Ahoana no mba fandinihanareo ity resaka ity

1. ni81 ( 06/08/2008 07:34)
Sendra nitsidika tranokala iray aho dia nahita ity resaka ity...

Lehilahy gasy aho ary manambady vehivavy vazaha efa ho efa-taona izao. Tsara be ny fiainan-toka-tranonay. Ny olana amiko nefa dia izaho koa manana vady gasy any Dago, ary efa niterahako telo. Te hankaty an-dafy izy ireo miaraka amin'ny reniny. Tsy mahafantatra izy ireo fa manambady vazaha aho, satria hatramin'izao dia vola no alefako tsy tapaka any, ary indray mandeha isan-taona aho no manao tsidim-pahitra any. Ilay vadiko vazaha koa moa tsy mahafantatra hoe manambady aman-janaka aho. Soa aloha fa hatramin'izao dia tsy manam-paniriana ny hitsidika an'i Dago ilay vadiko vazaha, satria matahotra avion izy.Inona no tokony ataoko. Very hevitra aho, satria ho sarona eto ny nafeniko rehetra, mety ho votsotra daholo izy roa tonta raha izao no mitohy. Samy tiako nefa na ilay vadiko vazaha, na ny vady aman-janako.

répondu par fijo le 14/08/2008 20:35
2. ari.malala ( 06/08/2008 08:09)
:-D :-D :-D izao izany ilay hoe kendan'ny vomanga nasesiky ny tanany ko :-D :-D :-D ny mahavariana ahy ao anatin'ilay tantara dia fomba ahoana no nahafahan'ilay rangahy nanam-bady vazaha indray, vady ara-dalàna ve izany sa concubinage? satria raha ny fahalalako mantsy dia mila kopia rehefa hisoratra ara-panjakana... sa tsy toy izany ny any am-pita any?
3. ni81 ( 06/08/2008 08:13)
Asa akia fa miandry fa nisy nametraka fanontaniana tao hoe: @ iza no vita soratra ilay rangahy. Tsy afaka nisoratra t@ ilay vazaha vavy aloha izy raha tsy efa hoe vita divorce e! Fa angamba en concubinage fotsiny ry zareo!
4. oOo ( 06/08/2008 08:18)
:? hum, somary danz kely zany marina.

Amiko mbola tsy dia manana "experience" loatra @ fanambadiana aloha dia tena sarotra be amiko ny hitsara anazy. Tokony lanjainy tsara ny soa sy ny meva @io.

Eto no tena mihatra ilay ohabolana "Qui sème le vent ... ".

5. peta83 ( 06/08/2008 09:03)
za ko mafantatra ol otran'zany saingy lay vadiny any ampita ndray d gasy ihany, tokony mitsotra izy satria manjary mampanantena tsy mis ny 1partie amin'ireo vady 2 reo. na izany aza mapalaelo ny vady aman-janany aty Dago e :cry:
6. orchidah ( 06/08/2008 09:46)
Ra ny hevitro manokana alo d tsara kokoa ianao mitsotra amin'izay tsy tinao amin-dry zareo. Mino ah fa tsy tinao miaraka zany ry zareo fa ny iray tsy maintsy latsa-danja ny fitiavanao azy. Ko maninn mo nao ra mandray décision ary tsy maintsy misy olana aterak'io décision io . Satria mino ah fa lehilahy manana hazon-damosina ianao fa tsy boza-damosina.
7. sakaizakely ( 06/08/2008 09:54)

tsy hitako ze lazaina fa :-D :-D :-D :-D :-D :-D fotsiny
8. ni81 ( 06/08/2008 10:11)
Ra ny hevitro manokana alo d tsara kokoa ianao mitsotra amin'izay tsy tinao amin-dry zareo. Mino ah fa tsy tinao miaraka zany ry zareo fa ny iray tsy maintsy latsa-danja ny fitiavanao azy. Ko maninn mo nao ra mandray décision ary tsy maintsy misy olana aterak'io décision io . Satria mino ah fa lehilahy manana hazon-damosina ianao fa tsy boza-damosina.
Matoa izy very hevitra dia mamy ny atsy ary fy koa ny aroa! Manao boloky lahy homam-boatseva hoy ny fiteny. 8O
9. simplex ( 06/08/2008 10:43)

zao ve tsy resaka fantasme fotsiny ndray fa tsy tena izy akoriny :-w
10. hantajoasy ( 06/08/2008 10:44)
hanome sosokevitra anao izahay ka izao : amiko alou de lehilahy mpijangajanga ianao mahatoa mampirafy , de vazaha tsy mitovy rà aminao ve no hanarianao ny vady amanjanakao telo , raha izaho no amin'ny toeranao de mody aty Dago mamelona ny vady amanjanaka , fa tsy voatery any ihany no misy ny fitadiavana , fa raha tianao ny vadinao sy ny zanakao de modia fa mahatoa ianao tsy mahafoy an'ilay vazaha de misy tombotsoanao ao , de ny vady amanjanakao ve de ampihinaninao volandrafy , mba mieritr'ereta sao lahy hanody any aorina ka hovotsy droa araky ny teninao , ambava homana ampo mieritrereta!! de manantena ny fiverenanao aty dago e! ny namana mpanoratra bye! bye!!!!! mon ami
11. ni81 ( 06/08/2008 10:50)

