mba mitady radio gasy ranoray fotsiny azafady
1. max4588
(
01/08/2008 08:46)
tena malahelo ny any tanana dia mba te hihaino le radio tena malagasy ireny e
misaotra
misaotra
novalian'i ainaheri ny 05/08/2008 05:31
2. ni81
(
01/08/2008 08:56)
tena malahelo ny any tanana dia mba te hihaino le radio tena malagasy ireny ejereo ny radiovazogasy.com e
misaotra
4. ainaheri
(
01/08/2008 09:34)
Misaotra t@ ilay site ry brunozik ,fa ny tsy azoko maninn no tapatapaka? Sa zay no solon'ny pub? Otrany tsy mamely zany fa otrany mihaino diska goka zany klé :lol: Tsy aleo aza soloina pub? :lol:
5. brunozik
(
01/08/2008 09:48)
tena olana teknika kely le izy ra ainaheri ka fa tsy pub kosa e afaka iany io refa tena chargé tsara le module
misaotra mialoha e
misaotra mialoha e
10. RATOVOARY
(
04/08/2008 06:09)
ainaheri> mampiesona ndray twa zany an! :-D :-D :-D :-D Ni-klik aho ka tsy nisy nivoaka , wainnn be klé =)) =)) =)) =)) =))
11. ni81
(
04/08/2008 06:54)
ainaheri> mampiesona ndray twa zany an!Ni-klik aho ka tsy nisy nivoaka , wainnn be klé:-D :-D :-D :-D
12. ainaheri
(
05/08/2008 05:31)
RATOVOARY>> Diso klik twa zany,matoa lery tsy nivoaka :-D :-D :-D :-D
