Liste des messages

Liste des messages, inserés par Zozoro, par ordre de date
Zozoro ( 27/02/2012 17:05)
Asa na eto no tokony ametrahana
Asa na eto no tokony ametrahana an'ity na any amin'ny eritreritra mandalo... Vao avy namaky boky manambara ny toe-tsaina sy ny fomba amam-panao malagasy taloha aho : tena be ny firaisakina, rehefa mis... suite
répondu par vonynive le 22/06/2011 09:00
Zozoro ( 06/04/2009 13:03)
HO INONAO...
...Ho inonao ny setrasetra Sy ireo lango fandemena Ry Fitiavana ato anaty Izay mitafy Fahenrena.....!!! Aza miantso tody akory Na hanozona ny anjarany Fa hany Hery, sy Fitàna... ...Dia Fi... suite
répondu par Zozoro le 03/05/2009 21:15
Zozoro ( 28/03/2009 08:45)
ANGAMBA
Mba mangataka ny tonon'ny hira : ANGAMBA - io no titre - (hirain'ny tarika Ramarson willson) Angamba ifaliko ny volana mitranga an-kabakaba-manga Kanefa mbola tiako ny masonao mijery Mibanjina... suite
répondu par Zozoro le 29/03/2009 16:41
Zozoro ( 13/02/2009 13:25)
IZAO AHO...
[i]Italic text[/i]IZAO AHO Izao aho no mitomany... izao aho no misento, Izao aho no miantso vonjy ho avotrin'ny fiainako eto, Izao aho no tomany itan-danitra ao ambony, Fa any andro...any taon... suite
répondu par vazivazo le 23/06/2014 10:12
Zozoro ( 27/01/2009 18:00)
Ramanonaka
Ary ianareo ve mba efa nihinana ramanonaka miharaka amin'ny vandro? Tsara an ! ... suite
répondu par ikaretsaka le 03/02/2009 14:01
Zozoro ( 14/01/2009 19:00)
Procès hormone de croissance
Mba ahoana ry namana isany ny fahitanareo ireto dokotera sy farmaciens hafa-maina tamin'ity fitsarana ity ? Tanora kely daholo ireto maty voan'ny tsy fitandremana ! nisy 117, nefa dia hafa-main Raha ... suite
répondu par ainaheri le 15/01/2009 04:34
Zozoro ( 09/01/2009 18:40)
ZAVA-KANTOZAVA-KANTO
ZAVA-KANTO Kintana mamirapiratra amin'ny alina mangina Iantefan'ny nofinofy any an'habakabaka any Misy bitsika mankeny, misy amboaram-panirina Moa tsy zava-kanto izany ? Saingy izaho ... suite
répondu par Koditra le 09/01/2009 22:18
Zozoro ( 08/01/2009 19:02)
Koditra sy Papoose
Dia alefaso ary.... suite
répondu par Papoose le 13/01/2009 18:15
Zozoro ( 31/12/2008 13:11)
NY REHETRA
Arahaba ho an'ny rehetra rehetra tsy hankanavaka izay tratran'ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany androany. Dia samy ho tratrin'ny 31 décembre 2009 indray !!!!... suite
répondu par Zozoro le 17/01/2009 09:24
Zozoro ( 05/12/2008 18:30)
Mitady tononkira
Miarahaba ny rehetra, ary miala tsiny raha izao indray vao tonga eto nohoin'ny antony maro samy hafa. Raha ma misy mahay na manana ny tonon'ny hira hoe: tokana iny (izay angamba no titre) dia tena an... suite
répondu par turix le 06/12/2008 10:39
Zozoro ( 05/09/2008 19:07)
Isa
Ho an'ny mpiandraikitra ny tononkalo izy ity. Fanontaniana ny ahy. Fa maninona ho'aho no omena isa ny tononkalo ê ? Rehefa isa "0" ve dia hoe ratsy ? Misy anefa tononkalo maro dia maro tena tiko ... suite
Zozoro ( 09/08/2008 20:05)
Ilay mpialamandry
Rehefa tsy hita nandritra ny telo andro rangahy fa tany ivelany tany dia nody ihany, naterin'ity namany. Vao tonga tao an-trano anefa dia velona ny adin'izy mivady ka nampitangorona ny olona. Ny marai... suite
répondu par ainaheri le 10/08/2008 09:57
Zozoro ( 06/08/2008 08:55)
valin'ny "japonais"
Ny valin'ny minijupe amin'ny teny japonais dia izao: RADUKUTAKAMATé, raha vakiana amin'ny teny frantsay dia hoe: ras du cul t'as qu'à mater. Amin'ny teny gasy dia efa fa... suite
répondu par Kapistra le 12/08/2008 16:00
Zozoro ( 05/08/2008 12:14)
japonais
Ankamantatra hafa kely indray ity : Inona no dikan'ny MINIJUPE amin'ny teny japonais ??? :-D :-D :-D Omeko ny valiny rehefa avy eo.... suite
Zozoro ( 05/08/2008 10:42)
Ankamantatra (valiny)
Ny valin'ilay ankamantatra hoe : atsipitsipin'ny mahantra anefa ataon'ny mpanakarena ampaosy dia : LELO ary tena marina ny fanazavan'i SHOAN. Betsaka no nahita ny valiny BRAVO !!!! ... suite
répondu par Zozoro le 06/08/2008 09:04
Zozoro ( 04/08/2008 08:24)
Ankamantatra
Inona ary izany : Atsipitsipin'ny mahantra nefa ataon'ny mpanakarena am-paosy ? :lol: (omeko ny valiny rahampitso).... suite
répondu par SHOAN le 05/08/2008 13:07
Zozoro ( 02/08/2008 07:41)
velom-bolo? (tena zava-nisy)
Niditra tao an-trano i Lira kely, efa sampotra ery, dia hoy izy tamin-dreniny : - Neny â! mankanesa , hono, i neny any amin'i bebe . -Fa misy inona ? Izy irery angaha no ao ? - An an , ao i Banou... suite
répondu par SHOAN le 04/08/2008 21:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324