Niditra tao an-trano i Lira kely, efa sampotra ery, dia hoy izy tamin-dreniny :
- Neny â! mankanesa , hono, i neny any amin'i bebe .
-Fa misy inona ? Izy irery angaha no ao ?
- An an , ao i Banou (zazalahy mafy ady kely)
- Koa manao ahoana i Banou, mba efa valombelombolo?
- An an, manao casquette.