solonanarana miafina
1. saho
(
01/08/2008 19:36)
fa nahoana nareo no miafina ry xxx, tsimati, kodoropamba?????
Raha tena olona mandray andraikitra sy te hahazo ny maha izy ny dinika ataonareo ianareo, dia sahia miseho fa tena olona manana ny maha izy azy nareo fa raha be lazao fotsiny kanefa ny mombamomba anareo tsy miseho dia olona tsy madio izany fa miafina, asa matahotra hoe tratra fa nanao ratsy sa hoe olona tsy mazava saina
Ny atao hoe olona mazava saina mantsy dia tsy misitrika fa miseho ary tena maneho ny heviny....isika internet ary tsy hiseho vahoaka mihitsy kanefa dia nahoana nareo no be lazao eto kanefa na ny mombamomba anareo aza lainga daholo
Nanakatra lavitra aho dia toy izany koa ny fisehoan'ny saina malagasy be lazao ao mada ao tsy sahy miseho sehatra ary mandainga sy miafina fa matahotra ny ho raisimpotsiny...miafina ny fomba malagasy, miafina mifanao fangalampery ny vahoaka sy ny mpitondra, miafina mistery daholo refa zavatra rehetra malagasy, IO NO TENA TSY MAMPANDROSO , tsy misy TRANSPARENCE MIVANDRANVANDRA FA MIAFINA TOA ANAREO....
RAHA SAHY MISEHO DIA EKENA IHANY FA ISIKA TSY MADA FA IVELAN'I GASIKARA E, RAHOVIANA VAO TSY MIAFINA INTSONY NY FOMBA MALAGASY FA LASA TONGA DIA LA VÉRITÉ....
VIVE GAZETY LA VÉRITÉ.... 8-) 8-)

novalian'i tsimati ny 10/08/2008 04:59
4. saho
(
01/08/2008 21:07)
xxx>nareo no tena isan'ny malagasy tsy mampandroso, ataonao fa ra9 moa gasy 100%, baikon'ny vazaha fotsiny izy ary misy mpiaro azy betsaka fa nareo no manongana ny gasy toa anareo tsy ho avotra na oviana na oviana...
Na hivadika tsy ho iray intsony ny vary sy rano dia tsy handroso mada raha ohatranareo daholo ny malagasy rehetra, sahia mamoaka ny maha izy anao fa aza miafina manao fangalampery toa ny ankizy milalao...lazao ny mombamomba anao raha tena izy enao.
Sahia mandray ny andraikitra, vazaha foana no mibaiko mada hatr@ izay ka hatr@ izao, sahirana lava enao raha hanenjika ny malagasy toa anao ary ao aorinany foana, mba ilaina mantsy ny fiadiana hevitra mahatakatra fa gasikara dia handoalika foana ary tsy hitraka raha tsy miova ny fisainana...
AMBARAO NY MOMBAMOMBA ANAO DIA HO VOAVAHA NY OLANA MISY AMINAO, TSY MIDIKA IZANY FA MITADY VADY IANAO FA FAMELABELARAN-KEVITRA ARA TSAINA NO ATAO, RAHA MAHAVITA ATOMBOY MIALA AMINAO FA AZA MIANDRY NY HAFA....
:roll:

5. kalazagasy
(
01/08/2008 21:45)
ò Saholy a, efa nanomboka 2004 enao no niaina tato @ty serasera ity, h@ zao ve dia mbola tsy hainao foana ny miaina ao anatin'ny virtuel ? Tsy resaka politika ihany mantsy izy ity fa eo @ sehatra retraretra. Manarak'izany efa olon-dehibe enao fa tsy ankizy, tokony afaka mi-comprendre tsara mitsy fa tsy ilàna fanazavàna be manakory.
Hevitra no ampiadiana eto fa tsy resaka anarana na bika amantarehy, asehoy ny maha kalaza anao arak'hevitra d zay. Basta.

6. nikah
(
02/08/2008 08:24)
Marina ny an'i kalagasy,hevitra no ilaina eto fa raha hampiseho ny momba azy izy azony atao ange ny mandainga ry Saholy e!Mody asiany sarin'olona hafa @ profil sns.....
Ka namiafina @ xxx sns..... izy amiko aloha tsy dia olana loatra e!Fifanajana @ fifamoahana hevitra angamba no tena ilaina dia izay!

