resy lava e

1. bazylou ( 01/08/2008 21:10)
isan andro, telo sy donga be izao nanaovan'ny mozambika azy :-D :-D
2. RATOVOARY ( 02/08/2008 06:05)
Taiza no nahazoanao io vaovao diso io, tany @ fifanitsanana CAN2010 sy mandial 2010 io omenao io . Ahitsio kely fa na de resy aza isika de t@ 2 noho 1, De misaora ny ekipa malagasy satria efa nahatody ny dingana manasa-dalana izy. Ary mety mbola haka ny laharana faha3 ihany koa.
3. neo83 ( 02/08/2008 14:08)
Salama daoul ze mandalo eto รด.

Mba te anampy kely ny voalaza ery amboaloany za rangah ! tsy oe manakiana za a, fa tena otran'ny tsy kapoakan'ny malagasy miisy le baolina mikatroka amin'ny avy any ivelany e. Tsara le oe mifaninana avy amin'ny firenena sasany, fa tena isaky ny misy match anie d raha sanatria ka maaresy amin'ny match aller d ny retour tsy maintsy latsaka foana ve avieo.
Reefa amin'ny kidaona maraina no tena ahitako anzay, ze oul miantso ao sy ry Gothlieb oatra d tsy reraka manambony moral e, fa ngamba ny moral-ny no akariny amin'ireny, fa tena resy foana ve avieo. Raha oatra ka ny fitiavan'ny mpijery baolina gasy ny foot no afindra kely ao amin'ny rugby anie oatra, mety ho lasa le rugby e. supposition io a, fa misy ny fahamarinany iany alou.
4. xxx ( 02/08/2008 16:45)
zara aza ny barea mba mifampitsapa matetika amin'ny equipe afrikanina aty ivelany ,mba zatra resy mba ahafahana mandresy azy aminy manaraka,efa mba nisy fihezahana nataony fa tsy hitady resultat toute de suite eto,sady misy le fanakianana famotehana tsy izany no ilaina fa le fanakianana hanatsarana zavatra ,na resy io ny barea foana ,allez barea ,na resy lava aza barea misy foana ny mpijery sy mpanohana ny barea
5. bazylou ( 02/08/2008 20:19)
resy e, resy e :P :P
6. xxx ( 03/08/2008 10:12)
dia inona no problem nao ,ndana manohana ny bresil fao ao ianao maheno fandresena lava,si non ianao no atao entreneur ny barea vao maharesy isika gasy :-D :-D :-D :-D :-D
7. bazylou ( 03/08/2008 16:58)
ouooooooooooo!! resy lava e, , rasy lava e,,gisitra foana ...... :-D :-D :-D :roll: :roll:
8. xxx ( 03/08/2008 17:55)
bazylou:

ouooooooooooo!! resy lava e, , rasy lava e,,gisitra foana ...... :-D :-D :-D :roll: :roll:


resin'i zambia 2 a 0 ny barea t@ 3em place cosafa cup edition 2008,ary koa resin'ny ouganda 32 a 22 ny makis t@ rugby elimination sy can ,dia inona no problemanao amin'izany ,sa hoe tokony mba omena anao le saosy nanaovany ry lerony frais tany dia mba faly ianao

9. bazylou ( 05/08/2008 23:53)
aleo mihitsy manoha an'i bresil fa ny anareo 60 taona nanaovana baolina resy ihany :-D :-D :-D
10. xxx ( 06/08/2008 14:32)
Rehefa izay no safidinao i_nona no maharatsy an'izany
11. Herimiafina ( 13/08/2008 21:03)
Normal io ry ise an! Ny spaoro any amintsika mbola tsy sokajiana ho asa mihintsy fa fialamboly. Ny olona mpifaninana aminao amin'io na ny vola miditra amin'ny iray tanana aminao aza mety tsy mahatoraka ny laniana amin'ny kotrana ataony anaty iray volana. Mbola vitsy izany malagasy milaza hoe ny anton'asako dia athletisma, ary na iny aza no anton'asany tsy hahazo miliara de dolara ohatry ny any usa mihintsy izy raha mbola ny Dago.
:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0978