Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sipagasy ( 09/08/2008 19:22)
MADAGASCAR sur M6 ce 09/08/08 à 20h50
Miarahaba e!!! Aza hadinoina fa hist fandaharana mikasika ny fivelaran'ny fizahan-tany any amintsika ao @ M6 ny alahady izao manomboka @ 20h50 ao anatin'ny fandaharana 'CAPITAL', dia rehefa avy mij... tohiny
novalian'i malalany ny 16/08/2008 14:21
xxx ( 09/08/2008 12:15)
Fivoarana ara-pitondratena
Mahita ve ianareo fa ny heverina ho fivoarana raha resaka fitondrantena ankehitriny dia izay ratsy rehetra taloha ka ekena izao: ohatra taloha mahamenatra izany lhl mandry @ lhl, na vhv mandry @ vhv, ... tohiny
rabingogilabanga ( 09/08/2008 11:48)
FJKM: Tsy mazava ?????????
[b]FJKM: Fiangonan'ny Jesosy Kristy Madagasikara:[/b] Toa manilika avy hatrany satria ny sasany izany tsy an'ny Jesosy?toin'ny hoe temoin de jehovah. Ny sasany izany tsy temoin de dieu? asa! mba h... tohiny
novalian'i hendrybe ny 12/07/2014 04:04
kanto1 ( 09/08/2008 11:04)
ekipa vhv topon daka Pétanque Mondiale la Marseillaise 2008
Miarahaba ny namana rehetra ny tenako , Vaovao tselatra ho antsika rehetra fa dia lasan ekipa vehivavy malagasy ny amboara lehibe mondial pétanque la marseillaise zay notontosaina ny volana jol... tohiny
novalian'i jefra ny 09/08/2008 14:32
xxx ( 09/08/2008 08:38)
Namana serasera
Misy fanamboarana ve fa tsy tafiditra mihintsy hatry ny omaly Io maraina io dia ito no mivoaka rehefa mikliky Namana Serasera [b][size=60px]It works[/size][/b]... tohiny
novalian'i sipagasy ny 15/08/2008 22:04
sff ( 09/08/2008 06:41)
very tadidy aho dokotera
- Somary very tadidy aho dokotera - Nanomboka ohaviana izany? - Tsy tadidiko ! http://tianamix.free.fr/forum/blagueshumour/index.php?action=view&topicid=22 :-D :-D ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 10/08/2008 21:49
Hackeur ( 09/08/2008 05:55)
Logiciels
Logiciels amidy mail: mailprivate@ymail.com Tel: 0331484321, 0340359995 1DVD Pinnacle 12 ultimate 1CD Kaspersky 2009 4DVD Adobe CS3 master collection 1CD Ulead 11.5 plus 1DVD Adobe 1er CS3... tohiny
badboy ( 09/08/2008 04:43)
3ème Guerre mondiale?????
Manomboka ny lalao olympika! Tehaka ho an'ny hafa, horakoraka ho an'ny sasany!! Taiwan ohatra dia voahorakoraka be satria mahasaky mitsangana manohitra ny sinoa, izay mitady ny haka ankeriny ny tanana... tohiny
novalian'i lagoon ny 15/08/2008 13:43
fijo ( 09/08/2008 04:23)
lasa e
Culture Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail Soirée de « serasera.com» Tovo J’hay en invité vedette Pour les Malgaches qui résident à l’étranger, câ€... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2008 21:08
xxx ( 09/08/2008 04:07)
Sarotra ny mandainga
Efa samy nahare an io daholo fa inona no antony hilazanareo manokana ireo teny ireo na koa hiheveranareo fa tsy mitombina ireo teny ireo... Amiko: sarotra ny mandainga satria lainga iray miantso lain... tohiny
novalian'i xxx ny 15/08/2008 16:14
ratonga ( 09/08/2008 02:17)
Melky (mbo sahira)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/MELKY/video/x5l2z0_melky-mbo-sahira_music... tohiny
SHOAN ( 08/08/2008 20:18)
MISY OLONA TOKONY HO SAKANANA ATO
MISY OLONA TOKONY HO SAKANANA ATO ... Mandreraka fa mandefa lahatsoratra lava bé hoe jesus christ Ka teny frantsay ranoray ilay lahatsoratra Milaza fa hoe Christ ny pseudoa n'io olona io ka dia i... tohiny
novalian'i SHOAN ny 12/08/2008 09:35
xxx ( 08/08/2008 18:30)
fiarahana
Ahoana ny atao mba hampaela sy hampisy tsirony tsara rehefa manao firaisana?... tohiny
kidoropamba ( 08/08/2008 13:16)
fAOndAsiON Ravalomanana: kitapom-bolam-bahoaka
Raikitra Ary ny lanonana. Tafapetraka amimpomba ofisialy ny kitapombola Ravalomanana na hoe: [u][b]fAOndAsion Ravalomanana[/b][/u] . Io no handefasantsika ny zanatsika any zamerika mandrato fianaran... tohiny
novalian'i karavasy ny 10/08/2008 09:56
FHABI ( 08/08/2008 12:06)
fitia tsy tafita
miangavy mba omeo io tononkira io aho ze mahalala inty ny mail ko mi_2sa@yahoo.fr... tohiny
ni81 ( 08/08/2008 06:59)
Misara-toerana andro vitsivitsy
Misy aminareo lehilahy raha vao misara-toerana andro vitsivitsy @ ramatoa, ohatra hoe: mandeha manao tournée, nisy fahoriana dia tsy afaka niaraka (noho ny asa) satria lavitra ilay toerana, lavalava ... tohiny
novalian'i ratonga ny 10/08/2008 20:39
niryna ( 07/08/2008 16:51)
AMENA !!!
Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'io teny kely io ? Aminao inona no mahatonga anao mamarana ny teny hoe AMENA (l) niryna ... tohiny
novalian'i niryna ny 16/09/2008 17:04
diamondra27 ( 07/08/2008 11:05)
tody
Hoy ny ntaolo:"ny tody tsy misy fa ny atao no miverina" Misy tokoa ve izany tody izany dia fomba ahoana no fisehony? ... tohiny
novalian'i nacl ny 14/08/2008 07:36
haritianah ( 07/08/2008 10:08)
Vhv malina kokoa raha mihoatra ny lhl eo @ fanafenanjavatra
Raha mapitaha ny vavy sy lahy dia matetika raha ny vavy no mapirafy dia ela no sarotra zany vao tratrany lahy parcontre raha vao ny lahy no manao dé tratra vetvet fona? marina ve fa mailo kokoa ny va... tohiny
haritianah ( 07/08/2008 09:43)
aiza dolo indray ary ny équipé iray
Efa antso avo ts roa amantany zao no nataon'i COLAR ho an'ireo equpény hivazo sy hikalo any amorondrano ary aziza Dolo indray ary ny équipé ho any @ boite é? Zay mantsy ts dé manampeo ka sao ho ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.9031