Ilay mpialamandry

1. Zozoro ( 09/08/2008 20:05)
Rehefa tsy hita nandritra ny telo andro rangahy fa tany ivelany tany dia nody ihany, naterin'ity namany. Vao tonga tao an-trano anefa dia velona ny adin'izy mivady ka nampitangorona ny olona. Ny maraina dia tonga ity namany haka azy hiasa, dia notantarain'ny olona taminy ny zava-nisy ny alina iny. Iny rangahy nivoaka ny trano haingana toin'ny mandosotra loza, tsy nisolo akanjo akory. Vao tafadify kely ny trano izy roa lahy dia hoy ity namany:
- Toa nataon'ny vadin'ialahy nahita faisana, hono, ialahy leitsy !!! dia ahoana no nihafarany???
- Nataoko nandohalika mihintsy lety รข!
- Marina ve letsy ! hoy ity namany gagagaga, dia ahoana hoy izy ?
- Hoy izy hoe : Mivoaha ianao avy ao ambany farafara ao raha tena lehilahy !!!
novalian'i ainaheri ny 10/08/2008 09:57
2. kalazagasy ( 09/08/2008 20:22)
=)) =)) =)) =))
3. ni81 ( 09/08/2008 20:36)
:lol: :lol:
4. ainaheri ( 10/08/2008 09:57)
:-D :-D :-D :-D Tsy ratsy hahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5579