiasana ilay fanatitrao fa ataovy ho an'Andriamanitra... izay mampiasa an'iny amin'ny tsy fahamarinana dia hataon'Andriamanitra mangidy ny momba azy satria mandroba Azy izany... mandroba fananan'olona aza fehezin'ny lalànan'ny tany sy ny fiarahamonina henjana ka Andriamanitra va azo robaina na vazivaziana?
63. haritianah ( 04/08/2008 15:04)
Ny fahazoako azy dia Fomba filazana io FAHAFOLOKARENA io, ts voatery owé de tena fahafolony harenao mits ary ts maints zay.
Ny itako dia misy vadiny zokiko vavy zay(manana antreprise izy) isaky ny mifarana ny asa azony isa-taona dia tena makany @ Pasitera(FJKM izy) dia manololtra zvtr ho any Fiangonana(atolony an'i Pasitera fa lé zvtr dia zvtr ho an'ny fiangonana fa ts any Pasitera).Ohatra owé abazoro, zvtr fanatazana rakitra, ventulateurs, ordinateur, sns ...
Dé ny filazany @ zay dia owé nomen'andriamanitra azy ny anjarany t@ asa izay nataony dia mba tonga koa izy anatitra ny fahafolo kareny ho anjara birikiny à asa fanasoavana ny asan'andriamanitra.
Misy kosa ireo fivavahana sasany zay nanjary nanao azy io ho hafetsena ka nolazaina ny mpivavaka ao aminy fa mba hahazoanao fahasoavana @avy à andriamanitra alou dia atero aty @ lé Pasitera ny fahafolokarenao.Iny anefa dia ts ampiasain'i Pasitera ho an'ny fiangonana fa alainy anatsarany ny fiainany.
Ts dia ara bakiteny owé mikarama 1000€ ao dé ts maints 100€ exacte no omena.
Inao mahalala ny tokony anjara afoinao ho any asa fanasoavana ny asa fanopoan'andriamanitra.
Betsaka ny manao an'io, fa misy ny finoana sasany nanjary nanaovany ady afetsena ilay izy.Mitovitovy @ lé @ katolika owé santam-bokatra.
Any Ambanivolo no tena mbola manao anio, santam-bokatra dia mitondra zé mba foinao à lé vary vokatrao iny ianao atolotra ny fiangonana.Nomen'Andriamanitra vokatra ianao(notahiny fa nahavokatra tsara) dia mba mahafoy koa ho an'ny fiangonana.
Ny voady hafa; voady dia ohatra owé zà dia manakina @ andriamanitra tanteraka ity zvtr ataoko ity fa raha azoko soamantsara ity dia manolotra izao zvtr izao ao ho an'ny fiangonana.Ka raha tanteraka lé zvtr nangatahinao dia tena iny zvtr nolazainao iny no atolotrao ny fiangnana.
64. lizabeth ( 04/08/2008 23:21)
fahamarinana:

[quote=prime]... Angamba tsy hoe sorena loatra ry lizabeth fa mba te-hahafantatra misimisy kokoa ny namana... tahaka ny tena ihany rehefa mba misy zavatra tsy dia mazava loatra mikasika ny ambaran'ny tenin'Andriamanitra... sehatra sahaza izany indrindra eto amin'ny sera...

:arrow: ,mitovy hevitra amin'ny prime aho .Sady angamba tsy mahafaty antoka loatra ny mamerina imbetsaka satria olona maro no mamaky fa tsy iray na roa na telo .... :) .Ny tsy fitovian-kevitra tsy atao hampasorena akory...
lisbeth:
raha toa koa ianao tsy mahafohy dia mahita olona mahafohy

tsy hoe sorena fa nisy niteny teny ho eny hoe fanaovana lavage de cerveau izany sy ny sisa...!!!

fa ny tiako havoitra (karama aloha no nolazaiko fa izay ihany ny vola miditra amiko fa vola sy harena miditra no tiako lazaina, omby , osy ets...! ) raha harena toa ny hatsaram-panahy sy ny fahaizana sns ve no tian'Atra lazaina dia nila nolazaina toa izany vao nizara ny olona ? amiko dia ilay hoe "raha mitombo ny harenanao dia aza anorenana ny fonao" no tena mibaiko ity fahafolonkarena ity ! raha miankina amin'ny fahafolonkarena atolotrao ny plan an'Atra dia ataony manambola foana ianao, raha mila ampitomboiny izany dia ampitomboiny ny volanao !!!! raha tsy izay dia ny banky ihany no afaka mi s'associer Aminy ! ny resaka fotoana dia zavatra hafa no fahasoavana azo avy aminy...! ny fiangonana ve tsy manana charges fixes na dia eo aza ny asa fiantrana sy ny sisa ???

