Ahoana no mba fandinihanareo ity resaka ity
21. bazylou
(
06/08/2008 23:48)
:-D :-D :-D :-D :-D , ity izany ilay hoe te hanao aminy eo koa!!!! :-D :-D :-P :-P
22. serena
(
07/08/2008 04:23)
Slt daholo aty an-dafy aho ary tena betsaka ny gasy manao io zvt io aty ny antony dia satria te-hijanona ny sasany ndray de nh ny filany ka za aloha de manome tsiny azy ireny satria ny fiainana tsy vitan`izany fa mila mandinika tsara vao manapa-kevitra onena mihitsy ny foko mahita ireo gasy tsy lahy tsy vavy efa mana-bady manan-janaka nefa mbola manao iozavatra io ihany ,dinio tsara ihany zay atao fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina :cry:
23. Herimiafina
(
07/08/2008 16:40)
Tsy nangatahana certificat de célibat angaha ileiry tamin'ny nanambady tany andafy tany? :-D
24. ni81
(
08/08/2008 07:31)
Tsy nangatahana certificat de célibat angaha ileiry tamin'ny nanambady tany andafy tany?Mety ho tsy marina angamba io dinika napetrany tao @ ilay tranokala io fa mba te hiresaka fotsiny izy e! Niandry azy daholo ny oul tao fa izy toa tsy namaly intsony hatr@ zao, na koa menatra ny toetra raha toa ka tena zava-misy ilay izy.
25. Bola
(
09/08/2008 03:55)
Ny efa nisy indray, sady ilay olona mihitsy no nitomany nitantara...Ilay rangahy no vazaha dia nilaozany ny vadiny tany an dafy fa hoe asa no atao aty...niaraka tamina vhv gasy izy tao madagasikara...ilay rangahy milaza amin io hoe hody fa ny asa mitazona azy satria namany be nanome service azy taloha ilay mba mila azy io zao...nahare ihany ramatoa farany fa misy vhv miaraka amin ity vadiny. dia mampandry sofina fotsiny ilay rangahy...kanjo hoy nareo fa notongavan ilay ramatoa tany mada ...za tsy nitady hafantatra zay suite ny satria sao za koa hidiran doza...fa hilazana hoe misy ny mahavanon javatra...efa mihoatra ny 30 novadiana reo aminio..
ankizy hafa koa fa gasy dia ilay rangahy koa lasa tany sady toa tsy en regle akory ny papiers...dia mamporafy any...ny tsy azoko, raha nieritreritra ny handeha ihany nahoana no novadiana ilay tany Madagasikara e...tsy aleo niandry izay tany ivelany tany rehefa ^ttsy no ilaina fa tsy sady mizaka fanenjehan ny eritreritra no fiainan ilay iray any koa potika.
Samy manana ny irin ny fony tokoa ny rehetra...
ankizy hafa koa fa gasy dia ilay rangahy koa lasa tany sady toa tsy en regle akory ny papiers...dia mamporafy any...ny tsy azoko, raha nieritreritra ny handeha ihany nahoana no novadiana ilay tany Madagasikara e...tsy aleo niandry izay tany ivelany tany rehefa ^ttsy no ilaina fa tsy sady mizaka fanenjehan ny eritreritra no fiainan ilay iray any koa potika.
Samy manana ny irin ny fony tokoa ny rehetra...
26. bazylou
(
09/08/2008 23:25)
izaho izao dia mahafantatra olona manao an'io,dia rehefa manao vacance ny zanany avyany Mada sy nyreniny dai miaraka ao daholory zareo !!!! elektrika beny ambiance eo an
27. nikah
(
12/08/2008 11:06)
Raha mety miaraka moa izy 2 ka haninona fa raha tsy hety hiaraka,tsy maitsy misafisy 1.Ka raha ny hevitro,ny vady no azo atao hoe vadiko taloha i anona,fa ny zanaka tsy mba azo atao izany fa zanaka mandrakizay.Tsy hety ny hoe zanako taloha i bozy.Ka raha manao choix dia ilay zanaka mandrakizay ee!Zany hoe lay vady amanjanaka.
28. neo83
(
13/08/2008 20:05)
Sssss ! ela nitoratorahana ka naavoa mason'angatra ka, reefa ny patalou no mtondra ny fiainana tsin' d taraiky ny saina vao mieritreritra. tsy imémé loza za, fa zay ngamba zany no hitanlé lhl fa mety aminy ! tsmieritreritra tss. Vhv gasy d ande atakalo vzh.
29. fijo
(
14/08/2008 20:35)
ka tsy misoratra wa izy sy le aty aty rah aio,na izy sy ilay any,fa tratra raha samy nisoratany ireo.
