antso lava

1. colar ( 06/08/2008 18:30)
antso ho anzay efa mahalala ana tsara,tsy antso gratos fa antso FITIAVANA MARINA ozy lay hira,atao otran ny any paris we samy miantoka nefa mpisisipa, fady ana nefa zany
novalian'i fijo ny 15/08/2008 20:25
2. tess ( 06/08/2008 18:33)
:-D :-D :-D ary izy maita lazaina an! fangah ny mpisipasipa any paris lay bandy kosa tsy miantoka lay sipa :^) :^) :^) :?: :?: horera be kou zany :? :-D
3. arialy ( 11/08/2008 08:41)
raharaha koa zany ao paris zany ry colar an :lol: :lol: :-D :-D .
4. colar ( 14/08/2008 18:13)
b ny sipa akamako ao paris ao mitaraina am ataon bandy,mpisipa zao nefa d samy mando ny azy refa mampiaraka,tena tsy sahako zany wa kle,tsy aleo any ambony fandrina no miresaka we aleo atao aty ny sosy fa tsy any am restaurant no samy mando nenazy,ozy le akamako zay we hafa ihany lesy ny bandy aty dago fa galant,ny ahy ny sipako ozy d samy mando nenazy rsfa mapiaraka zay mitsam,samy manana ny fomba tany e,sa aona
5. fasaly ( 14/08/2008 18:57)
:^) :^) :^) :-D :-D ataokon'ny akamako ouhhhh! :-D
marina letsy izany ry colar ah! tsy milay wa tsssss :-D
6. fijo ( 15/08/2008 20:25)
aleo kosa izy hando kely fa rah atsy izany manararaotra ko.avy eo anie le bandy mbola hando ao ainy ihany e.sa????,,
bedy indray aho izao eto le.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3845