Raha mandalo eto @ serasera eto izy dia hitany ireo voalazanao ireo e!
12. xxx ( 06/08/2008 12:19)
Mba te hiresaka sy be lazao fotsiny le bandy
13. diamondra27 ( 06/08/2008 13:15)
mety cas possible ihany kosa io e.Za zao nahalala vazah tany dago dia tany andafy noterahiny ny vadiny , tsy haiko aloha na concubinage fa we vadiny hono no voalazany nefa izy manambady gasy ihany koa ary nanao afera be tao amin'ilay ville aza.. Ny tsy haiko dia hoe: mety fantan'ilay sipa gasy io ve le fisian'ilay vadiny vazah sa tsia. Satria mety azony atao manko ny manafina amin'ny vadiny gasy fa kosa mitantara izany amin'ny meilleur ami-ny izy>

14. diamondra27 ( 06/08/2008 13:19)
Tsy midika izany hoe mankasitraka ilay zavatra ataony aho an.

15. ni81 ( 06/08/2008 13:36)
Mba te hiresaka sy be lazao fotsiny le bandy
Mety hoe be lazao izy angamba ? Fa misy maro koa ny olona manao ireo toetra ireo kah! Alefa ny vola isam-bolana any dago fa ny afindrafidrao hoy ny fiteny tsy azo avela aty !8O
16. ainaheri ( 06/08/2008 14:43)
. Tsy afaka nisoratra t@ ilay vazaha vavy aloha izy raha tsy efa hoe vita divorce e

Sur ve fa tsy afaka manambady aty andafy na d tsy vita divorce ny any dago aza?

Za ndray efa nahita vazà lahy efa manambady,d ny vadiny taty,nandé tany dago nahita gasy tondé nanao mariazy,saika tsy kobo lery raha tsy fetsy ingahy le maire,ilay toerana kou somary ambanivohitra:lol: :lol:
17. Lejoba ( 06/08/2008 15:00)
tena cas poss io kah. taraiky be ny sorapiankohonana any Dago koa na manambady vazaha aza tsy kobo. Fa dia tonga @ io blem io rehefa te ho avy ramatoa sy ny ankizy. Ankoatry ny blem @ fiaraha-monina dia ny ttasy koa no manjary misy olana avy eo satria inoako fa isan'ny antony nanambadian'i leiry vazaha io. Sao sanatria mantsy mitory ilay vozongo dia ahiana ho retiré ilay ttasy.
Fa raha tena tsisy fika dia carte sur table sisa vahaolana ho and-Rangahy. Ampandreneso aloha ilay any Dago (ataovy mail raha manahy hoe akarapony ny tél dia tsy vita ny resaka). Ny antony : tsy afaka hilako an'i toi izy satria any lavitra any (ompa angaha mahafaty); administrativement koa izy mety tsy hahavita zvt firy. Je sais, c'est cruel mais, que veux tu, il y a le feu à la baraque. Fa mialoha an'izany aloha dia ampandreneso ny mamanareo sao tapaka lalandra ao raha ny vinantovavy no mampahafantatra azy, sady mety hamaly faty any ilay vadinareo.
Efa mandehandeha any ihany ianareo dia jereo any izay hevitra mety, maka saina @ jiolahimboton'ny fianakams (le mahatana secret mazava ho azy)
Ilay eto andafy, te tian-ty angaha? Vonona ny ho retraité hiaraka @ny? Sao izy no mandeha mialoha. Sao mantsy votso-droa eo. Ny zaza mety tsy homen'ilay any Dago fa vola no takiany.
Fa hafa ihany ny mofogasy eh. Raha milamina ny ttasy dia farano ny momba ilay eto. Hafaro ny any @ tanàna avy eo dia ohatry ny mody hoe nangala-pihinana kely fotsiny toi fa tsy hoe nanambady mihitsy
Dia fadio @ sisa fa raha sipa koa anie no lasan-dry lerony ka t... be eh 8-)
18. ni81 ( 06/08/2008 15:16)

Dia fadio @ sisa fa raha sipa koa anie no lasan-dry lerony ka t... be eh
Fetsy ianareo lehilahy ireto kah! Tena mahay mampiady politika sy hefetsena mihitsy! :roll:
19. endrika01 ( 06/08/2008 18:22)
Mahalasa saina ihany.Misy vhv any miteny wé,refa miditra ny sôsy ampy hoahy sy ny zanako @zay ilainay,tsy asianay blem mintsy zay ataon-drangahy any ivelany tokan-tranonay any.Refa tsy hitany masoko sy ny fianakaviako,fa raha sanatria misy mahavoa azy sanatria aho raha hanavotra,fa zay manao la vie miaraka aminy any no mizaka zay manjo azy any. :wink::-P:P
20. fijo ( 06/08/2008 20:33)
mety tsy misoratra amin'ilay vazaha izy,fa gadra raha manambady roa izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1043