japonais

1. Zozoro ( 05/08/2008 12:14)
Ankamantatra hafa kely indray ity :

Inona no dikan'ny MINIJUPE amin'ny teny japonais ??? :-D :-D :-D Omeko ny valiny rehefa avy eo.
2. SHOAN ( 05/08/2008 13:03)
短いスカート
saka féfèsse
:lol:
短いスカート (teny japonais io)
3. lehilahytsyresy ( 05/08/2008 16:40)
Ny dikany dia MINI-SUKAATO
Io dia avy amin' ny teny anglisy hoe "mini skirt".
Misy hafa tianao hanontaniana ve ?
4. malalatinasoa ( 05/08/2008 23:30)
Ok lehilahytsyresy an 8) :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.312