7. kidoropamba
(
02/08/2008 09:46)
Fa miafina amin'ny ahoana indray moa izy ity e?
Aiza indray no misy lainga eo? Raha milaza mantsy ianao fa misy lainga izay nosoratako momba ahy dia midika izany fa fantatrao ny momba ahy miohatra ahy manokana mahafantatra ny tenako.
Gaga sy talanjona aho amin'izao lazainao izao satria tsy misy hafinafina fa tena VEritE dE VeritE io mikasika an'i kidoropamba io.
Izay ataon'i filoha hajaina Ravalomanana ihany no ataoko
Ravalomanana Ihany! Ravalomanana hatrany!
Tafita é! tafita Isika malagasy. ^:^

8. patrick2002
(
02/08/2008 16:18)
aza mampiesona ra kidoro ah! dia sarinao ko ve io lety ah! :-D :-D :-D
sao dia tsy ianao ary iolety ah!
hita ianao fa kidorony ra jeankely kou ! hoe verité ah verité.
saho : fa ny ahy aloha dia tsy izy rehetra no teneniko eto eh! @ mombamomba ahy io ,ny antony dia betsaka ny mpanao ratsy ,tsy hikatsaka afa tsy ny hamingana anao .
Izany hoe ny tsy filazana ny marina izany dia mety fiarova-tena ,ary mety koa hanaovana ratsy olona .
Raha ny ahy ohatra dia hoentiko hiarovako tena ny tsy filazako ny marina @ momba momba ahy eto ,Ny any tsimati,sy ry kidoropamba tsy haiko :wink: ianao mahalala azy .

9. tsimati
(
02/08/2008 18:09)
Voatonona moa ny tsimati ka mba mamaly. Amin'ny kilalao madio dia samy madio saingy resaka kilalao hafahafa tsy hivelarana sao mahita angano. Aza ampitoviana ny Gana sy Akoho.
10. saho
(
02/08/2008 18:19)
patrick2002< marina ny anao fa ny gasy sasany dia mandetika ny toa azy mihitsy no tena ao antsaina, mahantra fisainana ny sassany e, sady tsy mazava saina fa tena mampiejera sady tsy mahatonga lavitra
Izay no antony lehibe hahitana hoe mbola maizina ny firenena e, mbola ela ary tena ho ela.
Misaotra anao ihany nandray anjara teto e
bye :lol:

11. tsimati
(
02/08/2008 18:26)
lasa hivadika ady hafa raha izay no asesikao ry saho. Iza no milaza aminao fa marina ny zavatra mikasika an'i patrick2002 ? Mba fantatrao ve fa io no kidoropamba fa mody fanina ?
12. kidoropamba
(
02/08/2008 19:15)
dray!dray!dray!
Tsoriko aminareo fa fantatray daholo ianareo mianakavy eto. Ny CIS dia efa manana doSiE mazava momba anareo. Hatramin'izao aloha dia "No Problem" nareo satria tsy misy na dia iray aza afaka hanelingelina ny fitondrAn'i filoha hajaina Ravalomanana.
Tafita Isika malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

13. tsimati
(
02/08/2008 19:21)
izay le tiana ambara ve ? ianao no tia hanelingelina sady mitady mpanampy mafy dia mafy saingy tsy asian'ny vahoaka sira.
14. kidoropamba
(
02/08/2008 19:24)
hin!hin!hin!Efa nolazaiko taminao fa siramamy ny anay fa tsy sira.
Jerevo ny refilEXa andra-tsimaty: "Mitady mpanampy": tssss! tena manao ESIKILAVazy moderna ianao ity ka mbola mitady mpanampy antrano foana.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^

20. kidoropamba
(
07/08/2008 15:35)
Raha mbola mitohy izao fanaratsiana ny bikako izao dia esoriko io sariko io. tsssss! Tsy rariny kosa izao marina mafy ary @ anaran'i filoha hajaina no hilzAko an'izany.
Asehoy eto ny sarinareo fa raha hatr@ zao dia mbola no sariko no tsara indrindra.