Mahatonga sakafo

1. bazylou ( 31/07/2008 22:16)
direct avy any Dago ity olona ity.
rrichara@yahoo.fr
Anontanio izy.
répondu par rose4u le 19/10/2008 10:30
2. bazylou ( 31/07/2008 22:19)
raha tia hanafatra ravin toto lena, mofo gasy, koba, voanjobory lena na maina, anana,..............ianao dia manorata ao dia azavainy aminao tsara.
3. ainaheri ( 01/08/2008 06:00)
Maninn izy ra manazava resaka eto fa tsy nareo no mitatitra,ento eto ilay fanazavana @ antsipirihany d raha liana ny namana d manoratra any ee,sa aona,tsy mety ve zay?? :lol:
4. fahamarinana ( 01/08/2008 08:26)
:arrow:,vieforce : itovizako hevitra... avoahy eto tokoa raha mahasoa e ry bazylou a.... (l)
5. diamondra27 ( 07/08/2008 06:16)
ainaheri: aiza le mofo baolina lah aloha fa noana be zany sady mbola tsy hay koa na teha ho tonga aty le koba nafarana na tsia
miandry an'i Mr richara zany tsika e
6. rose4u ( 19/10/2008 10:30)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000@yahoo.co.in)forum.serasera.org
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.181