Ramanonaka

1. Zozoro ( 27/01/2009 18:00)
Ary ianareo ve mba efa nihinana ramanonaka miharaka amin'ny vandro? Tsara an !
2. sitlo ( 27/01/2009 18:37)
Ary ianareo ange nataoko fa mpanaja ny teny gasy eh
3. ainaheri ( 27/01/2009 19:16)
sitlo,ka izy kosa mba te ihinana vandro sy ramanonaka kou:-D :-D :-D
4. Zozoro ( 27/01/2009 20:40)
sitlo:

Ary ianareo ange nataoko fa mpanaja ny teny gasy eh


Miala tsiny fa diso ary e! vakio voanjo. Nisy olona iray izay mba nampianatra ahy niteny an'io dia mba ampiasaiko.

5. ikaretsaka ( 27/01/2009 20:47)
ataoko fa tsy resaka fikajiana ny teny gasy no ato fa resaka ramanonaka :°)
6. sitlo ( 27/01/2009 20:52)
hihihi izaho koa indraindray ohatra ny masiaka an.

Izaho tia takopery be menaka, dia izaho koa tia voanjo, indrindra moa fa ilay hanina miaraka amin'ny sase iny. Fa mbola tsy nanandrana takopery be voanjo izany kosa aho k'ityyyyy.

Izany ve tsy ho ohatra ny portabla ny tsirony. :-D
7. Papoose ( 27/01/2009 21:11)
:?:
8. sitlo ( 28/01/2009 01:54)
oops, takopery be nana tokotrany moa kay :lol:
9. Papoose ( 28/01/2009 02:11)
10. sitlo ( 28/01/2009 02:31)
maninona? maharikoriko be ve? izany no fiantsona ny ramanonaka koa
11. ikaretsaka ( 28/01/2009 03:18)
Ka raha le ramanonaka mitalesaka be any tolozy ireny zany ra sitl. Takon'inona?
12. ainaheri ( 28/01/2009 04:26)
lay takopery be menaka eo iany f'ilay be nana kosa tsy telina klé :°)
13. sitlo ( 28/01/2009 15:15)
dain, mba gaga indray aho tamin'iny. Nataoko fa mahalala an'izany daholo ny olona rehetra. Ny nanodidina ahy aloha nahalala daholo na ny tao Iarivo na ny tany ambanivohitra.
Ilay takopery be menaka nifangaro tamin'ny vary be menaka fotsiny ny lelako, fa ilay takopery be nana mihitsy no izy. :-D

Fa io portabla = koba ravina io kosa mba mahalala daholo sa?
14. ikaretsaka ( 28/01/2009 15:46)
sao kosa letsy nasin'i laisany atody ny paten'izany ramanonaka izany no nanompy mavo le
15. sitlo ( 28/01/2009 21:24)
lamokan'atody ve? :-D

Ahoana moa ilay hatsikana gasy ilay misy rangahy be nitelina lamokan'atody iny dia maty. Tsy tadidiko fa nampihomehy fotsiny ilay tantara no tadidiko.
16. Koditra ( 29/01/2009 15:35)
Zozoro:

Ary ianareo ve mba efa nihinana ramanonaka miharaka amin'ny vandro? Tsara an !
Tô fatatrao ny régimeko isamaraina léaza :lol:
17. gidrokely ( 29/01/2009 22:30)
Ramanonaka be sira no efa nohaniko fa tapohana rano kellllllllly hihiiy!!!!!!!
:lol: :lol: :lol: :-D

de mbola misy koa, le efa nialina telo andro de telo 50ar le izy! fa.....
tsy laitran'ny dadabeanay le izy
18. ikaretsaka ( 29/01/2009 23:18)
Ramanonaka sy bononoka asiana kafe zanatany sy ronono be erotra mamiana @ siramamy gasy
19. benasy ( 31/01/2009 07:53)
Nôna bé 'za 'zany ka!!!!..... 8O 8O 8O 8O 8O 8O
20. Zozoro ( 02/02/2009 19:17)
benasy:

Nôna bé 'za 'zany ka!!!!..... 8O 8O 8O 8O 8O 8O


Miampita ny arabe fotsiny i Benasy dia misy mpivarotra ramanonaka, eo ankaikiny eo ny voanjo !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1709