fa ampiako hoe : mila resy lahatra amin'ny zavatra hafa vao mety resy lahatra amin'io. Raha miteny Atra momba io dia resy lahatra ve ianao fa tsy mandainga izy ? resy lahatra ve ianao fa mitombo daholo izay eo ampelatanan'Atra toa anao niainga tamin'ny semence ! resy lahatra ve ianao fa ilaina ny asa misiona sy ny fiangonana ? resy lahatra ve ianao fa Atra tsy handao anao ary tsy ny vola sy harenao no antoky ny fiainanao ?

fa ny tiako ho fantatra hoe raha hanome volamena sy volafotsy ianao dia afaka hatao inona izany ? taloha angamba azo nanaovana troc fa amin'izao fotoana atao inona ? sa amidy ????

matoa tsy fantatrao ny alehan'ny volam-piangonana dia na ianao tsy miditra lalindalina ao na ny fiangonanao mila fanasitranana !!! fa raha manokana ny ampahan'ny volanao ho an'ny mahantra koa ianao dia hanitra ankasitrahany izany, raha tena hoe atokana fa tsy ny ambikambiny no anaovana izany na hoe voatery ! hevitro izany aloha

raha misy olona miteny aminao hoe ndao hiaraka hanao orinasa fa izao ny vola arotsakao...: inona no hanekenao sy tsy hanekenao ny fifanarahana ?
65. ikaretsaka ( 05/08/2008 01:58)
prime> samihafa tanteraka ny hoe andramo sy ny hoe 'zahao!
"decouvrir" kosa tsy "essayer" an
66. prime ( 05/08/2008 11:12)
lizabeth:
fa ny tiako havoitra (karama aloha no nolazaiko fa izay ihany ny vola miditra amiko fa vola sy harena miditra no tiako lazaina, omby , osy ets...! ) raha harena toa ny hatsaram-panahy sy ny fahaizana sns ve no tian\'Atra lazaina dia nila nolazaina toa izany vao nizara ny olona ? amiko dia ilay hoe \"raha mitombo ny harenanao dia aza anorenana ny fonao\" no tena mibaiko ity fahafolonkarena ity ! raha miankina amin\'ny fahafolonkarena atolotrao ny plan an\'Atra dia ataony manambola foana ianao, raha mila ampitomboiny izany dia ampitomboiny ny volanao !!!!
... Tsy indray mandeha Kristy no nampianatra fa any amin\'ny hareny no iorenan\'ny fon\'ny olona... ka mahatonga ny fahasarotan\'ny idiran\'ny mpanankarena amin\'ny fanjakan\'ny lanitra...

Itoviako hevitra ianao amin\'io...

Raha ny Soratra Masina no dinihina lalina dia efa an\'Andriamanitra avokoa ny hary rehetra na ny ety an-tany na ny an-danitra... tsy ho Azy Andriamanitra loatra no hanaovana ny fahafolonkarena satria raha nila vola Andriamanitra ohatra tsy voatery hiandry ny mpino handoa ampahafolony Izy... tsy Izy no te hampitombo na hampihena ny vola ilaina ka anampiany misimisy kokoa na tsia ny mpino Azy fa ny asany mihitsy no mitaky ny fahafolonkarena mba hahatontosa ny sitrapony sy ho fitaizana ny zanany...

Isika rehetra mahalala fa tsy misy miakatra ho any an-danitra na dia iraimbilanja amin\'io vola sy fanatitra io aza... izany no maneho fa ho an\'ny mpino Azy ihany koa no mbola anaovana io fahafolonkarena io ary anisan\'ny asa fanompoana Azy feno ny fanatanterahana izany satria miantoka ny fahatanterahan\'ny sitrapony amin\'ny misiona anirahany ny fiangonana...
lizabeth:
fa ny tiako ho fantatra hoe raha hanome volamena sy volafotsy ianao dia afaka hatao inona izany ? taloha angamba azo nanaovana troc fa amin\'izao fotoana atao inona ? sa amidy ????
... Miala tsiny aho raha hanazava kely ry lizabeth...

