Ampiakariko ilay niVAO: Vaovao Tsara! vaovao mahafaly!

1. kidoropamba ( 07/08/2008 08:28)
vaovao mahafalay voalohany: Lasa any Sina ny filoha hajaina Ravalomanana. Surprizy izy io ka gaga ireo atileta gasy raha nahita tany Sina fa ny filoha hajaina Ravalomanana mihitsy no mitarika ny delegasiona @ filaharana any ambony kianja.
Asa na hitarika ny azy koa ry sarikoZY sy BOsy any zamerika, fa ny an'i madagasikara aloha dia efa nandray ny andraikiny ny filoha hajaina Ravalomanana ka izy no sefo deban'ireo atileta. Aza gaga isika raha toa ka mety ahazo medaly ny filoha hajaina @ taranja misy @ io zE OlimPika io.

vaovao mahafaly faharoa: Manambola marina ny gasy. Tena mihena marina ny fahantrAna ary efa miova ny toetsaina, satria efa afaka mividy rongony ny bandy kely. tratra mantsy omaly ny rongony @ taonina maromaro tao Ambalavao.
Lafo vidy be io rongony io ka matoa afaka mividy azy ny boay kely dia satria miakatra ny bizna ka miditra ny vola.

Ary hita mibaribary fa efa miova koa ny toetsain'ny gasy: Efa tsy vary intsony izao ny fototsakafo fa ny setroka. Setroka fohana avy @ rongony io. Ny vary mantsy dia ela karakaraina, mandany fotoana. Ny setroka rongony kosa dia milay be satria miteraka biEN etre hoy ny teny baiko. Mahita anjely mihitsy ny boay kely raha vao avy mifOka tsara ny rongony tapany iray ka adino ny sorisory sy ny fijaliana rehetra.

Tena ho tafita isika malgasy marina raha mitohy ny toy izao.
Fandrosoana daholo io.

Tafita Isika malgasy
Tohizo ny lalantsika
God save le shaolin Ravalomanana ^:^
novalian'i tsimati ny 10/08/2008 04:48
2. tsimati ( 07/08/2008 11:47)
Ny anao alahelonkanina ra-kidoro. Ny mahasosotra ahy maf dia ny famaliako anao indray no hilazan'ny akamanao fa izaho no ianao izay olona manana fomba hafahafa io. Faly ery ianao satria hafa-maina ary ny hafa indray no enjehina nohon'ny adalanao sy lazaina mody mifamaly aminao.
Raha manatrika famoahana mpianatra ny filoha lazaina tsy mety. Raha manome hery sy famporisiana ny mpilalao ny filoha dia lazaina mandany andro sns sns mbola ho avy ary ny efa vita. Fa nareo ve no tokony hibaiko azy sa ny filohan'ny federasiona isanisany koa maniry izany fihetsika izany miampy ny Ministra amperin'asa ?
Raiso haingana ny fahefana dia asehoy ny Malagasy ny fahaizanao mampandroso haingana raha mahavita fa aza manao resaka avolenta ka maniratsira ny maro an'isa amin'ity ankamatatra... Ho lasa filoham-pirenena haingana fa tsy hasosan'ny moly anie ra-kidoro.
3. kidoropamba ( 07/08/2008 13:35)
ö ra tsimati o! F'iza no nilaza teto fa tsy mety ny ataon'i filoha hajaina? Ry zareo mpanohitra no midradradradra an'izany fa tsy izahay mihitsy.
Matoa ianao niteny an'izany dia efa ao ny fisAinanao an'izany. Ka ianao io mihitsy no mitady hanaratsy an'i filoha hajaina Ravalomanana, tiambahoaka.
Tsy mahagaga ahy anefa izany satria nareo ao @ Matsilo io no mianakendry manipy hoditr'akondro an'i filoha hajaina. Fotoana very maina ny anareo.

Ravalomanana Ihany.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
4. Lejoba ( 07/08/2008 13:43)
vap mahita ilay sarinao dia aleo tsy asiana resaka betsaka ny dinika apetrakao :evil: :^) :-D :-P
5. kidoropamba ( 07/08/2008 13:46)
Mba aseho eto ny sarinao mba ahitAna iza no tena bôgosy. tsssssss! miteniteny fahatany. Raha hamoako ny sariko t@ zaho mbola tanora enao dia lavo tanteraka.
arosoy ny ady hevitra fa na tianao na tsia ny anay dia Ravalomanana Ihany.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
6. tsimati ( 07/08/2008 14:52)
Ngah tsy saholin ndray e ?
7. kidoropamba ( 07/08/2008 16:01)
haingana loatra ny nilazAko an'izy iny kanefa mbola tsy azontsika ilay girady maha saoliny.
Raha miverina avy any ny filoha hajaina Ravalomanana vao hiresaka an'izany isika. Okay?

Lasa izao, Tafita Isika gasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
8. bazylou ( 07/08/2008 22:48)
tena kidoro marina ianareo!! :-D :-P
9. tsimati ( 07/08/2008 23:10)
Aza be lazao fa fikanareo ihany no ampiasain'ny kidoropamba. Afaka manamarina miverina mijery ny soratra marobe na loha-hevitra nosokafan'i bazylou sy ny tariny ny rehetra. Nopaina mivantana le Prezida, lazaina tsisy saina ary mifidy vendrana ny vahoaka Malagasy avy eo manjavona kely sy manova solon'anarana dia io fa mody manao adala manao fanohanan'adala ka ny zavatra heverina ho ratsy rehetra no hilazana hoe filoha hajaina. Dia mody henjehina nefa mibetaka satria misy manaraka ny toetra ratsiny. Tena avolenta marina nareo hany ka tafita ny tanana. Mpanolontsaina sady mahazaka vazah, handolihan'ny vazah mantsy ka tsy mahagaga.
10. kidoropamba ( 08/08/2008 09:13)
Lazao fa lainga indray fa "any Sina" ny filoha hajaina.
Lazao fa lainga indray fa tsy nisy ilay bA be natao t@ BaonGO ndry zareo any gabonE.
La zao fa lainga indray fa misy ny fAondAsiOn Ravalomanana
Lazao fa lainga indray fa lasa sesitany ra-jems sy ny forongony
sy ny sisa.

Ravalomanana Ihany! Ravalomanana Hatrany!

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana
11. tsimati ( 10/08/2008 04:48)
Inona no mifandaka amin'ny hevitrao sy bazylou. Iray ihany fa ny anao mody asiana ity latsalatsa "ho ela velona miampy ny ho tafita ity".Kidobangan'ny toaka sy rongony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2926