FITIAVANA

1. xxx ( 01/08/2008 08:52)
Mino ve nareo fa ny fitiavana eo amin'ny olon-droa dia mitohetra mandrakizay. Rehefa mbola zaza mantsy dia mamy be le izy ka raha vao mandingana sehatra hafa (mariage) dia ohatry toa ady sy probleme fotsiny no hita. Ka mampanotany tena hoe nifantia ihany ve ireo olona ireo taloha???
novalian'i andrywui ny 09/12/2008 17:02
2. rhh ( 01/08/2008 13:23)
Ka ny mahatonga an'io d tsotra ihany nisy toetra mbola ts hita mihintsy t@ mbola nisipa fotsiny fa rhf tonga ao @ tokantrano vo mametraka fanontanina hoe hay ve mbola nisy an'izany tsy hita taloha e ! :roll:
3. Lejoba ( 04/08/2008 13:58)
ny olana ry xxx dia efa novitainy talohan'ny fanambadiana daholo izay mahafinaritra azy dia ny blems sy ny ny fahasorisorenana sisa zaraina ao @ ilay fanambadiana an. Misy antony anie ny andraran'ny Baiboly ny fijangajangana (adultère) sy ny firaisana ivelan'ny fanambadiana (fornication) eh
Izaho efa elabe no nanambady ary sahy mijoro vavolombelona fa tena mifankatia tokoa izahay mivady. Ary rehefa ankinina @ Tompo ny fiainan-tokantrano dia tsapanao isan'andro sy isan-tsegondra fa "Bold textAndriamanitra fitiavanaBold text" ny Andriamanitrao.
Ary fanomezana avy @ Atra ny vady. Raiso toy ny appareils hafa rehetra eh, rehefa misy disfonctionnement dia ento any @ Ilay nanamboatra azy, mety hatorony anao koa mantsy hoe ianao no tsy nahay nitondra nahasimba ilay fitaovana.
Isika lehilahy mantsy io zatra tsy mamaky mode d'emploi io ihany. Manaonao foana dia avy eo hoe tsy mamely ity
Nisy prof de philo-nay izay taloha nilaza hoe ny fitiavana mila finiavana raha tsy te ho faty
Dia mahorena tokantrano sambatra eh :*
4. todisoa2 ( 04/08/2008 14:14)
ka ny fiainana dada, ao anatin'ny mangidy no misy ny mamay. Tsy misy ny fitiavana raha tsy misy adiady kely, tsy fifankahazahoana omban-gidragidra kely. Somary mody adala izay aza indraindray. hihihihi!!!
5. haritianah ( 05/08/2008 05:34)
lejoba à iza mou ny mpivady ts ifakatia tokoa.Ts dakoro @ lazainao alou ao é! dé tsis olana fa dakobé mandra-pahafaty zany ny mpivady?
Tadidio fa olondroa samy manana ny sainy no natambatra ho iray donc ao foana ny ts fitoviam-pijery izay miteraka ady matetika nefa izay no maha vady azy dia afaka mifandefitra.
Marina toko ny lazainao fa refa ankinina @ Andriamanitra dia izy no manomé antsika lé fo mahay mandefitra sy mifamela.Fa ady raha mbola mpivady dia maro, fa refa mahalala an'Andriamanitra isika dia io no aro fanina ngezabé ho any fanambadiana satry voafehy ny didy folony ny mpino ka mampihena ny faniriandratsy retraretra.
Mlay alou lé sarinteny ampiasainao é refa misy ny olana dia ento à nanamboatra azy.Miombokevitra tanteraka ny tenanay é msotra.