Tsy ny vola taratasy no tena harena fa ny lanjany (asa raha tena mahalaza ny hoe \"valeurs\" izany)... taratasy ihany iny, misy soratsoratry ny olo-mahay hoy ny mpanakanto izay, fa ny tena harena mipetraka ary hifehezana ny harin-karen\'ny firenena mihitsy aza dia ny lanjan\'ny volamena sy volafotsy ary vatosoa ao amin\'ny banky foibeny avy... (mety tsy ho azonao fa hampidiriko kely ihany)

Amin\'ny mpahay momba ny harin-karena dia ny lanjan\'ny volamena no tena azo amaritana ny atao hoe harena... izany hoe tsy satria ianao ohatra (ohatra hoy aho an) manana 1 million dia mpanankarena fa mila avadika ara-danjany amin\'ny fatrany avy io fa ny 1 million fmg, 1 million de dollars, 1 million de franc zairois, 1 million de yen... dia tsy mitovy satria misy fatra ara-bolamena mifehy io sy ny lanjan\'ny takalo eo amin\'ny tsenan\'ny vola (valeurs fiduciaires)...

Raha ambara amin\'ny teny tsotra dia ny fanananao ao antranonao dia tsy misy lanjany raha ilay vola madiodio no amaritanao azy... fa ny lanjany dia ny fatrany miohatra amin\'ny vidin\'ny volamena hatrany...

Izany no mahatonga ny olona tena fetsy mpampiasa vola mampiasa ny endrika fampiasana azy manontolo, \"investissement\", \"épargne\", \"gestion des valeurs stables\" toy ny volamena sy ny \"immobiliers\" izay azo atao hoe \"valeurs sures\" fa tsy hitotongana velively ny lanjany...

Ny lelavola mety midina ny lanjany fa ny volamena miakatra foana ny lanjany... raha tsy fantatrao tsara ry liza dia ambara anao fa ny volamena no tena harena... ary io tsy voatery amidy fa azo ampiasaina na aiza na aiza manerana an\'izao tontolo izao, na apetraka amin\'ny banky dia andraisana zanabola, na ampiasaina (actions), eny fa na hamidinao koa aza dia ao no iaingan\'ny tena harena raha ny materialy no resahana...

Ny haren\'ny mpino mazava ho azy efa tsy izany intsony saingy tiako ihany ny nitondra an\'io fanazavana io ka nahatonga ny Soratra Masina manindry kokoa an\'io fa tsy nanindry ny resaka vola loatra rehefa hiresaka harena satria na Andriamanitra aza dia mahafantatra tsara fa fototry iorenan\'ny harena mihitsy ny volamena...

Raha efa tany Jerosalema ianao na tany amin\'ireo firenena arabo mpanan-karena, ny \"mosquées\" sy ny \"synagogues\" tena tsara indrindra dia feno rako-bolamena sy volamena avokoa ny fanaka ao aminy... itony hazo sy vato fahita itony tsy dia maneho ny fahatsarana sy ny famirapiratana loatra... izany rahateo no nahatonga an\'Andriamanitra hanaingo mihitsy ny Tempoly sy ny tranomasina nolanjaina ho tena amin\'ny volamena sy vatosoa avokoa... ka ilazany fa raha samy mbola fanatitra dia volamena sy volafotsy sy varahana mihitsy aza no sitrak\'Andriamanitra, fa isika moa efa variana loatra amin\'ity lelavola taratasy ity dia tsy omena tsiny...

Ny tena anaporofoana fa tsy ny lelavola taratasy no tena manan-danja dia, hitanao angamba ankehitriny ny firoboroboan\'ny sanda hafa ampiasaina mihoatra lavitra noho ny lelavola, ohatra chèque, billets isankarazany, carte de crédit, empreinte digitale fotsiny mihitsy aza any Japon, puces incorporés sy ireo teknolojia avolenta hamantarana ny olona sy ny hareny... sns mba tsy itenenana hoe tsy ilaina intsony ny lelavola fa ny antoka napetrakao any amin\'ny banky na ny tahiry (azo refesina amin\'ny vola amin\'ny voalohany fa ny tena marina ny lanjan\'ny volamena mifandrindra amin\'ny napetrakao any) no amnatarana ny harenao...

