Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lemenakely
(
07/08/2008 08:45)
Chacun pour soi sa ........?
Misy karazan 'olona raha mindrana zavatra any aminao na iny very tsy hita intsony na potika !
Ohatra manana kiraro tsara tarehy ianao dia misy miteny ny fianakaviana a ny namana hoe :"mbà ampindr...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2008 03:59
kidoropamba
(
07/08/2008 08:28)
Ampiakariko ilay niVAO: Vaovao Tsara! vaovao mahafaly!
[u]vaovao mahafalay voalohany[/u]: [b]Lasa any Sina ny filoha hajaina Ravalomanana.[/b] Surprizy izy io ka gaga ireo atileta gasy raha nahita tany Sina fa ny filoha hajaina Ravalomanana mihitsy no mit...
tohiny
novalian'i tsimati ny 10/08/2008 04:48
RATOVOARY
(
07/08/2008 06:53)
Mitovy fanoratra fa tsy mitovy dika
Maro ireo teny mitovy ny fanoratra azy nefa samy manana ny heviny.
Oh:
Mamahana ( tsindri-peo eo @ "a faharoa " ) = manome sakafo, sns....
Mamahana ( tsindri-peo eo @ "a fahatelo " ) = mamporisika ...
tohiny
novalian'i Bethebest ny 29/08/2008 09:05
niryna
(
07/08/2008 06:14)
Tsy hanan-java-mahory izay matahotra Azy.
Efa noresahina teto ny tahotra tiana ho tenenina eto ka dia ho zaraiko fa [b]izay rehetra matahotra an' i Jehovah dia tsy mba hanan-java mahory.[/b]
Ahoana izany matahotra Azy izany ?
Raha mita...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/08/2008 04:40
tsimati
(
07/08/2008 05:32)
Mba tarito na hampiakaro ilay "niveau" ary raha ambany e?
Tsy misy tokony hireharehana angamba raha ambany ny akamaroan'ny fatra na "niveau"-nay mpiserasera eto. Mitaratra ny fatran'ny Malagasy mba sahy manoratra ve izany ? sa ny vendrana no manoratra ary ny...
tohiny
novalian'i penguin ny 11/08/2008 16:00
bazylou
(
07/08/2008 00:13)
dia izay ve no rariny
ry mpitsara Malagasy be tay parasy ???
""Procès
Travaux forcés pour une mère infanticide
Poursuivie pour avoir tué son enfant, une mère a été condamnée à sept ans de travaux forcé...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 19/08/2008 09:09
hao
(
06/08/2008 20:20)
gasy marina
ka izao, hita fa miezaka , ary misy fivoarana tokoa ny analyse-nareo rehetra, fa na izany aza, dia mbola ambany loatra ilay fatra(niveau) e! tsy mbola sokajy-na expert nareo rehetra ato, fa mbola fand...
tohiny
novalian'i rahiratra ny 07/08/2008 11:36
colar
(
06/08/2008 18:30)
antso lava
antso ho anzay efa mahalala ana tsara,tsy antso gratos fa antso FITIAVANA MARINA ozy lay hira,atao otran ny any paris we samy miantoka nefa mpisisipa, fady ana nefa zany...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/08/2008 20:25
efatra
(
06/08/2008 18:27)
Vola be lany ao @ foyer Malgache
Avant toute chose, j’aimerais vous dire que toutes les informations contenu dans cet article n’engagent que moi. Il ne tient qu’à vous de vérifier leurs véracités.
Comme vous le ...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/09/2008 10:57
colar
(
06/08/2008 18:07)
ROMA 2008 ho tonga masika
Ho avy masika ra colar ny asabotsy hariva satria mirava am 2,tsy ankiala ra tsy ny radem soir,offerta ny grappa 5litatra fa homany ny tsaky sy ny cahier de chant,korintsana,farara,vazo tsy an kiala,z...
tohiny
novalian'i colar ny 14/08/2008 17:12
Bocassa
(
06/08/2008 16:03)
velona soa aman-tsara
Niresaka ireto mpivady...
-Ramatoa: loza ane ny nanjo anah t@ maraina e
-Rangah: fa ahoana?
-Ramatoa: nisy jiolahy tafiaraka tamiko tao anaty ascenseur de hoy izy mantsy anah woe: "inona no tinao, ...
tohiny
novalian'i nacl ny 09/08/2008 11:18
prime
(
06/08/2008 12:31)
Mpino kristiana????
Ahoana ny hevitrareo mikasika ireto tranga ireto?
Izaho mpino kristiana nefa mbola misotro (divay, rhum, whisky, hydromel, bière, panache, liqueur, cocktail, na zavatra hafa misy alikaola...) rehe...
tohiny
novalian'i prime ny 19/09/2008 13:57
riana06
(
06/08/2008 12:29)
Ny vehivavi no tena tia manao firaisana ra oharina @ lehila
ra ni fijeriko...
tohiny
novalian'i hugh_hary ny 11/03/2020 13:33
RATOVOARY
(
06/08/2008 11:33)
Mandray hafatra @ mail
Salut daholo!
Raha vao manokatra boite de reception aho dia efa hitako eo daholo ny dinika farany ao @ forum serasera.
Misaotra ny mpandrindra ny @ fanovana ho amin'ny tsaratsara hatrany.
=D> =D...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/08/2008 14:14
Rast
(
06/08/2008 10:09)
Mba mangataka!
Tahiry(ndo sy tah) Izahay roa...
tohiny
Zozoro
(
06/08/2008 08:55)
valin'ny "japonais"
Ny valin'ny minijupe amin'ny teny japonais dia izao:
RADUKUTAKAMATé,
raha vakiana amin'ny teny frantsay dia hoe:
ras du cul t'as qu'à mater.
Amin'ny teny gasy dia efa fa...
tohiny
novalian'i Kapistra ny 12/08/2008 16:00
ni81
(
06/08/2008 07:34)
Ahoana no mba fandinihanareo ity resaka ity
Sendra nitsidika tranokala iray aho dia nahita ity resaka ity...
Lehilahy gasy aho ary manambady vehivavy vazaha efa ho efa-taona izao. Tsara be ny fiainan-toka-tranonay. Ny olana amiko nefa dia iz...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2008 20:35
Mandefitra
(
06/08/2008 05:59)
fihirana ffpm
Miarahaba ny mpisera eto @ fivavahana sy finoana.
Hetaheta moa ny ahy, dia ny mba hampidirantsika ny tonon-kira ffpm ao @ rubrique tonon-kira.
Zao mantsy ny antony :
Sahirana dia sahirana ny tena m...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/08/2008 00:27
ratonga
(
06/08/2008 02:23)
Musee roulant
[url=http://www.dailymotion.com/relevance/search/madagascar/video/x23ikv_madagascar-musee-roulant ] madagascar-musee-roulant[/url]...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 06/08/2008 03:20
ratonga
(
06/08/2008 02:13)
madagascar le-reve-a-petit-prix
aohana indray ity [url=http://www.dailymotion.com/relevance/search/madagascar/video/x67owf_madagascar-le-reve-a-petit-prix_news]madagascar-le-reve-a-petit-prix[/url] ry zareo...
tohiny
novalian'i dadabe ny 10/08/2008 17:02