6. Lejoba ( 05/08/2008 10:59)
zay le vehivavy izay be famaliana izay. Anazy foana ny dernier mot :-@
7. Bags ( 13/09/2008 12:26)
Zao an tsy mitovy ny tontolo nisy t@ mbola kely sy rehefa lehibe,eny fa na de ny fihetseham po aza,tena samy hafa.Maharitra ny fitiavana nefa miankina @ roa tonta,zany hoe mila matotra tsara
8. doxie ( 22/10/2008 08:10)
za ry reto de efa nanambady 5 ans zao,fantatro fotona vitsy zay fa nanan sipa ny vadiko,zay mo efa mananjanaka 1 de nandefitra aho refa nifona izy ary nanome toky fa tsy anao tsony,ny tena mafy de tsy afaka ato ampoko lay trahison ary misy fotona mamparary ny andoako mintsy.ny tiko mba anapinareo anà oe possible ve tia ny vadiny ny lehilahy 1 nefa miaraka @olokafa iany ko,ny vadiko mantsy de manome toky lava ahy fa tsisy tiny mihoatra anà fa adalana sendra nandalo no nisipany t@io olona io.lehilahy ngamba no mba tiko anondro hevitra sy ilaza ny fomba fijeriny @zao toe-javatra zao.refa tratra zay ve ny lehilahy de manapaka tokoa ny fisipany @olonkafa sa manohy miafina iany
misaotra @ valiny mba omenareo ahy e!
9. ni81 ( 22/10/2008 08:20)

Ka miezaha manadino ilay zava-nisy e! Rehefa tsy tratranao intsony izy dia aza alefa lavitra ny eritreritrao. Misy tokoa lehilahy tia ny vadiny, ary tsy sahy misaraka aminy mihitsy, fa ilay filàna ao anatiny te hiova olona hafa no manesika azy. :roll:
10. doxie ( 22/10/2008 08:41)
fa ny lehilahy zany de tsy maintsy mila olokafa na atao aza ny sitrappony rehetra @lafiny rehetra io (firaisana ara-nofo sns...)ary refa miteny ve ny lehilahy oe tia de tena avy @fony tokoa zay .
11. dana2 ( 08/12/2008 08:32)
[quote=Lejoba]
ny olana ry xxx dia efa novitainy talohan'ny fanambadiana daholo izay mahafinaritra azy dia ny blems sy ny ny fahasorisorenana sisa zaraina ao @ ilay fanambadiana an. Misy antony anie ny andraran'ny Baiboly ny fijangajangana (adultère) sy ny firaisana ivelan'ny fanambadiana (fornication) eh
Izaho efa elabe no nanambady ary sahy mijoro vavolombelona fa tena mifankatia tokoa izahay mivady. Ary rehefa ankinina @ Tompo ny fiainan-tokantrano dia tsapanao isan'andro sy isan-tsegondra fa "Bold textAndriamanitra fitiavanaBold text" ny Andriamanitrao.
Ary fanomezana avy @ Atra ny vady. Raiso toy ny appareils hafa rehetra eh, rehefa misy disfonctionnement dia ento any @ Ilay nanamboatra azy, mety hatorony anao koa mantsy hoe ianao no tsy nahay nitondra nahasimba ilay fitaovana.
Isika lehilahy mantsy io zatra tsy mamaky mode d'emploi io ihany. Manaonao foana dia avy eo hoe tsy mamely ity
Nisy prof de philo-nay izay taloha nilaza hoe ny fitiavana mila finiavana raha tsy te ho faty
Dia mahorena tokantrano sambatra eh :*
[/quote
tena tikobe ny valin teninao!!!ny vady hendry tokoa dia avy amin jehovah!!ary io fitiavana io dia fanomezana avy amin andriamanitra refa tsy sitrapony dia sy tanteraka fa tsy terena masaka fotsiny!!!nefa refa izy ko no manambatra dia tsy afaka sarahan'olombelona!!!marina tokoa fa refa tena apetraka amin ndriamanitra io fitiana io dia izy tokoa no mikoloko sy manampy na dia misy aza ny ny ady,ny olana na ko elanelan tany mapisaraka olondro mifakaty dia ampifalina fona ny iatrehana an zany!!!ny tokatra apetrakamin andriaminatra koa dia feno fahendrena,fifandeferana ary fitiavana tsy mety ritra tsy arakin fomba filaza oué refa mitombo ny taona ny niarahany olona anakiroa dia lasa adidy sisa y tokatrao!!!!!!amiko tsy marina zany!!
12. andrywui ( 09/12/2008 17:02)
de inn zany no fika ry le joba ra efa tafjabak nanambady mialou zany ka nanjar nangidy zao satri talohan fanambdn le izy??? mis fika hafa ve sa de oe ereto fa te hanao hialou eo ty!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4828