Tsy vaovao intsony any eoropa sy etazonia ny fampiasana carte de crédit ary na @ achat sur net aza dia izany no tena fampiasa fa tsy ilay lelavola intsony... ny karama tsy raisina lelavola intsony fa virements automatiques... sns

(HS fa miala tsiny dia miala tsiny saingy tsara kokoa ny mamaritra hoe inona marina moa ny amaritana ity hoe harena ity...)

ikaretsaka:
prime> samihafa tanteraka ny hoe andramo sy ny hoe \'zahao!
\"decouvrir\" kosa tsy \"essayer\" an
... Tsy diso izany fanamarihanao izany, izaho rahateo tsy niteny velively hoe mitovy izany...

Tsy ilay \"mots\" sy \"jeux de mots\" no tena \"important\" fa ilay Andriamanitra sy ny teniny mihitsy \"MIBAIKO\" manao hoe : \"andramo ka izahao...\" ka mila hanontanian-tena hoe efa nanandrana sy nizaha an\'i Jehovah marina va aho?

Fa raha tena mizaha sy manandrana an\'i Jehovah marina ianao ra-Ika, inoako fa hazava aminao ny mahatonga an\'Andriamanitra handidy ny fahafolonkarena...
67. coksa ( 05/08/2008 11:13)
Inona ilay hoe harena izany e ? Ny ahy izao noheveriko fa ny Zanako no harenako de tokana anefa izy de inona aminy izany no omeko ? :roll:
:lol: :-D
68. prime ( 05/08/2008 11:21)

69. prime ( 05/08/2008 11:23)

70. prime ( 05/08/2008 11:24)

71. ikaretsaka ( 05/08/2008 15:26)
dia ahoana ry prime raha "manandrana" ka mahita fa tsy tsara na tsy mety taminy ilay Jehovah?
tsy maninona izany fa zo-ny ny manandrana?

:-D
72. fijo ( 05/08/2008 21:01)
ikala cutie koa ,tia karokaroka tsssss
73. prime ( 06/08/2008 06:33)
ikaretsaka> Raha "nanandrana" marina ka mahita fa tsy tsara na tsy nety taminy Jehovah dia izay ilay hoe safidy malalaka...

Fa izaho tsy mino hoe misy olona tena "nanandrana" marina an'i Jehovah ka sahy miteny hoe "ratsy" (mivantana kokoa izay toa izay miolankolana hoe "tsy tsara" na "tsy mety") Jehovah...

Ny matetika mitranga dia toa tsy Jehovah no ratsy fa ny mpanaradia azy no mbola misy tsy tanteraka dia lasa Izy Andriamanitra no mahazo tsiny ho "ratsy" na "tsy tsara" na "tsy mety" (io no matetika misy)...
Ny zava-misy ihany koa dia na mihaiky aza ny olona fa tena tsara tokoa Jehovah dia mbola hitany mamy ihany koa ilay filàna mahazatra ka rehefa ahitsin'Andriamanitra dia tsy mahazaka... dia mba hanamarinana ny hadalan'ny tena dia Andriamanitra no lazaina "tsy tsara", fa ny nataon'ny tena indray no lazaina mety sy nanao izay azo natao rehetra...

Samy mila fibebahana avokoa izany...

Tena tsara anie Izy ra-Ika e... tena mba marina e...
74. ikaretsaka ( 06/08/2008 14:44)
ry fijo zao nanandrana dia ahoana? ary sahy milaza mivantana
75. cutie ( 06/08/2008 18:03)
fijo [ Valio ] 05-08-2008 23:01:22
Lohateny : Re : fahafolo-karena....
ikala cutie koa ,tia karokaroka tsssss

lol
76. ikaretsaka ( 06/08/2008 18:45)
fijo:

ikala cutie koa ,tia karokaroka tsssss

izy efa ela no tia saka saka ka.. mba tsy nosakainy tao aza ny fijokelin'ialahy
77. SHOAN ( 06/08/2008 18:54)
:?: :?: :?: :?:
78. fijo ( 06/08/2008 21:06)
hi hi ih ialahy ity letsy ry ika,tssss tia karokaroka io zaza io
79. ikaretsaka ( 06/08/2008 21:09)
:wink:
80. fijo ( 06/08/2008 21:11)
izay izy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461